Dia ho sahy hitsi-paritra ve io tgv io ??

1. Noue ( 27/03/2009 20:25)
asa re eee ! fa mba lasa ny saiko oe mba sahy andeha hitsidi-paritra ve io tgv io ee ??? mino aho fa tsy sahy io !!
jereo fotsiny aza ity, vao minisitra miseho oe manao ny asany nefa >>>>>>

En visite officielle au lycée de Faravohitra, le ministre de l’éducation de la HAT a été hué par les étudiants

mitonatonana tsss !!! :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i zandikely ny 28/03/2009 04:48
2. salopard ( 27/03/2009 20:31)
raha any @ faritra aloha dia 100% TGV,

Tsy sahala @ ireto raciste sasantsany ireto

satria I ravalo RACISTE aloha hatramin'izao no tsy nahasahy nankany toliara, ary i Ivohasina no may rôplanina tany Manakara t@ debut Mars teo

Alefaso lavitra ny jery fa aza variana ny ankainky ihany
3. ifiona ( 27/03/2009 20:43)
efa misy hetsika ho fanohanana an'i ravalo miomana any Mahajanga any, @ talata.

4. xxx ( 27/03/2009 20:53)
mampalahelo lesy ialahy ry salopard,aza miditra amin'ny resaka politika lesy fa ny zone rouge sy ny komika ela ireny tena milay ary koa le resaka kisoa tany @ faritany
snif snif tchoufou misy kely ve razoky an
5. Noue ( 27/03/2009 20:56)
:-D :-D :-D :-D :-D
ny tany antsirabe aloha dia efa anti tgv eee !!
6. xxx ( 27/03/2009 21:46)
Antsirabe :-D :-D :-D :-D Izahay izao no aty Beer fa tsy anti ra8 no maro aty surtout apres an'ilay resaka tany tao Mandaniresaka, alahelonay tanteraka ireo tany nofahon'i Ra8 sy ny fanabotriny anay amin'ny vidin-dronono. Misy farany ny zava-drehetra e!
7. Andribe ( 27/03/2009 21:47)
aleo rangaha handraisako azy aaa i Noue efa mpanolotsaina tsy manao politika 8) 8) 8) 8)
8. fijo ( 27/03/2009 22:11)
tsy sahy mivoak any tranony intsony izao io minisitra io aminareo
9. zandikely ( 28/03/2009 04:41)

Mino aho fa raisin'ny olona thaka ny MESIA mihitsy izao Andry raha mandeha any amin'ny provinces tahaka ny TAMATAVE-ANTSIRANANA-TULÉAR-FIANARANTSOA




10. zandikely ( 28/03/2009 04:48)
Hoy gazette de la grande ile: Détournements sous Ravalomanana : 1 900 milliards déjà prouvés
Mbola hitady handroba indray zany mbola tiany hiverenan'i RAVALOMANANA eo. NON BASTA

Appauvrement rapide
Ignorance totale
Détournement record
Transparence zero
.........................

CONCLUSION: RAVALOMANANA NE MERITERAIT PLUS À DEVENIR PRÉSIDENT DE MADAGASCAR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0772