Tsy nisy sahy ny mpiandry
1. sitlo
(
28/03/2009 11:58)
Tsy nisy "mpiandry" sahy nanantona an'i Cotiti hanala devoly kanefa izy tsy mino an'i Jesosy.
Ravalo ihany no imenomenonana! Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. Raha tsy hoe hifindra trano angaha dia hanadino ny tapaka sy namana hatry izay.

novalian'i rastafarai ny 29/03/2009 02:56
2. xxx
(
28/03/2009 13:20)
sitlo:
Tsy nisy "mpiandry" sahy nanantona an'i Cotiti hanala devoly kanefa izy tsy mino an'i Jesosy.
Ka ny olona reefa tsy mino tsy forcer-na, ny finoany an'i Jesoa Kristy no tokony hahavonjy azy sy hanafaka ny devoliny (rah misy), ka inona moa tianao hataon'i Mpiandry aminy? na izy aza tsy mino ny anaran'ilay tokony hamonjena azy koa inona .......................,
sitlo:
Ravalo ihany no imenomenonana! Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. Raha tsy hoe hifindra trano angaha dia hanadino ny tapaka sy namana hatry izay.
Tsy azoko ny tianao lazaina fa rah ny fahitako azy de i Ra8 lazaina fa mpanao ody?
Rah ny biraon'i koutiti na ny tranony no hahatratrarana ody gasy tsy mampihetsi-bolomaso ahy na ny kely aza, lojika be hoy aho,
Fa i Ra8 izay mpitoriteny eny ambony pilopitra? isaky ny miteny dia tenin'Atra,
Kay ambodia mitafy ....; madevin-tay an-tsalaka, ... mandiso fanantenana
3. patrick2002
(
28/03/2009 13:22)
ka ianao ve ra sitlo manaiky hametrahana Imam tanana ,efa hita fa musulman i coutiti ko ahoana no ametrahana tanana @ alalany jesosy , i jesosy dia sahala @ mpaminany rehetra @ musulman fa tsy zanak'Andriamanitra ,izany hoe i jesosy dia mitovy laharana @ mosesy ,moisa ,
4. yuka
(
28/03/2009 13:40)
Na dia zaza 5 taona aza ve dia hino ny filazan'ny mpiandry sy ny CAPSAT fa pilalao ody ra8?
miditra mialoha ny piandry fozaorana mivatsy hodigasy ny panao gazety tsy mahazo miditra afatsin'ny VIVA ihany. :roll: :idea:
Dia ny ampitso mahazo miditra amizay ny panao gazety rehetra haka sary fa hoe feno ody gasy ny tranondravalo :-D :-D :-D
dinio kely ity teniko ity !
Ny pifoka moly ve dia hitahiry rongony ao raha efa fantany fa hoavy sy hanafika ny polisy???
raha nilalao ody marina i ravalo tsy eny Ambotsirohitra mihintsy no hiterizany azy,na eny iavoloha efa fantany ve ny zavamisy dia havelany ho hitan'ny vahavalo eo ny odiny,nefa ny silipony ary voahorony ko ody gasy no hajanony eo :roll: :roll: :roll: aza mapme hoa :-D :-D :-D
sady aza mivarotra sakabeloha fa tsy zazakely 2 taona kory ny gasy e! :lol:

5. patrick2002
(
28/03/2009 13:51)
ianao ty koa ry yuka dia mapiomehy mihintsy , :-D :-D , tena nitsindrona hormone Ravalomanananiste mihintsy na nitsindrona timitol,
Fa atao inona moa ody aminao raha tsy hiaro ,izany hoe hamono ny fahavalo ,ka matoa ianao mitana ody dia mino ny heriny ianao ,ka inona no hitondrana azy ,fa tsy hapetraka eo hamono an'izay ho tonga eo ,i Ravalo raha vao niditra ny palais ny Iavoloha nitondra mpiandry koa ,ary dia noravana ny pagode fanaovany Ratsiraka meditation nosoloana eglise .
Fa maninona hoy ianao no tsy noentiny Ratsiraka daholo ny zavatra masina rehetra teo amin'io pagode io.

6. rastafarai
(
28/03/2009 14:03)
Ze filazanareo azy eo na ody gasy na ody vazah... Na misy ody iray taonina aza any @ Ravalo,tsy misy olana izany fa ra zay no hitany fa nampandroso azy,ra za alou no mahita ody maha miliaridera d asiko e :-D So d mba mahita mpisikidy ry reto nareo!? :^) Ataovy @ le tsy d b hody fa manjary feno ny vovo :-D
8. yuka
(
28/03/2009 15:01)
enao koa ra pat nga efa Voatsindron'i tgV,tsy mantsy miaro refa misy ny tsy rany,zah tsy tongobolo ka tapenanao vava e! :D
9. patrick2002
(
28/03/2009 15:09)
:-D :-D :-D
ka tsy ekena @ fitondrana izany satria efa t@ androny Ranavalona 2 no efa nifanaiky ny gasy fa tsy ekena ny fitondrana tazomina @ ody dia nidorana i Kelimalaza sy Rafataka izay sampy ny mpanjaka .ka Raha i Ravalomanana mitady hamerina an'izany dia tsy eken'ny fisainanay .
Ianareo mpanohana azy manaraha fa tsy olana ,maneke ny fombandrazana izay tsy hita no maharatsy azy aminareo fa ny anay hitanay ny maharatsy azy ,ka havereno ny polygamie ,mandehana havereno hamasinina i Kelimalaza sy ry Rafataka ,
Hitako Ravalo no nanatona ny mpanjaka swaziland izay mbola mifikitra @ fombandrazana kou :-D :-D :-D
Ze filazanareo azy eo na ody gasy na ody vazah... Na misy ody iray taonina aza any @ Ravalo,tsy misy olana izany fa ra zay no hitany fa nampandroso azy,ra za alou no mahita ody maha miliaridera d asiko e So d mba mahita mpisikidy ry reto nareo!? Ataovy @ le tsy d b hody fa manjary feno ny vovo
ka tsy ekena @ fitondrana izany satria efa t@ androny Ranavalona 2 no efa nifanaiky ny gasy fa tsy ekena ny fitondrana tazomina @ ody dia nidorana i Kelimalaza sy Rafataka izay sampy ny mpanjaka .ka Raha i Ravalomanana mitady hamerina an'izany dia tsy eken'ny fisainanay .
Ianareo mpanohana azy manaraha fa tsy olana ,maneke ny fombandrazana izay tsy hita no maharatsy azy aminareo fa ny anay hitanay ny maharatsy azy ,ka havereno ny polygamie ,mandehana havereno hamasinina i Kelimalaza sy ry Rafataka ,
Hitako Ravalo no nanatona ny mpanjaka swaziland izay mbola mifikitra @ fombandrazana kou :-D :-D :-D
10. yuka
(
28/03/2009 15:51)
reny lamba orange ambozonana reny no tsy matiko lolo :-D :-D :-D
efa naheno za teo aloha hoe :ny toromarika nendrasan'i TGV teo abohijatovo
hono dia varamaina nipoaka,io ny famantarana fa handresy izy amin'ny tolony
hozy ny masinany :-D
ary refa nirefotra io varamaina io dia nitrika ny olona niriotra nakeny @ 13 mai izy fa efa nipoaka ny sarombilany :-D :-D
tsy avelany hitsahana 13 mai ankehitriny sao dia mifototra :lol:
fozaorana tia vola no nahenona an'io :-D :-D :-D

11. andrywui
(
28/03/2009 16:08)
hi! hi! hi! hi! wuiwui hi! hi! hi! wuiwui hi !hi! hi! hi! wuiwui hi! hi!hi!
12. rastafarai
(
29/03/2009 02:56)
:lol: Io fa entim-po nedala!!! zay tsy pro ra8 ry patrick2002 fa olona tsotra tsy mandany fotoana manaratsy sy manoso-potaka oul,ra Hendry ny mpitondra tsy mpiandry hitady ody no karamainy fa mpiandry hitory sy hanaparitaka ny tenin'ny soratra masina...patrick...miala devoly..miala devoly... :{ :{