mpokina tsy mpokina eo ambohijatovo

1. ra8enforce ( 28/03/2009 08:15)
nandalo teo izahay io maraina io fa dia efa maro be no eo ambohijatovo @ izao ora izao,ary mbola maro ihany koa ny en route hitanay ,efa misomebiseby ny vahoaka f'efa akaiky ny fandresena,efa atomotra dia atomotra
novalian'i endrika01 ny 29/03/2009 13:47
2. Noue ( 28/03/2009 09:01)
tena en force mahintsiny izy zany eee !! :-D :-D :-D :-D
3. KALACK ( 28/03/2009 09:23)
TGV nalefa ho eny hijery taratra ny 60% aminireo fa sao misy diskoro vinany ao ka nalefa hitondra mesazy aty am foibe kintana , ha ha ha ha
4. eightman ( 28/03/2009 09:33)
:-* :* ^^ ;-) :evil: :^) :{ :-o :-P :-D :/ (l) 8-) :°) :} :arrow: :!: :?: :idea: :wink: :roll: :twisted: :P 8) :oops: :cry: :x :lol: :? :( :) :D 8O
5. eightman ( 28/03/2009 09:34)
Misy 1 adino ao , iza ary oo?!! lol
6. xxx ( 28/03/2009 09:49)
Ambohijatovo est noir de monde. Les manifestants sont venus en famille (hommes, femmes et enfants). Début du culte religieux
7. endrika01 ( 29/03/2009 13:47)
eightman:

Misy 1 adino ao , iza ary oo?!! lol


=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.103