Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salopard ( 14/04/2009 22:10)
ARE TI NA : Antoko politika vaovao, ho ela velona e!
Ka arak'io tantarain'ny malalako NOUE etsy ambany io, dia tsy manainky an'i TGV koa ny AREMA, mitsangan ary ny antoko mpanohitra vaovao , matanjaka satria be vola nangalarina daholo ny sefobe-a-ny: ... tohiny
Noue ( 14/04/2009 19:45)
Tonga saina tampoka nga ny ekipan'ratsiraka ????
fa nisy inona hono ee ?? [b]L’Arema de Ratsiraka quant à lui ne veut « pas étre jugés par le tribunal de l’Histoire pour avoir avalisé et entériné un coup d’état institutionnel et ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:15
rabingogilabanga ( 14/04/2009 18:33)
KADHAFI sa SARKOZY ? La France ou La Libye
Hatreto aloha dia hita fa mirona any @ La frantsa i TGV ary any @ Libye i Ra8.izao no tiana hambara: 1)Talohan'izao iezahan'ny khadafi @ Union Africain izao, dia efa nanadrana ny hampiray ny fi... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 22:18
desirelyaime ( 14/04/2009 17:31)
hevitra momba ny fanabeazana
Anisan'ny mampitaraina ny maro ny fitondràna, ny pôlitika... Ny tenanay dia mihevitra fa ny fanabeazana no fototry ny fiainam-pirenena ka tokony hilofosana mafy. -Raha mba nobeazina hanaja ny fanan... tohiny
niryna ( 14/04/2009 17:19)
Miambena,miambena ,vitantsika ve izany e
[b]Nisy olona tena ratsy fanahy nivoaka avy teo aminao ka nitaona ny mponina ao an-tanànany nanao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa (izay tsy fantatrareo) Deot 13:14 1[i] Ary amin'izany di... tohiny
novalian'i mia ny 15/04/2009 19:12
vilambava ( 14/04/2009 17:03)
Mbola miasa ve ny ody maherin-dra8?
Toa tsy heno intsony ny tohin'ity resaka ody mahery nampiasain-dr8 ity. Nahoana no niantsoana vahoaka ny fanalana azy ireny teny Ambohitsirohitra kanefa tsy nasiana tohiny intsony taty aoriana? Sa dia... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:20
ariel ( 14/04/2009 16:26)
recette gateaux moka fanao aminy mariage
sao mba misy mahay resetinio gateaux io nareo lay otrany any dago reny fa tena te hihinana mafy, lay gateau feno fa mamy be doly fa hafa ihany lay otrany any amintsika dia misaotra mialoha ho anareo m... tohiny
novalian'i ariel ny 16/04/2009 18:04
ikaretsaka ( 14/04/2009 16:02)
Tohin'ilay resaka mivatambatana/fahalalan-tsaina/pudisme
Anisan'ny nanaovan'ny namana ao ambadika ao fanamarihana moa ny momba ny tononkira mivatambatana. sy hoe "manafintohina" sy 'mamoa fady hono izy ireny" ka mba lasa eritreritra ihany ahako raha s... tohiny
novalian'i milamm ny 03/07/2009 12:36
molota ( 14/04/2009 14:48)
ny orinasanao ry TGVendrana no ampiasao hanafarana PPN a!
miseho tena mahay nefa kay!! mangalatra sy mandroba sy mialona fananan'ny olona fotsiny!!! :-D tena lebehin'ny foza marina klé :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i mihitsy ny 16/04/2009 07:30
mion ( 14/04/2009 14:14)
teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR
Kabarin'ilay kely teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR. Zany oe nofitahina ny olona teny mba ahazoana seza. raha miakatra ny IGR, ihena ny karama. Ny IGR niakatra farany talohan... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:33
rnala ( 14/04/2009 14:05)
e manonja, an'ny AMPIFITIA
Mangataka tonon'io hira io... tohiny
halloween ( 14/04/2009 13:25)
Mety hanana ny herijika Hitondra ihany ny TGV raha toa ka ..
Azo heverina sy eritreretina ihany zany hoe TGV hitondra ny Firenena Malagasy izany raha toa ka : -hanapakevitra tsy hiverina intsony marina i Ravalomanana -tsy mety hanohana azy ihany ireo firene... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:36
xxx ( 14/04/2009 10:56)
inona no tsy hodian'i dada haingana e
ilaozan'i dada manao africaraid,ny vola ve no tsy misy hividianana an'i capsat sa ahoana e ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:13
xxx ( 14/04/2009 09:56)
MITADY HIJAPY TRAIN NY AREMA
12:00 - Les délégations de Marc Ravalomanana et de Didier Ratsiraka ont quitté les négociations entamées par les Nations unies à Ambohibao. Selon Andrianantoandro du parti présidentiel, l’ém... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:33
andrywui ( 14/04/2009 08:51)
HO TSARA FAHATONGAVANA RY TIM BE FIALONANA NY VOLAMPANJAKANA
Raha ela indindra de ny faran'ny volana izao defa hivoaka avy ny vola ho an'i Etat malgache avy amin France ,, efa manangasanga koa ny an Amerikana (civil) ,, fa eo ampikarakarana ttsy rehetra ny Fan... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:36
xxx ( 14/04/2009 08:29)
TGV SY NY COUP D ' ETAT!!
tsy maintsy mandresy ny tolona fa herezo ry malagasy a... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:46
xxx ( 14/04/2009 08:06)
khadafi
Mahalasa saina ihany rehefa jerena hoe ato amin'ireto rahalahy mainty ireto no mba maka toro-hevitra sy mitady sortie de crise i Marc. Nefa raha jerena ny zavatra nataon'ireo filoha afrikana notetevin... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 08:18
fanou14 ( 14/04/2009 08:03)
ho an'i ra8 istes
mba te hanontany ny ra8iste s fotsiny aho hoe rariny ve ny : - fangalana tanin'olona ankeriny? - fanaovana monopolisation ny ppn ? - fanondranana ny haren'ny malagasy antsokosoko satria nalainy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 08:12
bazylou ( 14/04/2009 07:40)
lany andro
le tim kle!! izaoizany zao misolelaka manao negociation etsysy eroa! lool, nefa tgv efa niteny hoe non, dia ahoana ? ?. Atao daholo ze manif e, hetsika etsy sy eroa , ny fandaniana andro manao sit ... tohiny
novalian'i halloween ny 14/04/2009 13:34
Oay ( 14/04/2009 06:34)
Mila fahendrena é...
Araka ny resaka mandeha any ambony any d hoe manomboka miresaka i ny ekipa Ravalomanana sy ny ekipa Ratsiraka ka ny mpanelanelana d i Khadafi! Satria moa i Khadafi sy Ratsiraka d mpinamana be d i Kha... tohiny
novalian'i Oay ny 14/04/2009 14:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6595