Mila fahendrena é...

1. Oay ( 14/04/2009 06:34)
Araka ny resaka mandeha any ambony any d hoe manomboka miresaka i ny ekipa Ravalomanana sy ny ekipa Ratsiraka ka ny mpanelanelana d i Khadafi!
Satria moa i Khadafi sy Ratsiraka d mpinamana be d i Khadafi koa anefa président en exercice ny UA d otrany hoe mandeha ny resaka satria i Ratsiraka d tsy faly @ fikafikan'i Ratsirahonana sy ny HAT.
Raha marina io resaka io d tsy ho ela d vita ny HAT!
novalian'i Oay ny 14/04/2009 14:21
2. Mirananirina ( 14/04/2009 07:47)
Oay a;Efa fomba ny mpanao politika ity,maka ny atsy na maka ny aroa,mba hahazo toerana eo aminy fitondrana.Ka normal be izany e.
Raha marina io resaka io d tsy ho ela d vita ny HAT!

Efa mihozongozona e
3. Oay ( 14/04/2009 08:34)
Mirananirina:

Oay a;Efa fomba ny mpanao politika ity,maka ny atsy na maka ny aroa,mba hahazo toerana eo aminy fitondrana.Ka normal be izany e.
Raha marina io resaka io d tsy ho ela d vita ny HAT!

Efa mihozongozona e


Ny olana mipetraka anefa d otrany tsy marisika tanterak i Ravalomanana kanefa d teren'ny GradyIloafo sy ny MFM ary ny sasatsany ao @ TIM d eo ny olana, sady Ambohijatovo koa raha vao maharé resaka Ratsiraka tonga d mitsangambolo kanefa i Khadafi tehanararaotra an'izao fotoana izao hanampiany ny namany d i Ratsiraka izany!


4. xxx ( 14/04/2009 09:24)
tandremo fa mangarondela i Oay fa tgv io
5. Oay ( 14/04/2009 09:28)
xxx:

tandremo fa mangarondela i Oay fa tgv io


inn ary ity ry XXX Efa hoe i Oay wa tsy TGV sady tsy TIM fa Malagasy mitady ny marimaritra iraisana satria mijaly ny vahoaka!
Ny mpianakavy izao d miady!
Ny firenena mijaly satria lalaovin'ny afrikanina sy ny tandrefana!

6. KALACK ( 14/04/2009 09:43)
Ha ha ha ha aha !! lalaovin'i Oay ny vahoaka an ,, misavoritk n forum anaovan Oay azy ,,, mazan ty lehilah iray ty ,,
7. Oay ( 14/04/2009 09:50)
KALACK:

Ha ha ha ha aha !! lalaovin'i Oay ny vahoaka an ,, misavoritk n forum anaovan Oay azy ,,, mazan ty lehilah iray ty ,,


Ô ry KALACK a! tsy milalao vahoaka zany i Oay fa jereo ary fa ny tarik'i Ratsiraka sy Ravalomanana anie tsy nety nanohy ilay resaka miaraka @ ONU sy ny UA intsony é!

8. andrywui ( 14/04/2009 10:47)
henjana ra Oay ato zany aa !!!
9. halloween ( 14/04/2009 13:35)
hoy i Oay

Ny olana mipetraka anefa d otrany tsy marisika tanterak i Ravalomanana kanefa d teren'ny GradyIloafo sy ny MFM ary ny sasatsany ao @ TIM d eo ny olana, sady Ambohijatovo koa raha vao maharé resaka Ratsiraka tonga d mitsangambolo kanefa i Khadafi tehanararaotra an'izao fotoana izao hanampiany ny namany d i Ratsiraka izany!



ary sao dia eritreritry Oay fotsiny aliha izay ?
10. Oay ( 14/04/2009 13:40)
halloween:


ary sao dia eritreritry Oay fotsiny aliha izay ?



Tsy eritreritro io fa tractation politique any ambony any!
Fa samy nahita sy nandre kosa isika fa niala t@ ilay fifampidinihana na ny solotenan'i Ravalomanana na ny mouvance Ratsiraka!


11. andrywui ( 14/04/2009 13:45)
eny ekeko le niala tamin'ny fifampidinihana lé solontenan'ny TIM fa hoy i oay oe:
Ambohijatovo koa raha vao maharé resaka Ratsiraka tonga d mitsangambolo kanefa i Khadafi tehanararaotra an'izao fotoana izao hanampiany ny namany d i Ratsiraka izany!

dia hoy aho oe sao dia eritreritry Oay fotsiny io ! ny fifanarahana hafahafa toa io , tsy hita beniany ze tena handraisana azy toa wio fa ndraindray mpiaaraka ndraindray lasa faahavalo ny mpifamono , io no tena raharaha sarotra amin'ny politique eto M/car satria misavoritaka ny saimbahoaka , tokony hanana hazondamosina politique daholo fa tsy zay mampetihety anao dia hiarahana ndray xny vao naloa teo ! hoy ny tenin' Andriamanitra hoe ny "amboa no miverina amin'ny efa naloany !"
12. halloween ( 14/04/2009 13:48)
andrywui ===marina izay nolazainao zay fa izay mihitsy no efa saika ho lazaiko an'i Oay
13. andrywui ( 14/04/2009 13:49)
izao mantsy le izy ry hallow !!!! alefa dahol zao famelezana rehetra an tgv zao nefa anie ra n tena marn de mba nanongampanjakana ko ny TIM ee
14. Oay ( 14/04/2009 13:53)
halloween:

andrywui ===marina izay nolazainao zay fa izay mihitsy no efa saika ho lazaiko an'i Oay


Tokony tsy ho adino aloha fa mpanao politika ireo!
D ohatra iray mbola averiko: "Tsy misy mpifahavalo arapolitika toa an'i Pr Zafy sy Ratsiraka fa jereo fa nifanantona ry zareo t@ fitadiavana ny hanalana an'i Ravalomanana" tadidio fa Pr Zafy no anisan'ny tena mafana fo @ fangatahana ny fanaovana ny famotsorak'eloka faobe an!


15. halloween ( 14/04/2009 14:12)
Tena mikorontana ambony ambany mihitsy anie zany le politika raha izany e! satria vao tsy manaraka politika kely 2 na 3volana fotsiny ny tena dia mety efa lasa mpiakama be tampoka eo Ravalomanana sy Rajoelina hanala an'i XXX
16. Oay ( 14/04/2009 14:21)
halloween:

Tena mikorontana ambony ambany mihitsy anie zany le politika raha izany e! satria vao tsy manaraka politika kely 2 na 3volana fotsiny ny tena dia mety efa lasa mpiakama be tampoka eo Ravalomanana sy Rajoelina hanala an'i XXX


ny roa na telo volana ary mbola bobaka be fa ny androany sy rahampitso d efa zavatra hafa knou!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3339