Mety hanana ny herijika Hitondra ihany ny TGV raha toa ka ..
1. halloween
(
14/04/2009 13:25)
Azo heverina sy eritreretina ihany zany hoe TGV hitondra ny Firenena Malagasy izany raha toa ka :
-hanapakevitra tsy hiverina intsony marina i Ravalomanana
-tsy mety hanohana azy ihany ireo firenena nangatahiny miaramila
-raha toa ka handé amin'ny lalan'ny fahamarinana ny tgv ka hitondra ampahendrena fa tsy hanao tantely afa-drakotra koa
-hanisy fifandanjana ireo olona ahiditra ao amin'ny governemanta tsy ho tanivo na tanindrana ! toy ny teo aloha mantsy dia nahongana sy nalana daholo ny tanindrana fa nosoloin'i Ravalomanana tanivo daholo ny 99%

répondu par fijo le 15/04/2009 21:36
2. Oay
(
14/04/2009 13:36)
halloween:
Azo heverina sy eritreretina ihany zany hoe TGV hitondra ny Firenena Malagasy izany raha toa ka :
-hanapakevitra tsy hiverina intsony marina i Ravalomanana
-tsy mety hanohana azy ihany ireo firenena nangatahiny miaramila
-raha toa ka handé amin'ny lalan'ny fahamarinana ny tgv ka hitondra ampahendrena fa tsy hanao tantely afa-drakotra koa
-hanisy fifandanjana ireo olona ahiditra ao amin'ny governemanta tsy ho tanivo na tanindrana ! toy ny teo aloha mantsy dia nahongana sy nalana daholo ny tanindrana fa nosoloin'i Ravalomanana tanivo daholo ny 99%
Ka ny HAT natao hanangana repoblika vao² fa tsy haharitra izany é!
4. andrywui
(
14/04/2009 13:39)
iiza ty bandy vaovao halloween ty fa mampatahtr na ny anaran ery aza nef toa milay ihany ny koziny !!!!! ahoana letsy ry halloween a!!! vao zao anga elah no tato sa efa mpiondana ato ry lety ???
5. Oay
(
14/04/2009 13:44)
Raha ohatra ka efa adinontsika d ny mission an'i Andry Rajoelina anie d ny FANONGANANA an'i dada é!
Fa @ zao d miketrika be i RaAsterix sy ny potion magique-ny d mety hovita matavy daholo ny bobaka be an!
Mbola misy hiady hevitra ndray ve fa RaAsterix no l'homme de la situation!
Fa @ zao d miketrika be i RaAsterix sy ny potion magique-ny d mety hovita matavy daholo ny bobaka be an!
Mbola misy hiady hevitra ndray ve fa RaAsterix no l'homme de la situation!
6. xxx
(
14/04/2009 13:59)
hoy i Oay
dia hiala teo ve izy hoy ianao ry Oay ?
ny mission an'i Andry Rajoelina anie d ny FANONGANANA an'i dada é!
dia hiala teo ve izy hoy ianao ry Oay ?
7. Oay
(
14/04/2009 14:07)
xxx:
hoy i Oay
ny mission an'i Andry Rajoelina anie d ny FANONGANANA an'i dada é!
dia hiala teo ve izy hoy ianao ry Oay ?
Tsy maintsy miala izy raha vao mitsangana ny repoblika vao²! io tsy misy adi-hevitra!
Fa raha mamela anazy hilatsaka ilay lalampanorenana vao² ka hoe mirotsaka hofidiana izy d lany d amiizay izy vao prézidà ny repoblika fa izao izy d prézidà an'ilay masinina mampandeha ny raharaha d ny HAT izany!
8. halloween
(
14/04/2009 14:09)
Fa raha ny voninahitra kosa sy ny fieboeboana ary ny fizahozahoana kosa no ao antsainy dia ho vetivety dia hidoboka izy
9. Oay
(
14/04/2009 14:18)
halloween:
Fa raha ny voninahitra kosa sy ny fieboeboana ary ny fizahozahoana kosa no ao antsainy dia ho vetivety dia hidoboka izy
Ny HAT wa 19 mois d vita d miditra repoblika vao²! ka io miankina @ tsirairay:
_Raha TIM enao d ozy enao hoe lava loatra!
_Raha TGV enao d ozy enao hoe tsy ampy!
_D raha AREMA miaraka @ Ratsiraka enao d ozy enao hoe tsy misy ilavana HAT!
Fa raha olon-tsotra toa an'i Oay enao d ozy enao hoe:"aleo rangah handeha ahitana ny ho avy a!"
10. mion
(
14/04/2009 14:32)
ka le fiainana ry Oay tsy vitan'nle samy mandeha samy mitady a, ny anareo no mety mandeha jolie fa ny an'ny hafa tsy çà và fotsiny: oh ny an'ny mpiasampanjakana: niakatra ny IGR nefa le fiakarana teo alou aza efa saika tsy zaka.
Nareo marina angamba tsy mba mandoa hetra na diso be sôsy loatra de tsy mitsinjo le majinika mintsy
Nareo marina angamba tsy mba mandoa hetra na diso be sôsy loatra de tsy mitsinjo le majinika mintsy
11. Oay
(
14/04/2009 14:37)
mion:

Mion an! mafy be ilay ady ary raha tsy namboly tany Ambanivohitra d efa sarotsarotra ny fiainana!
Ary io fahasarotan'ny fiainana io indrindra no mahatonga an'i Oay manao hoe "Ampy izay ny korontana" fa aleo hafainganina ny fidirana @ repoblika vao²!
12. mion
(
14/04/2009 14:44)
aleo tohizana ny MAP sy ny programa efa natomboka, tsy ho vitan'ny sasany ny hanohy izany
13. Oay
(
14/04/2009 14:51)
mion:
aleo tohizana ny MAP sy ny programa efa natomboka, tsy ho vitan'ny sasany ny hanohy izany
Ka ny an'ny sasany ndray ary d hoe maninn raha MAP+Boky Mena no tadiaviny atao klé!
14. Mirananirina
(
14/04/2009 15:15)
Tsy ho mpitondra mandrakizay io e,mbola tsy président no anarany.
15. nancy
(
14/04/2009 15:28)
Izahay indray aloha dia mpanohitra foana mandra-pialan'io eo.
Tena tsy hita mihitsy anie izay mbola zavatra positif nasehony hatramin'izao e. Izay rehetra nitranga nataon'io tgv mivilana io hatramin'izao dia NEGATIF tanteraka. Fieboeboana no betsaka....ianareo ve tsy mahatsikaritra fa tsy mbola nisy resaka matotra natolony mihitsy fa dia gesgesta fampiderana hoe za president, izao ny fiainanay ao antrano sns no betsaka?

16. Mirananirina
(
14/04/2009 15:46)
ianareo ve tsy mahatsikaritra fa tsy mbola nisy resaka matotra natolony mihitsy fa dia gesgesta fampiderana hoe za president, izao ny fiainanay ao antrano sns no betsaka?
Nancy,tena izay mihitsy,ampiderany ny ao antranony,hoe trano-mpanjaka,mihinan-kanina be sns...izaho lanim-bahoaka.Izay olona 1 na 2 na 1000 nefa no tia azy.Tssssssssssss.
17. fijo
(
14/04/2009 21:25)
tsy aharitra ela io dia hiafina ao amin'ny ambasady frantsay indray,ary amin'io dia tena hiafina maharitra fa tsy vetivety intsony.
18. reeves
(
15/04/2009 12:44)
Na ho tanteraka daolo aza ireo conditions ireo Halloween tsy ho tafa mihitsy ny HAT satria mbola mipetraka foana ny maha-Gouvernement anti-constitutionnel azy izay midika fa tsy ankatoavin`ny firenena hafa , noho izany tsy mahazo fanampiana budgetaire , dia avy eo tsy hahaloa karaman`ny mpiasam-panjakana ( eny fa na ny an` ny CAPSAT ihany aza) , hiteraka korontana satria mitombo ny tsy an`asa , tsy hiodina ny machine administratif rehefa tsy misy karama ho an`ny mpiasam-panjakana ary ao anatin`izany ny Tafika , ...sns raha tsy hoe angaha misy solution TIP TOP toy ny varotra menaka sy vary halatra , mivarotra Force One2 ...sns Izany dia mampiseho fa tsy hanana solution maharitra ny HAT amin`izao fitondrana izao . Ny dikan`izany tsy maintsy miverina haingana amin`ny ARA-DALANA foana ihany fa saingy kosa mitady MARIMARITRA IRAISANA AMIN`IZAY FA TSY HOE VITAN`NY FIZIRIZIRiANA amin`ny hevitra izy ity . Izay fahaizana milefitra ho amin`ny tombo-tsoam-bahoaka izay no hahitana raha tena mikatsaka izay hahasoa marina ny firenena izy na tsia .
19. fijo
(
15/04/2009 21:36)
aok,aok afa maty aho sangakeliko e,moramora wa nareo fa tsy laitrako izany tsikera izany e