Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Naxy ( 14/04/2009 05:53)
Ordinateur
Ny ordinateur ve misy fiantraikany @vehivavy bevohoka. Dia inona no tokony atao, sao dia mba misy mahita hevitra ianareo, dia manomboka @fahafirin'ny volana no mandray fepetra. Misaotra mialoha @ val... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/04/2009 12:46
Noue ( 13/04/2009 19:55)
Vidéo JT 20h teo !
dia mba variana aho nijery an'io JT 20h io teo eee ! resaké zany nataon'tgv tao zany aaa !!! klikéo dia harosoy eo @ 20:49 =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Je suis le président :-D... tohiny
novalian'i mihitsy ny 15/04/2009 06:41
pikatti ( 13/04/2009 19:38)
MPANDAINGA BE LE DJ HA HA HA
Jornal télévisé t@ TF1 édition 20h ozy le dj hoe 70% ny Malagasy tanora avokoa ary zay no nametraha ny ho aviny @ prezidà tanora misandoka ny nofidina ndray le TGVendrana ,lany le saosy fa opé... tohiny
xxx ( 13/04/2009 19:35)
Raha tsy misy saosy ny Katolika vonona androtsaka rakitra eh
Inona fotsiny no ananana an'i Odon no tsy mba animpy na dia rakitra indray mandeha isam-bolana fotsiny aza mba ampandehanana ny raharaham-pirenena. Sady ny Katolika raha teo maro an'isa an... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:59
xxx ( 13/04/2009 16:45)
Ra8 any Afrika...
http://aradalana2009.over-blog.com/... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:25
Noue ( 13/04/2009 16:34)
Les fokontany ne veulent pas étre complices de vol
[b]La venue d’une délégation d’employés de la commune d’Antananarivo a marqué la mobilisation de la légalité ce samedi. Ils réclament le retour de Guy Rivo Randrianarisoa, président de... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 20:26
Tazana ( 13/04/2009 16:03)
Miditra sy mivaoka miaraka @ pass taloha
Aza fady re: misy olona fantatrareo ve ka niditra Madagasikara sy nivaoka Madagasikara, niditra sy nivaoka firenena Europeanina ka ny pass taloha ihany no ampiasainy? Dia koa moa ve tsy maintsy mipet... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 00:14
sohitika2008 ( 13/04/2009 12:20)
Dihy
http://www.chansonalacon.com/media-17-Clip-Indien---Choregraphie :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 13/04/2009 19:03
xxx ( 13/04/2009 11:57)
vary 2500fmg
ary toa tsy mba nisy anio hoa teto antsirabe e, fa maninona? sa nanambatambazana ny foza orana tao tana fotsiny? ary any aminy faritra hafa ve mba nisy? sa famonoana ny grevy fotsiny? eto bira na his... tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2009 15:00
NyMisaina ( 13/04/2009 11:44)
Sit- in Pacifique "Rectification" / Fitiavan-Tanindrazana
Raha ho Fitiavan-Tanin-drazana dia manasa antsika rehetra: Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique: SITTING PACIFIQUE ESPLANADE DES INVALIDES JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H Venez nombreu... tohiny
NyMisaina ( 13/04/2009 11:42)
Sit- in Pacifique "Rectification"
Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique: SITTING PACIFIQUE ESPLANADE DES INVALIDES JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H Venez nombreux!!!! Femmes, Enfants, Hommes Malagasy, et Amis de Madagascar ... tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 09:59
NyMisaina ( 13/04/2009 11:41)
Sit- in Pacifique "Rectification"
Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique: SITTING PACIFIQUE ESPLANADE DES INVALIDES JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H Venez nombreux!!!! Femmes, Enfants, Hommes Malagasy, et Amis de Madagascar ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 14/04/2009 22:01
niryna ( 13/04/2009 05:23)
Fahotana ve ny manendrikendrika? ny vhvvy nomenao ahy no ...
Tsara ho fantatra ho antsika rehetra Dia averiko sy hamafisiko ihany koa ny voalaza fa Andriamanitra dia nanao olona mitovy Azy dia Adama izany ...ary dia mbola nanambara ihany koa ny tenin'Atra f... tohiny
novalian'i niryna ny 21/04/2009 04:21
soanja ( 13/04/2009 01:48)
Vadin'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
Dia gaga be ny tenako raha nahalala fa tsy i Eva no namboarin'Andriamanitra voalohany vehivavy ho naman'i Adama fa i ...... Aleo ianaroe no asaiko maminavina aloha. Dia gaga amin'ilay tantara toko... tohiny
novalian'i ndenn ny 23/04/2009 09:57
bazylou ( 13/04/2009 00:16)
mba diniho ihany e!!
(Antananarivo 12 avril ) Eric Moussu de la société DRT précise qu\'il s\'agit d\'un contrat passé en 2006 et ( et non pas d\'un contrat récent comme l\'affirmé La Tribune ) qu\'il s\'agit d\'une... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/04/2009 23:00
pikatti ( 12/04/2009 22:25)
MIKORONTANA DAHOLO NY TGVendrana FA NAMOA FADY TY DJ
sarotra be ny hanao avocatn-dry Andry tgvendrana ,mikorontany ny zanak'ati-dohany aiza i KALACK=andrywui é,varodan'ny dadan'elah koa elah refa kelikely eo fa tsy ampy ny volam-panjakana mpandroba :-D... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:20
salopard ( 12/04/2009 22:16)
MIRANANIRINA aza lasan'ny Frantsay ka ahoana ary???...
Tsy olana raha mbola lafrantsa no mandasa e! Ry Mirana aza Ra8-iste lasan'ny Frantsay, ny bandy koa efa mba nisakafo tsaramaso fotsy ihany koa... ka tsy olana e! [u][b]Fatidran-tsika ny f... tohiny
mbotakely ( 12/04/2009 21:42)
ho anao irery par andrianary C.N
Mba omeo azafady ny tononkira hoe " ho anao irery " , ilay manao hoe : Voninavoko ,manaitra fo sy fanahy ..... .............. ... tohiny
KALACK ( 12/04/2009 20:58)
TRATRY NY PAKA DOLY RY TIM ISANY O! DE AMBOARY NY SAINA E
Efa tsipaky ny miala aina io ataovareo io ry TIM malala isany fa mba mangina amzay de aleo mba hiasa malalaka ny Fanjakana sy Gvt vaovao fa aza somparana lava toa izao ry TIM tia korontana a... tohiny
novalian'i rapresi ny 13/04/2009 13:34
andrywui ( 12/04/2009 18:03)
Aleo mb hivarotr n TGV f ny sasan az 1/3 n'i M/car no saik h
Marary ery ny fon'ny sasany hoe hamidin'ny tgv ny tany eee!!! hakany vola zao io de zzao eee!! nefa anie hamboleny fotsiny io ra ny ten marina ee!! de ref tapitr ny fepotoana nifanarahana xde miver... tohiny
novalian'i rapresi ny 13/04/2009 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.4374