Vidéo JT 20h teo !

1. Noue ( 13/04/2009 19:55)
dia mba variana aho nijery an'io JT 20h io teo eee ! resaké zany nataon'tgv tao zany aaa !!! klikéo dia harosoy eo @ 20:49

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Je suis le président :-D :-D :-D

http://tf1.lci.fr/infos/jt/0,,4350422,00-le-journal-televise-du-13-avril-2009-20h-.html
novalian'i mihitsy ny 15/04/2009 06:41
2. Noue ( 13/04/2009 20:02)
le fait d'étre président n'a pas changé ma façon de vivre :-D :-D :-D :-D eissyyyy prezidà :-D :-D :-D :-D
alors papa, tu es président de la republique maintenant ?

:-D :-D :-D :-D :-D porté au pouvoir par le peuple

:-D :-D :-D :-D :-D 70% de la population gasy hono jeunes eee ! donc ils ont placé leurs espoirs dans la jeunesse nefa OLONA EFA GOAIKA ANTITRA BE DAHOLO NY MEMBRES NY HAUTE AUTORITE DE TRAHISON !!!


3. salopard ( 13/04/2009 20:07)
Ravalo aza vao novoaka JT 20h ny tele khadafi, sy radio SADEC, ary gazty MUGABE....taninkeheo

rahampitso radio saziland...

Mila manao tour d'Afrique hono izy ...


4. Noue ( 13/04/2009 20:09)
dia inona no olona?? :-D :-D :-D :-D ho hitanao eo ny vokany fa aza maika oa eee!! :-D :-D :-D :-D
5. gasmlay ( 13/04/2009 20:10)
mialona ndray ny mpametaka afisy marina !! :-@ :@ :-@ :p
6. Noue ( 13/04/2009 20:11)
:evil: :evil: :evil: :^) :^) :^) :-@ :-@ :-@ :-@
7. pikatti ( 13/04/2009 20:15)
misaotra Noue a,tena vendrana le dj klé,
mba niova statut ny anao de prezidà nofa=))=))=))
alefaso mihitsy ny preuve ry Noue ho hitan'ny havany eo =)=)=)
8. xxx ( 13/04/2009 21:14)
i salopard kosa aloha lany mpanao hatrikana eto @ sera2,babo daholo ny sipa ,milay lesy salopard an
9. nancy ( 13/04/2009 23:29)
Matin-kambo izany raha olona. Ilay ho "antsoina hoe Prezida" anie izany no mba tena tiany e....deeeedaka nefa tsisy afitsoka. Izao ve rangaha de mbola tsy complet ihany ny governemanta....


Noue:

dia mba variana aho nijery an'io JT 20h io teo eee ! resaké zany nataon'tgv tao zany aaa !!! klikéo dia harosoy eo @ 20:49

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Je suis le président :-D :-D :-D

http://tf1.lci.fr/infos/jt/0,,4350422,00-le-journal-televise-du-13-avril-2009-20h-.html



10. xxx ( 14/04/2009 06:42)
i noue aloha tsy mahay afa-tsy manao io afisy kely bizaroida io e ! io no mirefletén'ny fiainany izany hoa no -ecrazen'ni tgvmilay tao dia io sisa no hi soulagena ny defaite vendranabeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee mbola aiza e !!!!
LASA ADALA AMIN NY REUSSITEN NY HAFA
11. bazylou ( 14/04/2009 07:29)
be fialonana ray lavaka daholo ireto klee! manaova ry ty raha mahavita a!!!! :-D :-D :-P
12. Mirananirina ( 14/04/2009 07:57)
70% de la population gasy hono jeunes eee ! donc ils ont placé leurs espoirs dans la jeunesse nefa OLONA EFA GOAIKA ANTITRA BE DAHOLO NY MEMBRES NY HAUTE AUTORITE DE TRAHISON !!!
Misaotra Noue a,hay ve ka tsy coup d'état ,fa ny vahoaka no nametraka azy teo e??????????????? :? Danz ndray zany a.
Ka ireo no jeune fa ny hafa ado e hahaha.Izany hoe isika no antitra ry Noue a.
13. ifiona ( 14/04/2009 08:47)
lé blem koa anie ry Noue sy ry Miranirina dia ireo jeunes lazainy ireo dia ireo tsy afaka mifidy ny akamaroany e! mbola kely loatra

mety hoe 70% ny vahoaka dia tanora saingy raha esorina anefa ireo ankizy tsy afaka mifidy dia firy pour cent sisa no jeune? efa ho eo @ 10 millions eo ny ankizy latsaky ny 18 taona, efa + de 50% zay


zany eo ihany fa ny olon-dehibe koa zany mba aiza ny anjara teniny amin'izao rehetra izao?
14. Oay ( 14/04/2009 08:54)
ifiona:


zany eo ihany fa ny olon-dehibe koa zany mba aiza ny anjara teniny amin'izao rehetra izao?



ifiona fa reo goaika antitra bobaka be ao @ HAT reo angaha tsy hitanao é!


15. KALACK ( 14/04/2009 09:47)
Ireo no matotr mahavit zavatr sad ef manannn traikef ka tsar mits no nakana azy ireo ,,,,fa ny andravalo ren no ten ts hita mits ze nilavan az fa natao haingo birao fotsin
16. xxx ( 14/04/2009 12:38)
Zay ah vao nahita an'i Noue nandefa sary video teto hatramzay fa le sary kely tsy miteny , tsy hita atao porofo reny foan hatramzay ! hay ve mahay mampiditra video e! tres bien :*
17. xxx ( 14/04/2009 12:48)
KALACK:

Ireo no matotr mahavit zavatr sad ef manannn traikef ka tsar mits no nakana azy ireo ,,,,fa ny andravalo ren no ten ts hita mits ze nilavan az fa natao haingo birao fotsin



Ie jereo @ ireny zava-bitan'ireo goaika antitra ireo h@ izay eee :-D :-D :-D
Traikefa re izany e ? Je réve !!!! J'hallucine !!! I Ratsiana Orana (fozaorana angamba ) sy ry Ramaro Sahoana ... ? (nindramiko t@ namana tany ho any ireo anarana ireo , hitako fa tena ao tsara mihintsy, isaorana izy )
18. halloween ( 14/04/2009 13:31)
Mpanao politique nahavita azy daholo kosa ireo fa aza manao izany ianao ! ny maha goaika antitra aza no tena ahaizany mitondra ny firenena indrindra koa moa ka mbola zaza saina le mpitondra diia tena ilainy io amin'ny traikefa rehetra tokony hataony !
19. Oay ( 14/04/2009 13:49)
halloween:

Mpanao politique nahavita azy daholo kosa ireo fa aza manao izany ianao ! ny maha goaika antitra aza no tena ahaizany mitondra ny firenena indrindra koa moa ka mbola zaza saina le mpitondra diia tena ilainy io amin'ny traikefa rehetra tokony hataony !


Ho an'i Oay indray d tsy nahavita ninn ireo goaika antitra ireo raha mbola tsy tafapetraka eto @ tanana ny rafitra milamina sy ahafahana miaro ny fakana fanjakana eny andalambe toa ny hoe:
_Tsy mety manao fihodinana faharoa fa mitarika olona andalambe d avy eo manosotena ho prézidà!
Ka raha tehandry ampiadanana ny goaika antitra d tokony hihezaka ny hifanaraka ry zareo mba hametraka zavatra tsara ho an'ity firenentsika ity!


20. Noue ( 14/04/2009 19:54)
Zay ah vao nahita an'i Noue nandefa sary video teto hatramzay fa le sary kely tsy miteny , tsy hita atao porofo reny foan hatramzay ! hay ve mahay mampiditra video e! tres bien
:( :( :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493