Ordinateur

1. Naxy ( 14/04/2009 05:53)
Ny ordinateur ve misy fiantraikany @vehivavy bevohoka. Dia inona no tokony atao, sao dia mba misy mahita hevitra ianareo, dia manomboka @fahafirin'ny volana no mandray fepetra.
Misaotra mialoha @ valin-teninareo.
novalian'i ni81 ny 14/04/2009 12:46
2. flodine ( 14/04/2009 12:17)
Naxy:

Ny ordinateur ve misy fiantraikany @vehivavy bevohoka. Dia inona no tokony atao, sao dia mba misy mahita hevitra ianareo, dia manomboka @fahafirin'ny volana no mandray fepetra.
Misaotra mialoha @ valin-teninareo.

Betsaka anie akia ny vazah miasa sur ordi na dia bevohoka, fa toa tsy maninona. F'aza be ahi2 loatra an.

3. Lejoba ( 14/04/2009 12:27)
Tsy mbola misy milaza ny maharatsy azy hatr@ izao.
4. ni81 ( 14/04/2009 12:46)
Ny ordinateur ve misy fiantraikany @vehivavy bevohoka. Dia inona no tokony atao, sao dia mba misy mahita hevitra ianareo, dia manomboka @fahafirin'ny volana no mandray fepetra.
Misaotra mialoha @ valin-teninareo.
aza dia mipetraka ela loatra eo e. Nisy nanoro hevitra taloha (fa tsy dia tadidiko sady tsy tena haiko ny fahamarinany an) hoe esorina ny kiraro na ny kapa dia miaro ny ondes avy @ ordi ilay tongotra mitehika @ gorodona iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5352