Aleo mb hivarotr n TGV f ny sasan az 1/3 n'i M/car no saik h

1. andrywui ( 12/04/2009 18:03)
Marary ery ny fon'ny sasany hoe hamidin'ny tgv ny tany eee!!! hakany vola zao io de zzao eee!! nefa anie hamboleny fotsiny io ra ny ten marina ee!! de ref tapitr ny fepotoana nifanarahana xde mivern am M/car ndray ny tany !!! fa an'i ravalo anie re olona de efa ny 1/3 mitsy no saika hasiana rindrina be fa ho vidian' ny sasany eeee!!! ka aza miteniteny foana fa tsy misy dikany rah izay io ampahatany kely io no akana vola ee!!! sady izao koee!!! iza moa no nanao qtantely afa-drakotra nanapitra tenteraka ny volampanjakana tao ???? maninnnn no nalaina tao daholo ny vola tao amin Tresor , banque central , FER ,Usaid ,Upep ,Fao ,Fed ,Fid ......avereno ireo vola rehetra nalainao tao Ravalo de misy vola hiasana ny Fanjakana ee!!! aiza ve rangah ry zalah nangala-bola ndray ty no avo vava oe zao eééé zao!!! Mamo miantso polisy ,,,,
novalian'i rapresi ny 13/04/2009 13:38
2. menalamba ( 12/04/2009 18:09)
Ialahy dia taranak'irony tsy vaky atatra mpamadika tanindrazana irony ,ka na ny renin'ialahy aza hamidin'ialahy @ frantsay mba ahazoan'ialahy vola ,dia tsy mampaninona an'ialahy akory.Poah ..tena fatim-biby tsy faka taranaka 8O
3. xxx ( 12/04/2009 18:12)
tratrany paque lesy wiwi an
namono olona maro lesy ra8 dia aleo koa tgv mba honono fitsivitsy fa tsy maro an.
4. xxx ( 12/04/2009 18:37)
Raha izao no mitohy dia hamono olona daholo ny gasy, hangala-bola daholo ny gasy, hivarotra tanindrazana daholo ny gasy ...
satria nanao izany hono ireo mpitondra nifandimby teo aloha :roll:
5. xxx ( 12/04/2009 19:45)
andrywui:
fa an'i ravalo anie re olona de efa ny 1/3 mitsy no saika hasiana rindrina be fa ho vidian' ny sasany eeee!!!
zany izy hoe efa saika saika? dia tsy azonao koa ny dikan'zany? ny dikan'zany dia hoe TSY NISY FA PROJET fotsiny io e! dia mba misaina ry ouioui fa ianareo dia jamban'ny tsy hay zany! dia sokafy tsara ny saina sy ny maso fa ny an'i tgvendrana no efa hita mibaribary ny TRAHISON !!!!!!!!


6. andrywui ( 12/04/2009 20:50)
Ze vavanlaisany eo ry lety fa anay aloh zao ny Fitaondrana a!!! zahay no manjaka !! azo ???? rehefa eo laisany de ataovy ze mampety anareo wfa zahay aloh zao no eto !! de mangina ny bebec !!!! bebec=vava !!! atsaharo kely ny vavanlah ry menalamba fa rehetf tsy faly lety miakara ery acapsat fa ho goahanay eny ny vodinlah a!!!
7. KALACK ( 12/04/2009 21:01)
Ataov mahamay mits les wui a,,, ze menalamb kel olon Ntaolo be io ko handaginnnn anlà eo ,,, ef manao vavan'ny ts mis hatao toko ane les ry zalh ato reo de mtenten fon ze tratr n vavan any doly e
8. hery ( 13/04/2009 06:00)
1. Ny an-dRavalo dia saika hampanofaina fa tsy namidy.
2. Ny an-dRavalo dia mbola SAIKA fotsiny fa mbola tsy raikitra ary mbola azo nolavina rehefa avy eo.

ary hafa mihitsy ilay fisainana hoe aleo mba hivarotra ny TGV fa ny sasany za mba nivarotra...

dia hiteny koa ialahy rehefa avy eo hoe aleo mba hanao jadona ny TGV fa ny sasany mba nanao, sy hoe aleo mba hanao monopole ny TGV fa ny sasany aza nanao.

Koa inona no ilàna ny TGV raha izay nataon'ny sasany rehetra efa nolazainy fa ratsy no mbola averiny ihany? Na i andriwui aza ve tsy tokony hiala taminy raha ohatra ka ny nataon-dRavalo taminy ihany no ataon'i TGV aminy rehefa kelikely?

9. KALACK ( 13/04/2009 06:18)
Ts azo hatao velively tompok ny hijanonan'ny tim eo fa zavadoza be ,,, na ny firenena na ny pokona ,,,,na ny olon tsi111
10. andrywui ( 13/04/2009 06:20)
Hery !!!! ka raha nahavarotr le 1/3 n'i M/car ndray mo zany Ravalo , atao hoe tafa le xizy de innnn ndray no nolazainareo ???? lasa oe Hosana , hosana !!!! fa ref ny ol no mba nampanofa ((NAMPANOFA) kely 10ha de Homboy,homboy !!!! ppfffffff!!! manao vaindrahalahy ry zalah reto
11. xxx ( 13/04/2009 06:27)
zay no tsy mampisy sanina an'i andrywui=kalack, rehefa lazaina ianao hoe tsy mety zany dia tsy mety dia mba manaiky fa tsy mety fa tsy miziriziry @ fahadontona! rehefa hita fa nisy zavatra tsy nety nataon'ny fanjakana teo aloha, @ zay projet iny fa tsy nisy velively ttsy vita sonia na inona akory, dia hita fa tsy nety ve na dia projet aza dia tokony haverin'i rgvendrana? sady nyazy @ zay tena concret !! :evil: :evil: :evil: mba misaina ihany fa io dago io anao sy ahy, antsika malagasy rehetra!!!
ny mahagaga dia ny fahitanareo tgvendrana hoe rariny daholo ny ataon'i tgvendrana, efa hita zao fa ratsy sy tsy mety dia mbola hikirizana ihany! tena pfffffffffffff marina!!
12. hery ( 13/04/2009 06:36)
andrywui>>>

Izaho mihitsy no anisan'ny hiteny an-dRavalo n'aiza n'aiza raha toa ka mbola niziriziry nanao an'iny fampanofàna tanindrazana iny izy.
Izaho koa dia nahita fa tsy nety iny zavatra iny. Fa mbola niteny foana aho hoe aleo hiroso @ fifidianana hitsarana azy.
Izay no teneniko hoe ny zavatra atao no tsaraina fa tsy ny olona.
Ny an'ialahy efa hita hoe misy tsy mety ny ataon'ny TGV dia mbola manompo olona eo ihany. Rehefa tratrany @ kendry tohana ialahy vao kenda.
Izany ihany anie no nataonareo t@ nanohana an-dRavalo e... Ilay personne-ndRavalo no notohanana dia rehefa misy tsy mety ataony dia mbola HOSANA ihany. Rehefa nivadihany vao nanao halako bika tsy tiako tarehy.
Ny anay ny foto-keviny no tohanana, rehefa misy tsy mety ny foto-keviny dia mora ny mitsipaka azy @ fifidianana. Ary varotra tsy raikitra dia tsy maharatsy fihavanana.

Raha tena olon-kendry i andrywui dia afaka miteny hoe Tsy mety io nataon'ny TGV io, izany anie tsy hahatonga an'i andrywui ho TIM mihitsy e. Tsy tokony hatahotra. Fa rehefa tsy mety dia tenenina hoe tsy mety.
13. pikatti ( 13/04/2009 09:24)
KALACK=andrywui mpisolelaka an-i TGVendrana tsy mahalala afa tsy Andry,ka na inona ataony dia bravo foana
mba olon-kendry =))=))=))
14. tafondro ( 13/04/2009 09:32)
TTTSSSS !!! Ndana aloha mivaro-tena izay té hivarotra ny tany é !!
Ary aleo koa izy ireny hanary ny maha- malagasy azy raha izany foana no ao andohan' izy ireo !! :wink: :wink:
Hamidinay hatramin' ny fianankaviany koa raha tratranay ireo manana eritreritra ohatr' izany . :twisted: :twisted:
15. pikatti ( 13/04/2009 09:47)
marina ny voalazan'elah ry tafondro ,zay hanao tsinontsinona ny maha-Malagasy azy aleo ho any ,zay tsy miraharaha ny taniny aleo ho any koa ,fa tsy Mada no amidy ny tena isany,
hampiratanay koa ny fianakaviany raha mila saosy :-D :-D :-D
16. Mirananirina ( 13/04/2009 10:22)
......avereno ireo vola rehetra nalainao tao Ravalo de misy vola hiasana ny Fanjakana ee!!! aiza ve rangah ry zalah nangala-bola ndray ty no avo vava oe zao eééé zao!!! Mamo miantso polisy ,,,,

fa angaha moa andra8 ireo fa tsy any fanjakana.Avereno hono ireo rafanjakana fa ilay ry tgv a.
17. rapresi ( 13/04/2009 13:38)
maninnnn no nalaina tao daholo ny vola tao amin Tresor , banque central , FER ,Usaid ,Upep ,Fao ,Fed ,Fid ......avereno ireo vola rehetra nalainao tao Ravalo de misy vola hiasana ny Fanjakana ee!!! aiza ve rangah ry zalah

Io mihitsy o tenen'i KALACK tatsy hihihihihi :lol: 8-)
mba olon-kendry
tsy ho hendry mandrakizay letsy io a,donto eo fona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0646