Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rasobakobako ( 15/04/2009 14:32)
SAKAFO TSARA vita ao anatin'ny 15mn
Ilaina : Pour 6pers - Trondro lehibe be nofony, tsy misy taolamadinika : 1,5kg - macédoine de légumes - salade 2 lehibe - citron - mayonnaise - persil - vilany lehibe Fomba atao : - apang... tohiny
novalian'i Baovola2 ny 07/05/2009 09:33
lemenakely ( 15/04/2009 14:19)
JOHNNY HALLYDAY ne viendra pas à MADA !
Araka ny hita etsy sy eroa dia tsy ho avy izany ingahy rainy , dia hoy aho hoe TANT PIS ! Aiza no ahitàn ny olona vola hidirana @ izao tany efa mafy daka sy tsy milamina izao Ny harapaka aza ... tohiny
novalian'i Oay ny 15/04/2009 15:26
Mirananirina ( 15/04/2009 13:56)
LASA AHO FA VELOMA RAPOLITIKA
Iny aho no lasa fa veloma daholo nareo ato aminy politika =(( =(( =(( Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-* ... tohiny
xxx ( 15/04/2009 13:35)
mila hevitra kely tompoko o!
manaona daholo o, mba mila hevitra amitsika namana e, izaho izany mipetraka eto frantsa dia handeha ho any etazonia vetivety ka mba te hitondra zavatra ho an'ireo namana mandray ahy any aho nefa tsy h... tohiny
BOYSGOSS ( 15/04/2009 12:55)
SPECIAL MIRANANIRINA
[b]EFA HOE MIALATSINY ZAH FA LE RESAKAO MIHINTSY NO TSY NAZAVA TAMIKO FA AZAFADY FA ZAH NIHEVITRA FA MPIASAM-PANJAKANA NO TINAO ASIANA @ ILAY SORATRAO. TSY TEZITRA TSONY AN!!!![/b] :-* :-* :-*... tohiny
bazylou ( 15/04/2009 12:23)
aleo hiditra ary e!!
di aleo hiakatra eo fa samy sakamalo sy avzozo ireo ka samy mnana ny hanitrany avy e!! Dai ny sadc sy ny oua hono no hanmpiakatran'i lery eo!! looll,, tonga ihany ny gena le!!! ary fa angaha tsy nah... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 20:57
sadeky ( 15/04/2009 11:03)
mihetsika ianareo ry miaramila fa hoavy i dada e
13H00 : Dans une conférence de presse, le ministre des affaires étrangères du swaziland Lutfo Dlamini a indiqué que la Sadc travaillait pour la réinstallation de Marc Ravalomanana à la présiden... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/04/2009 16:43
mibalika ( 15/04/2009 10:46)
Raha noana ny kibo..............
miarahaba, rehefa niresaka tamin'ny olona maro aho dia izao no tsapako,ny akabeazany d milaza fa tsy tia manao politika ,ny tena nahataitra ny fisainako dia ny nilazan'izy ireo fa tsy miraharaha izay... tohiny
novalian'i Noue ny 15/04/2009 13:31
Noue ( 15/04/2009 10:35)
Mazamazana ihany izy zany !!!
ahoana zao no ataon'i tgv sy ny HAT ? -[b]Etant donné l’entrée très faible des recettes fiscales, l’Etat sera en grande difficulté pour payer les salaires des fonctionnaires le mois procha... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:05
kelyfaniry ( 15/04/2009 10:23)
Iza moa i Andry TGV ?
Iza moa i Andry TGV ? Nanao fanonganam-panjakana fa mba te-ho filoha nefa tsy ho tafita mihitsy raha mandeha amin'ny ara-dalana. Izao mangalatra ny entan'olona mba sitrany ahay satria efa mihidy d... tohiny
saranga ( 15/04/2009 08:21)
Tena sahy tokoa ve Ravalomanana Marc
Ny hahatongavany aloha dia sahy izy ary tsy ho ela. Fa sahy hanao amnistie ve izy, sahy hanao gouvernement d'union na d'unité nationale ve izy, sahy hanao transition démocratique ve izy, sahy hanao ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:49
xxx ( 15/04/2009 07:51)
Namana
Ketako no anarako. Niara-nipetraka t@ namana atao hoe Bozy aho t@ vao tonga teto Frantsa. Avy eo moa dia nifindra toerana ary eo @ 100km eo no elanelanay sy Bozy @ zao fotoana izao. Manana namana a... tohiny
rabaradaka ( 15/04/2009 07:29)
Quelques informations importantes
Les informations que je vous transmis ce jours ont été sures et bien recoupées. Lisez avec un esprit bien démocratique. 1- Quelques officiers supérieurs (Lieutenant-colonel et Colonel) de l’... tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:47
ni81 ( 15/04/2009 06:16)
Habibiana tsy misy toy izany
Bekiraro. Potika tanteraka ny vatan'ilay vehivavy hita faty. Manan-janaka roa io farany ka ny alatsinainy teo izy no hita farany. Naolana dia novonoina avy eo Habibiana tsy roa aman-tany! Naolana... tohiny
bounany ( 15/04/2009 06:13)
inona hono ny antony matonga ny vevavy ho tia..........????
za de vevavy !! nisy sipako talou zay nanontany ana hoe inona no antony matonga ny vevavy ho tia mifamihina na mifampitantana am bandy refa eny an-dalana!! novaliko ihany izy tam zay !!! fa mba arosok... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2009 13:56
rasobakobako ( 15/04/2009 06:11)
ary inona hoa ny atao hoe YOGA ?
Karazam-pinoana ve izy io, raha ny fahalalako azy dia ny mpanao kung fu no manao azy io, sa ahoana ? mba hazavao misimisy hoe ho an'izay mahalala.... tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/04/2009 17:36
lasa ( 15/04/2009 06:04)
Mba mangataka fanazavana kely ho an'zay mba mahalala
Kilasy faha-6 na 6ème zao ny zanako,anisan'reo ankizy mahay izy ao ampianarana.Naharay ny "billetin"-any aho omaly dia misy torohevitry ny mpampianatra ao hoe:manaova "LATIN".Inona no tena mba tanjon... tohiny
novalian'i lasa ny 23/10/2009 16:42
soanja ( 15/04/2009 04:22)
Ny HELO araky ny voasoratra.
Indro omeko eto ny teny voasoratra momban'i Helo. Anjarantsika ny hino na tsy hino satria tsy misy mahalala izay any ambadiky ny fahafatesana velively akory. Ny soratra kosa dia mitoetra ho vakian... tohiny
novalian'i coopsal ny 28/04/2009 06:50
niryna ( 15/04/2009 02:19)
Dia toa tsy mila famonjena intsony izany isika raha izany an
Mahavariana ahy indraindray ny mandray ny fitorian'ny olona eto.Misy mampianatra vilana hoe tsy misy satana (iny aloha dia efa resaka lavabe ) tsy nisy fihafarany.Tsy ilaina ny baiboly,tsy ilaina ny b... tohiny
novalian'i niryna ny 21/04/2009 04:30
ikaretsaka ( 14/04/2009 23:12)
Said Omar e, Anjoany e
Asa ho anareo mpitia kalon'ny fahiny ireo angamba afaka hanazava azy misimisy kokoa raha mijery ny tonon'ireny hira taloha ireny (t@ androndry barijaona sy ry Justin rajoro) Misy ilay hira hoe V... tohiny
novalian'i lembelo ny 04/09/2009 08:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3666