Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penguin ( 16/04/2009 13:33)
U.S. Condemns Coup d'Etat in Madagascar and Suspends Non-Hum
U.S. Condemns Coup d'Etat in Madagascar and Suspends Non-Humanitarian Assistance Robert Wood Acting Department Spokesman, Office of the Spokesman BUREAU OF PUBLIC AFFAIRS Washington, DC March... tohiny
novalian'i penguin ny 17/04/2009 06:01
BOYSGOSS ( 16/04/2009 13:19)
Le president ephemère
Manandafy RAKOTONIRINA no PM ny Repoblikan'ny Madagaskara, tsara ny safidy satria tsy "homme d'affaire" tahaka an'i Monja ROINDEFO ary olona manana traik'efa @ politika ka tsy azo lalaovina no manana ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:06
diamondra27 ( 16/04/2009 13:16)
JM sy pentekotista
zany hono e , hitambatra indray zany ry zareo roa tonta http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5970:hitambatra-jesosy-mamonjy-sy-pantekotista&catid=38:articles-malagasy&I... tohiny
novalian'i rakapy ny 16/04/2009 18:57
penguin ( 16/04/2009 13:07)
Tsy maintsy ongotana ny tgvendrana
Izay namono ny voay hoy le rangahy tao amin'ny radio no miravaka ny vanginy. Ireo Ministera tsy fenon'i roindefo hono no hozarain'ny TIM sy AREMA. Ny voay tsy mbola maty ka hindramina ngamba fa tsy la... tohiny
novalian'i tataka ny 17/04/2009 11:53
xxx ( 16/04/2009 13:02)
Maso reraky ny soudure
Saro-pady tokoa ny maso. Ireny mpanao soudure ireny na dia manao solomaso aro aza dia tsy maha-aro ny setroka akory iny solomaso iny fa mahazo ny maso hatrany ka mampatonga izany harary. Inona no tok... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/04/2009 13:15
Noue ( 16/04/2009 12:00)
Sady angalarina no censuré-na !
ahoana aza zany ee ?? nagalarin'zalahy indray ny vola [b]200 millions d’ariary en 1 semaine dia oe 10 millions d’ariary ont été utilisés pour la retransmission en direct de l’installation du... tohiny
novalian'i Noue ny 16/04/2009 20:49
xxx ( 16/04/2009 11:53)
Soavaly be lohalika
DE nomena tsiny I TGV fa hoe dinosaure no betsaka. izao ka MANANDAFY NO PM ny sasany De ahoana io ??? AUSTRALOPITHeQUE sa neenderthal satrobory hono no toa hoe tsahoana ho president ny senat... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:38
ravatorano ( 16/04/2009 10:44)
miahihay ny tantsaha eo amin'ny vidim-bary !
Amizao dia efa misy ny vokatramiakatra ary efa valasira na asotry na fararano ny tantsaha eny ambanivohitra eny. Miahiahy nefa izy ireo nohon'ny vidin'ny vary amin' izao fotoana izao izay aely tokoa ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:35
rabaradaka ( 16/04/2009 10:18)
Iza moa ity Ambroise nilaza ny fiverenan'i Ravalo ity
Iza moa i Ambroise RAVONISON? Legionnaire tany Frantsa izy sy ny rahalahiny atao hoe Lava, saingy maty voatifitra ilay rahalahiny noho ny fanendahana nataony tany Frantsa ihany. Mipetraka eny @ Ci... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:44
Noue ( 16/04/2009 09:30)
Zay mihetsika dia mahazo menace ????
Fa ahoana ihany aza ity HAT ity ee ?? aiza ve ka zay mihetsika rehetra dia mahazo menace daholo?? zany ve ilay notatatataina foana oe [b]democratie ???[/b] izany ve ilay notatatataina tsisy farany oe ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:48
tia2005 ( 16/04/2009 09:16)
Hekeko ry Tompo mahery...
raha mba fantatrareo ny mpihira sy ny tonony , toa izao ilay izy raha misy mahay? Hekeko ry Tompo mahery ! Ny lahatra izay tendrinao Safidy no ahy kanefa ianao No mitantana izao dihako izao .... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/04/2009 11:13
Oay ( 16/04/2009 08:57)
Iza no namorona ny fidinana andalambe teto é!
Eny fa na d mbola tsy teraka aza ny tenanay d notantaraina fa ny Jiolahimboto namorona ny fidinana andalambe teto Madagsikara d i Manandafy Rakotonirina! Mbola voalaza ihany koa anefa fa d i Manandaf... tohiny
novalian'i Oay ny 17/04/2009 08:28
namanabe ( 16/04/2009 08:50)
AZA VIZANINA I LE8 FA AVELAO HITSABOTENA
mbola ho ampiasaina ihany ve izy iny e! aleo kosa izy mbà hala sasatra dia i manadafy mihintsy asaina mitondra... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 11:15
price ( 16/04/2009 08:44)
resaka nono
Inona kay reto no mahatonga le nono milentika be ireny nefa efa teraka, dia misy koa ngeza be le faritra sady mainty be. Inona no tokony atao mba hampisy nono haingana rehefa teraka, sy ny fikarakar... tohiny
novalian'i penezy ny 25/04/2010 21:29
sadeky ( 16/04/2009 08:40)
fety be @ sabotsy ry zalahy an hihihihi
11:30 - D’après le Swazi Observer, Marc Ravalomanana va revenir à Madagascar cette semaine accompagné d’une délégation de hauts diplomates de la SADC et de l’Union africaine. Des mesures de... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 11:20
BOYSGOSS ( 16/04/2009 08:17)
AZA DIA HABARIBARY NY FAHALEMENA
Dia tsy mieritreritra kely akory ny fanajakana nalaina an-keriny fa dia mampibaribary ny faiblesse-ny : Nolazaina fa halamina @n'izay ny fampiasana ny kianjan'Ambohijatovo ka omena sehatra ao ny ko... tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 11:41
MONGAB ( 16/04/2009 08:10)
Mbà tsy ho latsa intsony anie no hahazo andra8mashekabe
nanaonao foana natsoina hatramin'ny laona nitatàtata toa an'ny kary rehefa injay mbà hihinambary aiza ianao ry latsa fa toa tena mandàtsa ny fanaovanaovam-poana ny latsa ity toa manoloana ... tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 09:51
bozyboleta ( 16/04/2009 08:08)
Vehivavy mandala ny ara-dalàna: Mendri-piderana ny hetsika.
Isaorana manokana Ihanta Randriamandranto izay mandrindra ny hetsika ataon'ireo vehivavy mandala ny ara-dalàna. Nahomby hatrany ny hetsika nataon'ireo vehivavy ireo hatr@ izay nanombohana ity fitaki... tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:26
modeste ( 16/04/2009 07:42)
Fa maninona Ingahy RATSIRAHONANA no nitsoaka teny Antanimena
Fa naninona kay Ingahy Ratsirahonana no nitsoaka teny Antanimena??? Sa rehefa tokoa ny tokoa de mba mahalala matahotra ihany? Tsy izany anefa no tana marina fa hita mihintsy izao ny hamaivanandohany ... tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 16/04/2009 08:25
xxx ( 16/04/2009 07:41)
Fa vendrana ve ny TIM e???? le droit d'ingérence....
Tsy tianà ny frantsay satria nanjanaka antsika. Maro ny malagasy maty izay niaro tanindrazana mba ahazahoantsika fahaleovan-tena. Azo izy ity. Ny fanirin-dry zareo TIM nefa amin'izao dia ny fahatonga... tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 09:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6127