Sady angalarina no censuré-na !

1. Noue ( 16/04/2009 12:00)
ahoana aza zany ee ?? nagalarin'zalahy indray ny vola 200 millions d’ariary en 1 semaine dia oe 10 millions d’ariary ont été utilisés pour la retransmission en direct de l’installation du président de la haute autorité de la transition à Mahamasina alors que le travail a été remis à une télévision privée.

menace hatrany eee

les employés de l’ORTM se sont aussi plaints du non-respect du travail des journalistes du fait des censures. Sans compter que ces employés vivent actuellement sous pression : ils sont menacés de licenciement s’ils s’écartent des consignes données. Enfin, les employés bénéficiant d’un contrat de courte durée craignent de ne plus étre payés à partir de ce mois de mai.



novalian'i Noue ny 16/04/2009 20:49
2. Noue ( 16/04/2009 12:01)
fa dia prezida an'inona io tgv io no nandaniana 10 millions d’ariary ???????? :^) :^) :^) :^) :^)
3. penguin ( 16/04/2009 12:08)
Tary Gaigy sy Vendrana no dikan'io. Hita mazava fa tsy feno ny vaovaon'ny TVM nefa izany no naverimberin'ny TGVendrana hoe aleo ahazo hiditra TVM izahay. Adinony ny zavatra nolazainy fa eo izy vao tsapany hoe mila sakanana izay tsy mifanandrify amin'ny sainy.
4. tsiafoi1 ( 16/04/2009 12:52)

Censure: Midika tahotra sy faharesena izany! Aza mikorapaka fa ireo nihoby hosana ihany no hanombo azy.

TOHIZO HATRANY fa tsy maintsy MANDRESY NY TOLONA
5. Noue ( 16/04/2009 13:03)
ekena !! tsy maintsy mandresy ny tolona =D> =D> =D> =D>
6. Mirananirina ( 16/04/2009 13:10)
Mbola aiza re no hanaovany atsika e???????Eritrereto hoe vao niditra izy!!!!!!!!
Tsy lasa mihitsy fa tsy maintsy mikomy hanala tgv e :lol: .
Efa miteny aho fa VALIFATY no tadiaviny ,ka azon izy izao,dia ny vahoaka indray no ataony hihinany t......eo daholo
7. bozyboleta ( 16/04/2009 13:30)
Tsy atao mahagaga fa halatra sy fampihorohoroana ange no spesialite-n'ny hat e!



Arahabaina ndray ndry ry Mirananirina.
Ary hitako taloha teo hoe nanao veloma.
:-* :-* :-*
8. Mirananirina ( 16/04/2009 13:37)
Arahabaina ndray ndry ry Mirananirina.
Ary hitako taloha teo hoe nanao veloma.

Niverina indray aho Bozi a,ohatra ny tsy ho zakako izany tsy ho eto izany. :-* :-* :-* :-*
9. xxx ( 16/04/2009 16:52)
Ny an'i Mirananirina aza ny toueffeil an'olona no mba atao symbole fa tsy ny anjely mainty ny malagasy ko tsara ianao raha tsy miditra eto fa mahakamo be fotsiny
10. Mirananirina ( 16/04/2009 17:00)
Ny an'i Mirananirina aza ny toueffeil an'olona no mba atao symbole fa tsy ny anjely mainty ny malagasy ko tsara ianao raha tsy miditra eto fa mahakamo be fotsiny

miala ianao raha tsy mahatanty ry xxx,fa za tsy hiala eto,MAZAVA?
IO no anay ka ahoana?
11. halloween ( 16/04/2009 17:02)
voa zany ! fa maninona hono ny tour effeil sy ny anjely mainty Mirana?
12. Mirananirina ( 16/04/2009 17:05)
voa zany ! fa maninona hono ny tour effeil sy ny anjely mainty Mirana?

Asany xxx hoa,tena vendrana mihitsy zany raha oona a,izy ary tsy maka sary eo aminy anjely mainty
13. bazylou ( 16/04/2009 19:21)
fialonana re izao an,, !! tsy nahazo indray ny sasny dia mandany rora eto ialana vokina fotsiny!!! loooooooll :-D :-D
tim ho aho efa soavaly maty
14. xxx ( 16/04/2009 19:41)
Izay tsy eo ihany no mahatsiaro mangirifiry anie mitovy fa samy ifanaovana eh! na mpomba an-dRavalo anie ka nimenomenona koa tsy nahazo TVM t@ Ratsiraka reny d nony tonga teo koa izy d tsy nomeny ny nanoatra azy d namaly faty koa TGV d hamaly koa ny manaraka d ny gasykely mihinana ny vokany :-D :-D :-D
15. Noue ( 16/04/2009 19:46)
bazylou:

fialonana re izao an,, !! tsy nahazo indray ny sasny dia mandany rora eto ialana vokina fotsiny!!! loooooooll :-D :-D
tim ho aho efa soavaly maty
mialona @ inona hono zany ?????


16. fijo ( 16/04/2009 20:21)
kilalao izany ka.
17. pikatti ( 16/04/2009 20:41)
neny i xxx aza xxx no symbole koa inona no lesona omenao olona eo , eto aty ny bofin'elah ary anaovako symbole =)) =)) =)) xxx
18. pikatti ( 16/04/2009 20:43)
bazily kely ,mba misaina hoa elah fa izy no hialona fanjakana tsy manjary maty e :-D :-D :-D
19. Noue ( 16/04/2009 20:49)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.086