Zay mihetsika dia mahazo menace ????

1. Noue ( 16/04/2009 09:30)
Fa ahoana ihany aza ity HAT ity ee ?? aiza ve ka zay mihetsika rehetra dia mahazo menace daholo?? zany ve ilay notatatataina foana oe democratie ??? izany ve ilay notatatataina tsisy farany oe liberté d'expression ???

menace contre Tiko

menace contre TVM/RNM

menace contre les employés de la banque

menace de fermeture Radio Mada et TV Mada

Le ministre de l’intérieur de la HAT menace : «Le régime de la transition actuelle est prét à limoger tous les représentants de l’Etat au niveau des collectivités décentralisés, s’ils portent atteinte au pouvoir en place actuel (…) Le tout est d’éviter aux chefs districts et autres d’étre à la merci de l’ancien régime«. Les districts et méme les fokontany sont menacés


fa ahoana ihany eee!!
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:48
2. xxx ( 16/04/2009 09:33)
hatramin'ny generaux ,ambassade des usa ? ary mbola maro ny liste e :-D :-D :-D
3. ralevazou ( 16/04/2009 09:37)
Ka heveriny fa azony ampitaorna daôly ze ts manaraka ny heviny satria efa manomboka lany ny fikany é! =)) =))
4. rabaradaka ( 16/04/2009 09:41)
Mahatsapa zahay fonctionnaire ato amin'ny Ministères des Travaux, Transports, Aménagement du territoire ary Décentralisation fa dia maiana ao anaty horohoro sy tahotra ary tebiteby satria misy an'izany Docteur ROGER, RAKOTOARY ary MARA mampihohoro ny mpiasa. Vitan-dry zalahy ireo mihitsy ny manao ménace verbale ny mpiasa izay ahiahiany ho Po-Ravalo. Dia mamorona izao lainga tsara lahatra zao ry lerony. Ny loza dia ity Docteur ROGER hono no DRH. Angamba dia zay voa rava tokoa ny tsena. Soa ihany fa tsy ho ela dia ho rava ny tsenan'ny TGV de ialahy isany ireo no alefa voalohany. Samia mijoro ry fonctionnaire
5. Noue ( 16/04/2009 09:44)
ka aiza zao ilay oe democratie, sy ny oe liberté d'expression ee?? eny eee! ny atao oe democratie aloha tsy hain'tgv ny dikany eee !! fa ity rondefo :-D :-D :-D ity no tena grave
6. xxx ( 16/04/2009 09:44)
ny fanafodiny ahongana rapide tsy misy ata k'andro,ireo anie efa mahatsapa fa tsy aharitra ela izany no eo,mihinana maxi dia iny ireo no tsy hita dia avy eo be vava hoe exilé politika fa tokony asiana ny renconciliation national,fa isika madinika no arebirebiny eo ,kapao fa manimba ny tany
7. ralevazou ( 16/04/2009 09:48)
Antso avo B!
Ho an fonksiônéra: aza manaiky vonoiny lolo fa fatina apombolahy rehetr zao v de ampihorohoro?
Mitadiava fotsiny porofo hi dénoncéna ny zvtr ts nety nataony de aleo ho lany rora eo fa refa tong dada tsy adala izy akory!
Sinon itondray takilotra ny biraony de vô tafiditra ao izy de idio avety avelany =D> =D> =D>
8. Oay ( 16/04/2009 09:49)
Ka ilay izy d izao é! Fanjakana tsy milamina d samy manao izay danin'ny kibony satria tsy misy mpifehy! d manararaotra daholo d bdb no voamanipulé!
9. xxx ( 16/04/2009 09:57)
i tgv mihitsy no be mokiny tokony mba hiandry election,ilaina ny opposition fa tsy tokony ho toy ireny no zavatra nitranga.
ary i oay mody mankiana be an'i ra8 dia mody tsy mpoba an'i tgv fa maninona raha tsorina hoe izahay anie arema mazoto e fa saingy mahamenatra ny milaza azy ,ny alika no miveroina ny lohany :-D :-D :-D
10. Mandefitra ( 16/04/2009 09:59)
de inn no vahaolana ry Oay? avela hanao ny hataony ve sa tokony harodana haingana?

Raha tena tia tanindraana ianao, dia tsisy afatsy ny famerenana ny ara-dalana @ fomba haingana no izy, mba tsy hahapotika ny firenena zay efa lasa fanjakan'ny fozaorana tanteraka.

Fa raha izao no avela 19 mois ... asa zay hitranga ... je n'ose meme pas y penser.
11. Oay ( 16/04/2009 10:11)
Ny fomba fijeriko indray d izao:
_Aleo aloha ekena fa na i Ravalomanana aza d niaiky fa nisy tsy nety nataony noho izany d mba tsy hamerenany an'izay tsy nety d tokony hapetraka aloha ny arofanina rehetra d ny famaetrahana ny fidirana @ repoblika vaovao izany!
_Mandray anjara amin'izany daholo ny hery rehetra
_Za koa tsy manohitra ny fiverenan'i Ravalomanana satria na tiana na tsy tiana d misy Ambohijatovo. Fa kosa tsy ekeko ny hoe atao ôtrany tsy nisy ny fihetsehambahoaka teny @ 13mai.
Noho izany d za manohana ny FIVERENAN'I Ravalomanana ho président honorifique, d manendry praiminisitra ka governemanta iombonana no apetraka hampandeha ny lamasinina!
D i Andry Rajoelina mitondra ny HAT hanomana an'ilay repoblika vao ka ny membre an'io HAT io d avaozina mba ho ao daholo ny hery misy eto @ tanana!
D mila atao koa ilay famelankeloka faobe mba hampandriana ny tany, sady lazaiko fa mora kokoa ny micontrolé ny mpanohitra raha eto an-toerana izy noho ny hoe izy any ivelany any sarotra be ny miady @ aloka é! D izay ilay vahaolana ary io d vakio ny zavatra nolazaiko fa tsy miova io ary amiko d io ihany no fomba ahafahana misoroka ny rà mandriaka.
12. rabaradaka ( 16/04/2009 10:12)
Merci ry dadatoa sy nenitoa isany a ! Tena faly be aho amin'ny hevitra omenareo. Merci an
13. ralevazou ( 16/04/2009 10:14)
tena maty kapoka mits i Oay zany androany â! :^)
Mazava io ho ahy:
miala teo tsy misy hatakandro fa mpanimba firenena
refa tsy hay tenenina( na de efa notenenina foana fa:éeé!) de aleo ampiasana hery évidament :@
avy eo: averina am laoniny am zay le fiainana teo aloha efa mba nisy mangirana be teo iny (malgrès les fahapotehana mangitsokitsoka pdt 20 tôna)

Fa azo lazaina oe navita exploit iany aloh lé foza é, saingy amlé sens MITORONA!
14. Noue ( 16/04/2009 10:17)
Oay:

Fa kosa tsy ekeko ny hoe atao ôtrany tsy nisy ny fihetsehambahoaka teny @ 13mai.
ilay fihetsehambahoaka teny @ 13 mai dia zao no vokany?? dia hitanao ve oe rariny daholo zao zavatra rehetra ataon'HAT zao?? mampihorohoro, mandromba, mamaky, hatramin'ny miaramila manao racket??? dia ireo habibiana rehetra ireo ve no notakiana tsy maintsy atao teny @ 13 Mai?? sa zay ilay atao oe democratie???


15. Noue ( 16/04/2009 10:22)
k'aiza moa fa na dia ry zareo samy zareo aza tsy mahay mifandamina akory

La nomination d’un nouveau commandant en chef de la gendarmerie en remplacement du Général Gilbain Pily ne fait pas l’unanimité et certains hauts gradés dénoncent le fait que «l’ancienneté en port de grade et en nomination n’a pas été respectée»
16. Oay ( 16/04/2009 10:31)
Noue:

Oay:

Fa kosa tsy ekeko ny hoe atao ôtrany tsy nisy ny fihetsehambahoaka teny @ 13mai.
ilay fihetsehambahoaka teny @ 13 mai dia zao no vokany?? dia hitanao ve oe rariny daholo zao zavatra rehetra ataon'HAT zao?? mampihorohoro, mandromba, mamaky, hatramin'ny miaramila manao racket??? dia ireo habibiana rehetra ireo ve no notakiana tsy maintsy atao teny @ 13 Mai?? sa zay ilay atao oe democratie???






Noue a! aza averina amiko intsony kosa ilay fanontaniana fa efa novaliko é!
Tsy ekeko ny asanjiolahy sy lohaboto na inn antony na inn fa na izany aza anefa d mbola averiko fa tany tsy milamina isika ka manararaotra daholo ny ratsy saina noho izany sarotra ny fandidina é!
17. ralevazou ( 16/04/2009 10:47)
aza mora tezitra ra oay fa andefasako virisy be eo an! =))
zao le izy é: fanehoankevitra iz ty! refa misy manafintohana de valio hevitra na vahaolana milay fotsiny ( fa ts vahaolana crabe-pluie an!)
na ho tong dada na tsia; na filoha tézévendrana na tsia; na miha manana tsika na tsia; na potika ny firenena na tsia, de zao:
TSY MAITSY MITRANGA EO FOANA ZE ZAVATRA TOKONY HITRANGA EO , na ady pasifika na ady alika, :twisted:
Mazotoa aby ny eto dago sy any ivelan dago de samy hahita ze iriany é!
18. rabaradaka ( 16/04/2009 10:56)
Ty dadatoa lay hoe ady saritaka, de samia mangala kobay hifamelezana, za kosa hijery anareo fotsiny
19. king58 ( 16/04/2009 10:58)
Tadidinareo moa t@ fampitahorana nataon'ny TTS taloha,ka dia namoaka vava ry zareo hoe"ny tora-batom-bahoak'aza,tsy nahafaty anay"",hany ka nanao ny danin'ny kibony ry zareo,nampihorohoro ny rehetra,ka sendra ny tsy naha-izy azy,mpivarotra mofo gasy no nangalarany sy nanaovany io vava io,dia nitambatra ny olona ka maty teo ilay may vava io,ny tiako lazaina dia rehefa mitambatra isika,ka ireo izay manao ménace dia fongarina avy hatrany e!aza manaiky izay taritin'ity Andry Rajoelina ity e!ny alika no mety eo ambanin'ny fitarihany e!
20. andraso ( 16/04/2009 11:57)
[quote=Noue]
nampianarin'idada e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0812