Zay mihetsika dia mahazo menace ????
21. Noue
(
16/04/2009 12:06)
zao ny mpiasa ao @ ORTM no
les employés de l’ORTM se sont aussi plaints du non-respect du travail des journalistes du fait des censures. Sans compter que ces employés vivent actuellement sous pression : ils sont menacés de licenciement s’ils s’écartent des consignes données.

22. andraso
(
16/04/2009 12:11)
efa oe nampianarin'idada ka noue nga ahoana?
milay anie ny manaraka ny toro-hevitry ny rar e
milay anie ny manaraka ny toro-hevitry ny rar e
23. Noue
(
16/04/2009 13:02)
iza aloha zany dada nampianatra nanao menace zay mihetsika rehetra zao ee ??? :^) :^) :^)
25. xxx
(
16/04/2009 17:02)
aty bira tena mihidy vody ny tgv sy ny arema aloha e, izay mitady hanao hitsindalana toa any dj dia mahazo aminy vahoaka :-D :-D
26. Noue
(
16/04/2009 19:47)
iééé ! hitako mahintsiny ireny sary rehetra avy any ireny !! milay be ka !! =D> =D> =D> =D> =D>
27. fijo
(
16/04/2009 20:48)
hozy oay hoe "ka fanjakana tsy milamina..."iza no nahatonga le tsy filaminanaa nefa????