Fa maninona Ingahy RATSIRAHONANA no nitsoaka teny Antanimena
1. modeste (
16/04/2009 07:42)
Fa naninona kay Ingahy Ratsirahonana no nitsoaka teny Antanimena???
Sa rehefa tokoa ny tokoa de mba mahalala matahotra ihany? Tsy izany anefa no tana marina fa hita mihintsy izao ny hamaivanandohany satria tsy ny tena demokrasia marina no katsahiny fa ny hitaky izay mba anjara-tsezany . ka noho izany dia raha tahin' Atra ka tafaverina soamatsara eto ny filohampirenena dia mampamangy e! eny fa na ny vahoaka aza dia tsy hatoky intsony , koa aza manatena ny mbola hisioka aloha fa mbola tsy tafavoaka ny ala akory ianareo milaza ny ho tompon'ny fahefana ireo. :-D :-D :-D :-D