Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 16/04/2009 07:40)
UTERUS , VIDE , sy ny forum ndrosany e!!!
tsy nahatanty ny bararata be an'i mpamboly , nanavatsava nitifitra , tsy nahay ny tsatokazo dia maty ny baolina rovitra mihintsy , dia notsoahana tao dia toa vide avokoa ny manodidina rehetra hitso... tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 07:59
MONGAB ( 16/04/2009 07:16)
FOZAORANA TAPADOHA I Oay
Tsy olombelona izy io fa extra terrestre :twisted: masiso , maimbo , tsy mandro herintaona satria ranomaimbon'ny behoririka no hatsakainy :oops: mitapitapy satria te ho atao hoe snoby nefa ki... tohiny
novalian'i belaza ny 16/04/2009 18:26
xxx ( 16/04/2009 06:54)
Mbola ho tafaverina ve ?
Mbola ho tafaverina @ laoniny ve ny fiaraha-monina malagasy sa dia efa simban'ny politika ? Maro ny tsy mifanaraka intsony : mpiara-monina, mpiara-miasa, mpiara-mivavaka, eny fa na mpiray trano aza... tohiny
novalian'i benasy ny 20/04/2009 10:09
diamondra27 ( 16/04/2009 06:23)
Hoy ilay hira iray izay hoe: omeo toky aho
Samy mahalala iny hira daholo angamba isika an! Nahita le dinika atsy ambadika aho dia nanokatra ity lohahevitra ity hoe: fa maninona ny lehilahy sasany ho'aho milaza fa tia nefa tsy sahy manome to... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 07:19
penguin ( 16/04/2009 06:02)
Toe-karena: Tsy ampy RORA ny "Train à Grande Vitesse"
Malaza tsy hinanana toy ny horirika Ambohimanambola ny TGV izay haingam-pandeha sahala ny Fiara-manidina any an-dafy saingy zava-poana ary tsisy izany aty Madagasikara fa TGVendrana no misy. Rehefa vo... tohiny
novalian'i andrywai ny 16/04/2009 11:58
Oay ( 16/04/2009 05:49)
Ny Fozaorana sy ny momba azy...
Malaza be fa ny mpanohana ny TGV d ny fozaorana, ny fozaorana moa d entina milaza zavatra natao ho an'ny mafy ady (ohatra ny finday takatrin'ny mpivarotra anana d fozaorana no filazana anazy). Fa nan... tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:30
xxx ( 15/04/2009 23:59)
Ratsirahonana, Ndremanjato
Ratsirahonana; Ilay lehilahy tsy mba mahazo fitondrana raha tsy misy korontana. Ndremanjato: Ilay fianakaviana nangorona harena avy ny filaharam-bary sy menaka, ary ny fitanteram-bahoaka : "FIBATA,... tohiny
bazylou ( 15/04/2009 22:53)
az manatena tsy misy e!!
l'espoir fait vivre les imbeciles hoy ny frantsay izay!!! lolll. Dia ianareo rehetra ve dia hino fa hiditra gratosy eto i le8 dai ho tsenaina mofo sy hazandrano e???!! Izahay aloha tsy trondro matin'... tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/04/2009 10:34
zoam ( 15/04/2009 22:29)
ho raikitra ny 3em guerre mondial
21:15 - Le colonel Ndriarijaona autoproclamé Chef d’Etat Major le mois dernier, a averti que les «forces armées vont riposter à toutes invasions étrangères (…) Les matériels militaires ... tohiny
novalian'i reeves ny 16/04/2009 11:39
fijo ( 15/04/2009 21:25)
mpanoa politika maty
amin'izao fotoan aizao,dia tsy mbola tena hay izay ten ahiafaran'ity resaka ao mada ity.raha tena tafaverina i ravalo,izay hinoako ,fa mbola ho tafaverina eo,dia hisy ny mpanoa politika izay hofaty ho... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:01
BeraMuc ( 15/04/2009 20:47)
Vetivety dia miala ny tsy ara-dalana raha to ka
Antso ho an ny tsirairay ho amin ny fanesorana haingana ny tsy ara-dalana 1) Famakina sy fampahafantarana ny constitution en vigeur www.hcc.gov.mg ==> Betsaka no tsy mahalala ny lalana ambony m... tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/04/2009 08:08
halloween ( 15/04/2009 20:19)
rah tsy misy ny sampona de mety ahazo 50milllios d'euro HAT
farafahatsiny hono de mety ho amin faran'ny volana no ho azo ny fanampiana ho azon fanjakana amin'ny frantsay raha ny vaovao maika sy secret azo avy ao ambony ao ! voalaza fa raha tsara fiasa aminio v... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/04/2009 01:16
Noue ( 15/04/2009 19:13)
Mety tena ho ratsy ihany ny vokany raha toa ka>>>>
asa aloha fa oatran'oe tena ho ratsy zany ny vokany raha toa ka tena ho avy zany Ravalomanana @ sabotsy zao! satria mino aho fa tsy maintsy misy olon'ny sadc hanaraka azy , na olon-kafa eee ! zao mank... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:55
xxx ( 15/04/2009 18:46)
hafatra hoan'i planete de singe
eto @ serasera mihevitra ny tenany ambony noho ny rehetra,mahita ohatra foana lery,aza omena tsiny lery fa izy iny anie hono avy any @ planete de singe.ry zareo avy mbola misy ny fanandevozana ny o... tohiny
novalian'i belaza ny 16/04/2009 10:03
pimaso ( 15/04/2009 16:55)
SAMEDI 18 AVRIL 2009 EXCEPTIONNEL
C LA FIN DE L AVENTURE D UN TRAIN DE MERDE... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 14:34
Noue ( 15/04/2009 16:55)
Sylla Jodasy
fa mba lasa oa ny heritreritro eee! qu'est-ce qu'il est devenu ?? mba nahazo toerana tao @ haute autorité de trahison ve?? satria izy koa moa dia tena anisan'ny namadika=traitre, sady tsy menatra ako... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/04/2009 01:01
Ralay ( 15/04/2009 16:54)
RNS 2009 Nantes
Vita soamantsara tamin'ny faran'ny herinandron'ny paska teo ny RNS 2009 izay natao tany Nantes . Nisy "Stands" maromaro tamin'izany ka nanana ny "Stand"-ntsika isika tamin'izany nampahafantarana bebe ... tohiny
novalian'i Samoana ny 17/04/2009 15:00
Havantsika ( 15/04/2009 16:50)
Raha azo averina ny tantara!
Ry Havana Raha azo averina ny tantara dia maro amintsika na dia izay nahavita ratsy indrindra aza no azo antenaina fa hanova famindra. Nefa azo antoka koa fa misy koa dia tandra vadikoditra aminy... tohiny
Noue ( 15/04/2009 15:31)
Feno fahendrena, zany ka president
[b]- Interviewé par Reuters, Marc Ravalomanana a déclaré mercredi qu’il était déterminé à revenir au pays et qu’il partagerait le pouvoir avec Andry Rajoelina s’il le faut dans l’intÃ... tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 06:44
xxx ( 15/04/2009 15:17)
Please come back please...
Ny fanomanana ny fiverenan-dravalomanana dia efa mafana be amin'izao. Efa mipetraka ny action plan hoe ato sy ato ary makato. Kanefa raha tsy hiala moa i TGV dia ahoana indray?????? ary izy nefa tsy h... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2765