ho raikitra ny 3em guerre mondial

1. zoam ( 15/04/2009 22:29)
21:15 - Le colonel Ndriarijaona autoproclamé Chef d’Etat Major le mois dernier, a averti que les «forces armées vont riposter à toutes invasions étrangères (…) Les matériels militaires dont nous disposons sont largement suffisants pour faire face aux envahisseurs«
21:15 - La délégation de la troïka de la SADC a rencontré les leaders du mouvement légaliste cet après-midi. La SADC demande à Andry Rajoelina de quitter le pouvoir pour que l’ordre constitutionnel soit rétabli
novalian'i reeves ny 16/04/2009 11:39
2. xxx ( 15/04/2009 22:37)
efa nanao vol de reconnaissance F-117 tany diego ,ny F-16 tany tamatave,efa nampiakarin'i Ndrinarijaona eto tana daholo ny DCA sy missile antiaerienne rehetra,ary ireo blindé,sy orguestalline 125mmx16canon.Ny brigades de sadc moa efa vonona efa hatriny ela miaraka an'i sudaf,mbola eo koa ry khadafi .
Ho loza ity ry zalahy
3. xxx ( 15/04/2009 22:38)
NY VALALA MISY FA NY MPILAZA KOA MAHAY E :-D :-D :-D
4. ravatorano ( 16/04/2009 06:03)
favo enao ry zoam ah
:-*
5. xxx ( 16/04/2009 07:57)
ka le colonely kely cemgam anie hono mafy be,ka tsy hipoaka eto ve ny ady lehibe faha telo legonina an :-D :-D :-D
6. ralevazou ( 16/04/2009 07:58)
zay koù ts mataoatra é :p
Zaranay aza tonga eo atram kasoka blé :P d am zay maty mitsipatsipaka =)) =)) any daholo reo(crabe pluie) fozaorana kely bedabé pangalatra ts van reo!
Nefa vô ny vodiny fotsiny no vôtiftra teny ambotsiroatra d'efa :-@ :-@ :-@
7. xxx ( 16/04/2009 08:30)
izao izay manana alahelo an'ireo foza orana sy capsat ry tgv dia efa omano ny liste,ny vehivavy dia kakasana cocorasé ny lohany eo place de democratie ambohijatovo, gadra afaka atao lapidation eo @ 13mai :-D :-D :-D
Ndrinarijaona sy ny akolitany pendaison direct
:-D :-D :-D
8. xxx ( 16/04/2009 08:32)
Rano an-dravina i Monsieur CEMGAM AUTOPROCLAME ary manao Bluff sisa fa ao anatiny ao efa mihidy leiry noho ireto antony manaraka ireto :

1)-Tsy ny miaramila rehetra no manaraka ny CEMGAM fa vitsivitsy ihany ry zalahy no tena nahazo vola , saika ireny CAPSAT tazantsika manao cinema teny Ankadimbahoaka sy ireo teny Antanimena ihany . ( Problème effectif) .Ny vahoaka tsy mitondra basy no azon`lah impressionner-na amin`ireny fihetsika ireny .

2)-Be fahavalo ny CAPSAT ( anatiny sy ivelany ) : Tsy hadino fa be dia be ny GP mbola mandehandeha any ka hiady amin`ny front maromaro ny CAPSAT . Etsy andaniny nefa ny vahoaka tezitra tamin`ny CAPSAT nohon`ny Coup d`Etat ka tsy hanampy azy ireo fa mety hanenjika azy aza au contraire . Raha zah manokana aloha , ka tonga any amiko any iny mila vonjy tonga de Mawoka be no miandry an`lah na dia ny eritreritro ny nahazo ny Pasteur Lala Rasendrahasina fotsiny aza !

3)-Tsy discipliné ny Tafika Malagasy ( kaporaly mibaiko Jeneraly ) , tsy ampy kotrana fa efa akaiky ny ady vao mody be fihetsiketsehana ( mitaky daholo ny hodim-bomanga ozy RaFanihy izay ) , tsy ampy experience de guerre satria tsy mbola niady mihitsy h@ zay , izany rehetra izany dia herijikan`ny fahalemena daholo .

4)-Tsy fananiham-bohitra mantsy no handraisan`ny Vahoaka ny fiavian`ny Tafika SADC fa au contraire aza " fanafahana " teo ambany horohoron`ny CAPSAT ka hanampy ny SADC ny vahoaka .

5)-Tsy ampy fitaovana fa resa-be fotsiny ny an`i Ndriarijaona . Ny missile anti-aerienne dia vitsivitsy azo isaina am`rantsan-tanana sady efa tranainy no mbola eo koa ny hoe hay tsara ve ny mampiasa azy . Ny Orgue de Staline araka izany anarany izany efa tam`1945 no nihira farany ka asa raha efa voadio ny tranokala sy ny harafesina aminy .

Raha ny tombatombana , vetivety ihany ny ady fa tsy ela .

9. Oay ( 16/04/2009 08:44)
Na vetivety na ho ela ny ady d ny zavatra hisy d tsy hilamina ao anatin'ny fotoana fohy ny korontana!
Tadidio fa betsaka anie ny nihevitra fa vita ny tantara satria lasa nitsoaka tao Swaziland i Ravalomanana é! kanefa d izao ny tohiny!
D mitohy io fa tsy mijanona na inn fahaizan'iza na iza!
10. ralevazou ( 16/04/2009 09:34)
reveko kosa zany ra xxx an! :@
zao no fika refa raikitra io( satria efa zay no andrasan fozaorana eo fa tsy iala eo zany ony izy na de tsy aradalàna aza.)
1/ manangonangona kaly bobabobaka ao antrano.
2/ mividy krédi misimisy
3/ manamafy hidintrano
4/ mitsikilokilo sôde misy foza na kapisaty mitady itsôka TONGA DE KENDAINA!
5/ ravô misy rodorodo mivoaka am zay tonga de vôlohalaharana
11. xxx ( 16/04/2009 09:41)
Oay:

Na vetivety na ho ela ny ady d ny zavatra hisy d tsy hilamina ao anatin'ny fotoana fohy ny korontana!
Tadidio fa betsaka anie ny nihevitra fa vita ny tantara satria lasa nitsoaka tao Swaziland i Ravalomanana é! kanefa d izao ny tohiny!
D mitohy io fa tsy mijanona na inn fahaizan'iza na iza!

elahy irery kosa angamba no nieritreritra an'izany ry oay ,raha vao misy election eo dia izay vao tena milamina ny baolina donc mbola aharitra ny lalao e ,aleo hifampitady eto

:-D :-D :-D
12. ravol ( 16/04/2009 09:45)
Zao ve no hevitra voizina tsy hisy ny ady e! Ampian\'ny lainga sy ny nofinofin\'ny sasany, fa ho aiza isika zany e? mamono tena fa tsy maty ve ???
13. ralevazou ( 16/04/2009 10:23)
Zay no mahavoa anao zay Ravol! mora miakatra kely
Tsy ady antrano io satria tsy ny samy isika no miady! :^)
sady zao: refa ts miala am fomba bemokony ngé de inona àry no azo atao hafa? mba omeo ohatra oé! efa ny zao ttlo zao no maita fa cp d'etat ko aiza ndray kosa àry? :snif:
14. reeves ( 16/04/2009 11:39)
Kay izay lay hoe " election " izay mihitsy ilay mot clé . "Election" fa tsy " Coup d`Etat " .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0587