Vetivety dia miala ny tsy ara-dalana raha to ka
1. BeraMuc
(
15/04/2009 20:47)
Antso ho an ny tsirairay ho amin ny fanesorana haingana ny tsy ara-dalana
1) Famakina sy fampahafantarana ny constitution en vigeur www.hcc.gov.mg
==> Betsaka no tsy mahalala ny lalana ambony mifehy ny firenena
2) Fanamafisana ny hetsika Ambohijatovo, Antsirabe, Toamasina, Ambatondrazaka sns:
mpiasan ny minisitera, mpiasampanjakana rehetra, mpampianatra sy mpianatra,
mpiasantenany, mpitsabo, mpanao lalana, solombavambahoaka, mpitondra fivavahana sns ...
==> Satria ny zon ny rehetra no vohahitsakitsaka
3) Tsy fandohavana hetra intsony na iraimbilanja aza
==> Ripaka tamin ny hazakazaka TGV ny volam-panjakana,
dia mbola ho ripaka toa izay koa ny hiditra
4) Ho an ny mpamokatra ara-tsakafo indrindra fa ny vary, tsy mivarotra ny vokatra
ambanin ny vidiny teo aloha
==> Ny hasasarana tsy hatao varo-boba.
Raha sanatria misy tsy fahasalamana tsy vita mora
5) Ho an ireo manana petra-bola amin ny banky, fangalana tanteraka izany vola izany
==> Aleo atao anaty hondana toy izay hamatsiana ny mpamadika tanindrazana
Ny sandam-bola rahateo midiny amin ny fahainganana TGV
6) Ho an ireo manam-bola ka afaka mifidy sy mividy izay sakafo na kojakoja ilainy,
mampihena izany amin ny "minimum necessaire", mihezaka ny tsy mividy zavatra vahiny,
indrindra ny vokatra frantsay
==> Firaisankina amin ny mpamokatra malagasy araka izay azo hatao.
Avelaho ny vokatra vahiny hanangom-bovoka na ho simba an-toerana eo

novalian'i ralevazou ny 16/04/2009 08:08
3. xxx
(
15/04/2009 21:34)
mila hamafisina hatrany efa betsaka ny kil teny ambohijatovo androany ary ny capsat efa midy vody mafy tsy sahy manakorontana intsony f'efa nahazo menace ny miaramila legaliste,mila korontanina kely ireo mba hietsehany miaramila legaliste alohan'ny ahatongavan'i dada
5. xxx
(
15/04/2009 21:47)
efa nahazo menace ka ,na ny police aza efa betsaka no tsy faly amin'ny capsat.Mbola eo ihany le karazana indimidation madinidinika
6. fijo
(
15/04/2009 21:50)
efa fay ka,ireo koa hoataon'ny tafika sasany mirehitra rehefa avy eo fa andraso
7. xxx
(
15/04/2009 21:55)
za dia efa miandry fotsiny an'i ndrianarijaona andré sy rakotonandrasana noel ary le commandant charles dia colonel iray ao @ zp ,ireo no tena fositra voalohany no sady efa namoaka vavabe,tokony ho atao lapidation eo mahamasina rehefa tratra :-D :-D :-D
8. fijo
(
15/04/2009 22:01)
aiza kosa,tsaraina dia sazina fa tsy atao izany ,fa fombany izany,ka aleo hoazy
9. xxx
(
15/04/2009 22:09)
dia avy eo mivoaka indray raha vao misy coup d'etat eo dia tsy misy dikany e,i coutiti izao efa mipikelika ery eo na mamono mahafaty olona dia tsy maintsy mivoaka rehefa miova ny fitondrana ,toy izany koa ireo mpanao vola sandoka sy cheque sans prevision
12. mihitsy
(
16/04/2009 07:22)
BeraMuc:
Antso ho an ny tsirairay ho amin ny fanesorana haingana ny tsy ara-dalana
1) Famakina sy fampahafantarana ny constitution en vigeur www.hcc.gov.mg
==> Betsaka no tsy mahalala ny lalana ambony mifehy ny firenena
2) Fanamafisana ny hetsika Ambohijatovo, Antsirabe, Toamasina, Ambatondrazaka sns:
mpiasan ny minisitera, mpiasampanjakana rehetra, mpampianatra sy mpianatra,
mpiasantenany, mpitsabo, mpanao lalana, solombavambahoaka, mpitondra fivavahana sns ...
==> Satria ny zon ny rehetra no vohahitsakitsaka
3) Tsy fandohavana hetra intsony na iraimbilanja aza
==> Ripaka tamin ny hazakazaka TGV ny volam-panjakana,
dia mbola ho ripaka toa izay koa ny hiditra
4) Ho an ny mpamokatra ara-tsakafo indrindra fa ny vary, tsy mivarotra ny vokatra
ambanin ny vidiny teo aloha
==> Ny hasasarana tsy hatao varo-boba.
Raha sanatria misy tsy fahasalamana tsy vita mora
5) Ho an ireo manana petra-bola amin ny banky, fangalana tanteraka izany vola izany
==> Aleo atao anaty hondana toy izay hamatsiana ny mpamadika tanindrazana
Ny sandam-bola rahateo midiny amin ny fahainganana TGV
6) Ho an ireo manam-bola ka afaka mifidy sy mividy izay sakafo na kojakoja ilainy,
mampihena izany amin ny "minimum necessaire", mihezaka ny tsy mividy zavatra vahiny,
indrindra ny vokatra frantsay
==> Firaisankina amin ny mpamokatra malagasy araka izay azo hatao.
Avelaho ny vokatra vahiny hanangom-bovoka na ho simba an-toerana eo
asio sira ny valala eny an-danitra e
13. ralevazou
(
16/04/2009 08:08)
Sady aleo iala am zay fa mampiferinaina bé :snif:
De refa miala r zalah fozaorana de averina samborina ze navoakany :twisted:
de r zalah koa samborina atao sabo-dokotra =)) =)) de le lebean fozaorana tsaraina any zenevy fa nototoimbitana ^:^ de ny vadin lery mba indramiko kely tapabolana fotsiny! kony an? =)) =)) =)) =)) =)) =))