Ampidiro aloha ny tenimiafina
hafatra hoan'i planete de singe
1. xxx
(
15/04/2009 18:46)
eto @ serasera mihevitra ny tenany ambony noho ny rehetra,mahita ohatra foana lery,aza omena tsiny lery fa izy iny anie hono avy any @ planete de singe.ry zareo avy mbola misy ny fanandevozana ny olombelona ataon'ny rajako. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i belaza ny 16/04/2009 10:03
2. rabingogilabanga
(
15/04/2009 19:05)
Izao no tena marina ranamana, tsy izaho mihintsy no miseho ho mahay, tsy bado koa anefa aho, mitondra ny anjara-birikiko no mba ataoko:
-Hita miharihary tokoa fa misy kitoatoa ny ataon'ny TGV, fanoloana mpitantana any @ ministera sy orinasa, etc...
-Saingy tsy afenina fa mety hampiady ny samy gasy ny hahatongavan'ny RAVALO @ sabotsy, raha ho tonga, satria maro tokoa ny manohana azy, saingy ao koa ny manana alahelo aminy (maty, very tany, naratra, gadra, etc...), mbola tsy mikatona ny fery...
-Saingy teteza-mita le TGV, fa tsy haharitra Ny fahendrena dia aleo hamafisinareo ny tolona TIM, dia miaraka terena i TGV hanao fifidianana dans 10 mois au maximum ohatra, ampilaminana daholo no anaovana izany.
raha izay 10 na 19 mois, aleo andrasana toy izay 10 na 19 morts nohon'ny guerre mety hisy
mety tsy ho rariny hoy ianareo mapndala ny ara-dalana , fahoy ilay mpanoratra malaza allemand izay hoe:
"Mieux vaut l'injustice que le désordre".Johann Wolfgang Von Goethe

3. xxx
(
15/04/2009 19:11)
mety anie le ady hevitra rabingo e,fanontaniana ary ity tsy misy izany neutre izany dia iza no tena tian'elahy ho lasa president valio direct fa aza ahodikodina ny resaka
4. xxx
(
15/04/2009 22:21)
tsy hita rabingo fa lasa nitsoaka matanjaka hihihi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D .Mba ovay lesy io sarinelahy io an kozy anie izany e mitsoaka ny kil.On vie pas dans la meme planete non :-D :-D :-D planete des singe :-D :-D :-D :-D any no misy fanjakan'ny baroa