Feno fahendrena, zany ka president

1. Noue ( 15/04/2009 15:31)

- Interviewé par Reuters, Marc Ravalomanana a déclaré mercredi qu’il était déterminé à revenir au pays et qu’il partagerait le pouvoir avec Andry Rajoelina s’il le faut dans l’intérét du pays. «J’aimerais créer un gouvernement démocratique et ouvert avec la participation de la société civile et des autres parties politiques….créer un gouvernement de consensus«
novalian'i Oay ny 16/04/2009 06:44
2. xxx ( 15/04/2009 16:32)
«J’aimerais créer un gouvernement démocratique et ouvert avec la participation de la société civile et des autres parties politiques….créer un gouvernement de consensus«



Fahendrena sa fanekena ny didy jadona nataony nandritra ny fito taona garangidina . Fa raha tsy démocratika zany dia inona no nataony hatrizay. Sa iza no tsy mahazo ny tenin'i moliera.

Ary fitadiavana seza very no betsaka. Ing. Andry rajoelina izao no prezida fa tsy i Marc mangataka toro-hevitra amin'iza hoy ianao, amin'i Khadafi. i Khadafi ve reto no angatahiny toro-hevitra tssssss :( sy ireto afrikana mpanao didy jadona ohatr'azy ihany.
3. rabingogilabanga ( 15/04/2009 16:37)
tsy hiady hevitra intsony @ izay governemanta aho, fa izao, raha feno fahendrena izy dia aleo manao zavatra hafa;

raha hendry izy dia tokony ho fantany, fa be ny zavatra azo ato hanatsarana ny fireneanao fa tsy ny manao politika ihany, aoka hampiasainy @ zavatra hafa ny fahendreny, toa an-

LA POLITIQUE ET LA SAGESSE NE FONT JAMAIS BON MENAGE

regardez MANDELA, il a renoncé à briguer un second mandat


et regardez ceux qui sont à la téte de leurs pays , à vie (à l'infini), ou presque:

SADDAM
MUGABE
CASTRO
KIM JONG IL
KADHAFI
OMAR BONGO
SASSOU NGESSOU
BEN ALI
MOUBARAK

Le mot de "vertu politique" est un non-sens. [Napoléon Bonaparte]



4. Havantsika ( 15/04/2009 16:42)
Ry havana
Hira fanaontsika ny maniry ny hananan'ny mpitondra fahendrena indrindra raha mbola eo aminy ny fahefana. Ny mampalahelo anefa tsy fahaizana maka lesona raha miala, na nalaina tamin'ny toerana na nanala tena na voatery tsy maintsy miala fa tsy tiam-bahoaka intsony. Lasa hendry rehefa eny ivelany. Ka avela amin'izao fotsiny ve ny heloka bevava vita. Mbola hanohy ny fampinjaliana ny malagasy sy hanao sorona ny marivo salosana. Aiza daholo ny vola halatra rehetra. Mety ho afaka maina izy amin'ny fitsaran'ny tany fa ny ho avy no hanambara. Andriamanitra tsy mba tsy marina ka hitsara miangatra fa izay tsy mahalala miaiky marina ny fahadisoana dia helohina mandrakizay.

Aza mety ho fitahina fa izay afafafin'ny olona no hojinjany
Mandram-pihaona
5. Noue ( 15/04/2009 16:46)
xxx:
Ing. Andry rajoelina izao no prezida
prezidan'inona i tgv? lanim-bahoaka ve? raha lanim-bahoaka izy dia miaiky aho oe lanim-bahoaka ho prezida izy !! ny olon-drehetra anie afaka daholo hilaza fa prezida an'zao sy zao eee ! saingy kosa, alohan'ny hitondrana an'io titre io dia aoka mba ny VAHOAKA NO MIFIDY azy !!


6. ravonjison ( 15/04/2009 16:54)
Efa lasa foka mihitsy ny olona sasany ato. Izay zavatra rehetra ataon-dRavalo dia kianina daholo. Ny fianonany @ filoha afrikana sasany koa dia kianina.
Tsy hitako mihitsy izay antony hanaovana izany, toa lonilony fotsiny.

I Andry Rajoelina dia tsy voafidy, noho izany tsy ekenay ho filoha mihitsy, aoka hazava ny resaka. Raha misy fifidianana ka lany izy dia ekeko, na tsy azoazoko aza .
Hatr@ izao aloha dia tsy azo ekena mihitsy izy satria naka fanjakana ankeriny.
I Ravalo ihany aloha izao no azoko lazaina fa filoha.













7. Noue ( 15/04/2009 17:00)
zay indrindra manko eee ! fa iza no nifidy an'io tgv io???
8. xxx ( 15/04/2009 17:21)
Filoha sy ray feno fahendrena tokoa i Marc. Nitsoaka ohatry ny valavo maimbo avy nagalatra izy. Izà no ray sahy mamela ny zanany izany??? raha tena ray sy filoha izy dia tsy nitsoaka fa nijanonona hatramin'ny farany. Na ho faty teo aza. LACHE, PEREUX.... Avy eo nomeny ny miaramila ny fahefana, fahefana izay nomen'ny miaramila an'i Atoa Andry rajoelina. Ka iza zany no filoha??? ilay valavo nitsoaka sa i TGV???
9. Oay ( 15/04/2009 17:29)
rabingogilabanga:

tsy hiady hevitra intsony @ izay governemanta aho, fa izao, raha feno fahendrena izy dia aleo manao zavatra hafa;

raha hendry izy dia tokony ho fantany, fa be ny zavatra azo ato hanatsarana ny fireneanao fa tsy ny manao politika ihany, aoka hampiasainy @ zavatra hafa ny fahendreny, toa an-

LA POLITIQUE ET LA SAGESSE NE FONT JAMAIS BON MENAGE

regardez MANDELA, il a renoncé à briguer un second mandat


et regardez ceux qui sont à la téte de leurs pays , à vie (à l'infini), ou presque:

SADDAM
MUGABE
CASTRO
KIM JONG IL
KADHAFI
OMAR BONGO
SASSOU NGESSOU
BEN ALI
MOUBARAK

Le mot de "vertu politique" est un non-sens. [Napoléon Bonaparte]







rabingo a! ka io wa d izao "Ny olomarina izay nantenaina ny ankamaroany d mitavozavoza ka ireo mpamorona lainga no manjary lasa mampididoza"
10. Noue ( 15/04/2009 17:30)
ka filohan'inona aza i tgv eee?? voafidim-bahoaka ve izy sa dia ho lasa tsisy dikany intsony ve zany atao oe filoha zany ?
11. xxx ( 15/04/2009 17:37)
ka filohan'inona aza i tgv eee?? voafidim-bahoaka ve izy sa dia ho lasa tsisy dikany intsony ve zany atao oe filoha zany ?

Ka ny voafidim-bahoaka, natokisana, noheverina fa mba hanaja izany fatokisam-bahoaka izany dia nitsoaka ohatry ny voalavo koa.
12. Oay ( 15/04/2009 17:41)
Noue:

ka filohan'inona aza i tgv eee?? voafidim-bahoaka ve izy sa dia ho lasa tsisy dikany intsony ve zany atao oe filoha zany ?



Araka ny zavatra iainanay eto Madagasikara d prézidà ny HAT izy! ary izy no mampandeha ny raharaha eto Madagsikara aloha hatramin'izao!
Marina fa tsy voafidim-bahoaka aloha izy é! fa na inn lazaintsika na inn d RY ZAREO aloha izao no eo!
Ny @ Asabotsy hariva mbola tsy misy mahalala! d za tsy handeha lavitra fa na ny afaka segondra vitsy aza mbola tsy misy mahalala tanteraka izay hiseho é!
13. Noue ( 15/04/2009 17:44)
ka zao anie ry Oay eee! raha tena manaraka tsara ny lalana eto dago dia izao no voalaza !

Le terme "Régime de Transition» ne se trouve nulle part dans la Constitution malagasy
Extraits de la Constitution de Madagascar Article 6 : La souveraineté appartient au peuple, source de tout pouvoir qu’il exerce par des représentants élus au suffrage universel direct ou indirect ou par la voie du référendum. Aucune fraction du peuple ni aucun individu ne peut s’attribuer l’exercice de la souveraineté. Article 16 : Dans l’exercice des droits et libertés reconnus par la présente constitution, tout individu est tenu au devoir de respect de la constitution, des institutions, des lois et règlements de la République. Code Pénal (Article 82) : « Atteinte à la sûreté de l’État L’attentat dont le but est soit de détruire ou de changer le gouvernement, soit d’inciter les citoyens ou habitants à s’armer contre l’autorité, est puni de la déportation.

dia ahoana zany io ?? sa tsisy fanarahana an'zany lalana zany fa samy manao zay danin'ny kibony fotsiny???
14. xxx ( 15/04/2009 17:48)
Ka ny voafidim-bahoaka, natokisana, noheverina fa mba hanaja izany fatokisam-bahoaka izany dia nitsoaka ohatry ny voalavo koa.
15. Oay ( 15/04/2009 17:58)
Noue za anie mbola averiko fa tsy miady hevitra @ Noue za raha vao miresaka amiko ny anticonstitutionnalité an'io HAT io i Noue satria tsy misy fika azo hiarovana anazy, ary mbola averiko fa io ny erreur nataon'i Andry Rajoelina satria maika loatra fa tsy nandinika!
Raha nanaiky ny nijoro an'ilay directoires i lery d avy eo nanao attaque satria anticonstitutionnelle ilay transmission de pouvoir nataon'i Ravalomanana t@ miaramila d nahazo gain de cause ry zalahy fa nanao erreur é!
iny efa nolazain'i RaAsterix ihany fa i Andry Rajoelina ni s'emporté pour rien, tsy ampy traikefa lery é! ilaina ny mandray fanapahankevitra haingana fa ampitoniana d tokony ho fatatr'i lery ihany koa fa "Il y a que les imbeciles qui ne changent pas d'avis".
16. Noue ( 15/04/2009 19:03)
nytiako lazaina anie dia oe feno fahendrena satria vonona izy hizara fitondrana ee! zay ny tena but tiako lazaina teto
17. mirana5 ( 15/04/2009 19:48)
Noue:

nytiako lazaina anie dia oe feno fahendrena satria vonona izy hizara fitondrana ee! zay ny tena but tiako lazaina teto



ASAIVO ZARAINY @ VAHOAKA NOFAHANANAY LALITRA HATRAMI IZAY ALOHA NY VOLA NAHODOKODINA HATRAMI IZAY FOTOANA NITONDRANY ZAY VAO MANAO LAINGA TSARA LAHATRA VAOVAO E NTSSSSSSSSS NTSSSSSSSS!!!!
18. Noue ( 15/04/2009 20:01)
ary tgv nga manaiky hizara? ary mety sy rariny daholo ve ny zavatra nataony vao à peine 1 volana ny naha-teo azy???? :^) :^) :^)
19. fijo ( 15/04/2009 20:37)
mba azavao hoe prezida ny inona ity andry tgv??????
20. pikatti ( 16/04/2009 03:08)
président-ny tontakely sy ny mpandroba lesy TGVendrana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0692