Feno fahendrena, zany ka president
21. Oay
(
16/04/2009 05:25)
Hoy i Noue:
ary tgv nga manaiky hizara? ary mety sy rariny daholo ve ny zavatra nataony vao à peine 1 volana ny naha-teo azy????
Noue a, tadidio fa tany mikorontana ny eto Madagasikara ka tsy hita izay fomba hitsarana ny zavatra ataony sy ny fomba fitondrany aloha raha tsy efa milamina ny tany!
Hoy i Fijo:
mba azavao hoe prezida ny inona ity andry tgv??????
Tsy misy fanazavana tokony atao izany fa enao olona nianatra lalana, ny mpampianatrao io efa nanambombotra ny lalana io d io prézidà ny HAT io i ANdry Rajoelina, ary na tiantsika na tsia d ho anay aty Madagasikara d RY ZAREO HAT aloha izao no mitondra ny rafitra misy eto, ny ho avy d tsy misy mahalala hafa tsy Andriamanitra irery ihany, ary mbola averiko fa tsy misy tanteraka eto raha tsy sitrany satria izay vita d ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra na ny fahafahambaraka amin'izany! Mety hogaga enao @ teniko, ny fozaorana masiso noho ny fahatrana iainany d tsy manana vola na basy entina maka fanjakana fa d ny ainy no omeny ka ny aina anefa d an'Andriamanitra ka d ankinina @ Andriamanitra ny ho avin'ireo fozaorana ireo!
Za raha miresaka fozaorana d tsy TGV no resahiko fa ilay vahoaka mafy ady lazaina fa kamo miasa sy tsy manakatao no tiako lazaina, d mifohaza maraina d mandehana eny Anosybe sy Ambodivoina d hohitanao hoe "Vita ve ny asa ataon'ireny olombelona mitovy aminao ireny ary rariny ve izy ireny raha toa masiso ka ataon'ny snobe hoe fozaorana"
22. Mandefitra
(
16/04/2009 05:40)
De heverin i Oay ve fa hisy fiovana ny fiainan'ireny rehefa TGV no eo na filoha hafa ankoatran i ra8?
Ny maha fozaorana dia lay tsy fitiavana fandrosoana fa fihemorana :
- potehina ny fananam bahoaka
- manjaka ny fandrobana sy ny herisetra
- manao ory hava-manana
- dia avy eo manantena miracle ...
Fa raha olona mafiady misaina, dia hahatakatra fa rehefa mamokatra ny tantsaha, misy ny lalana, milamina ny tanana sady madio ... misy foana ny asa azo atao.
Ary ny fahantrana tsy midika fahavoretrana ...
Afaka madio na mahantra aza, afaka manaja sy mitandro ny fananam-bahoaka. mba ny hatsembohan'ny tava no hinanana fa tsy hanantena valala an-danitra na handrombaka ny an'ny hafa e.

23. Oay
(
16/04/2009 06:11)
Mandefitra a!
Tsy mbola niteny mihintsy ny tenako fa rehefa tsy Ra8 no eo d hofoana ny fahantrana, za tsy nino mihintsy fa rehefa tonga prézidà Ra8 d hanana 4L farafaharatsiny ny Malagasy!
Ny momba ny hoe tsy tia fandrosoana:
Tsy izay ilay olana fa ny tsy nokena teto d ny filazana fa rehefa tsy za d tsy hisy zavatra handeha eto! fa iza i Ra8 no afaka hiteny an'izany azavaiko:
_Raha arapahaizana inn ny fianarana ambaratonga ambony nataony!
_Raha ara-pahamarinana "gadra lava anie i Ra8" ary tsy gadra politika fa gadra noho ny fanodikodinana!
_Raha ara-pahendrena: "olona feno avonavona anie i Ra8 é"
D olona toa izany ve no hanosontena ho Andriamanitra velona ho an'ny Malagasy. Père Pedro aza tsy sahy miteny fa raha maty izy d tsy hisy hiahy intsony ny fozaorana eny Ralanitra!
Ny momba ny famotehana ny fananambahoaka:
Mbola averiko fona fa tsy mbola nisy mpitsara mpanao famotorana namoaka porofo fa ny TGV no nandoro ireny!
Efa nomeko teto ny fomba hijerevana hoe iza marina no tao ambadik'ireny fanimbana fananambahoaka ireny fa fomba fijery ilay izy fa raha tena misy fahamarinana marina d atsangano ny fitsarana mahaleotena tsy azon'iza n'iza vidimbola sy anaovana herimpamoretana d hohita hoe iza no nanao ireny!
Ny momba ny hoe ny manantena valala an-danitra d izao ny koziko aminao:
Mifohaza maraina d mandehana eny Anosybe na Ambodivoina d andramo atao ny asan'ireny olona ireny d hohitanao hoe miasa ve ny fozaorana sa tsia d hotsapanao ve hoe aradrariny ve ny karamany!
Hamaranako anazy d izao ny mpanankarena sy ny manankatao no mahatonga ny fozaorana masiso sy manimba fananambahoaka satria biby tsy manandoha tsy mandeha ka ny atao hoe loha ny biby d ny mpitondra sy ny mpanambola fa ny fozaorana d ilay ratsana mpanantateraka baiko!

24. Mandefitra
(
16/04/2009 06:16)
Ka lay fandraisana ny hevitry ny fozaorana no mahadiso anao .. jereo ao ambony ao ny heviny.
25. Oay
(
16/04/2009 06:44)
Ka ny ahy d tsoriko fa malahelo aho @ vavan'ny sasany manao hoe: "Ny mpanaraka an'i TGV d ireo fozaorana masiso kely" d za moa tsy mandeha 13Mai izany satria za tsy TGV ary tsy TIM d rehefa mijery ny sary mandeha @ télé sy eto @ aterineto za d tena hita tokoa fa ilay saranga ambany indrindra @ fiarahamonina no manaraka an'i TGV d ireo somary madiodio no miaraka @ TIM d za mivavaka mba tsy ny ho iray @ ireo no tsy maintsy ho lany fa mba olombaovao! d manararaotra za milaza fa za tsy mifidy Ravalomanana ary Tsy mila Andry Rajoelina!