FOZAORANA TAPADOHA I Oay
1. MONGAB
(
16/04/2009 07:16)
Tsy olombelona izy io fa extra terrestre :twisted:
masiso , maimbo , tsy mandro herintaona satria ranomaimbon'ny behoririka no hatsakainy :oops:
mitapitapy satria te ho atao hoe snoby nefa kiraro eny @ brokatera no hanaovany :-P
Tsy milamina ny fiainany fa na ny mijery opera aza tsy hainy dia mivovoha ohatran'ilay alikanay hoa Oay no anarany :^)
Ary aza tonitononina eto ny anaran'Andriamanitra fa raha raha te- hanonona azy dia aza manao teny tsy voahevotra tahakan'ireo
Izany no aina ka fitombenana plastika no atanina afo
NY TAIMBAVA RY VENDRANA SAMY MANANA DIA NY ANAY TAIMBAVA BE MIHINTSY :D :D :D :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :D :D :D :D

novalian'i belaza ny 16/04/2009 18:26
2. MONGAB
(
16/04/2009 07:23)
oa ! a!a!a!a!a Oay ndàna makarivotra fa aza mandany andro mirediredy eto !
3. Oay
(
16/04/2009 07:52)
MONGAB:
oa ! a!a!a!a!a Oay ndàna makarivotra fa aza mandany andro mirediredy eto !
ilay izy tsotra rehefa tsy manakambara d aleo tsy miteny!
Ny valiny d tsotra eto tsy fanaovana lohamboto satria tsy mifankahita fa ny zavatra azoko kozina d tsotra: "raha mafy d tonga d omeo ny momba momba anareo d aleo mifankahita" fa ny ompa tsy mahafaty!
4. xxx
(
16/04/2009 09:42)
za aloha tsy de mitovy hevitra aminy oay loatra satria za ra8, fa i mongab kosa tena fohy fisainana ka, na ra8 ianao na tgv tena mba maivandoha loatra! ny fiainanao ao antranonao ve no tantarainao eto? :-D :-D :-D
5. Oay
(
16/04/2009 10:24)
xxx:
za aloha tsy de mitovy hevitra aminy oay loatra satria za ra8, fa i mongab kosa tena fohy fisainana ka, na ra8 ianao na tgv tena mba maivandoha loatra! ny fiainanao ao antranonao ve no tantarainao eto? :-D :-D :-D
iza no mitantara ny fiainany ao antranony eto fa tsy azoko ry XXX mba azvao kley hoe!
D za manaja ny hevitr'i XXX ary mbola averiko fa za ny zavatra maha sûr ana d za tsy TGV ary tsy AREMA na CRN fa ny olona ahafahako miaramiasa d i Ravalomanana raha toa ka voahaja ireto:
AFAKA MANEHO HEVITRA ANKALALAHANA ny Mpanohitra!
AFAKA MANAO izay ASA TIANY ny olona na mifaninana @ TIKO aza izany!
D farany mila miady hevitra @ Ravalomanana i Oay @ ity resaka finoany ity!
6. ravatorano
(
16/04/2009 10:58)
mongaB < MAMPmé marina nareo ah !
robera sisa tsy ampi amin 'ilay ps nareo
raha ny tena marina dia tsy fanaovana fiantsiana be fahantany eto ary koa ny hevitra no tsara ampiadiana fa aza mivoy resaka feno ta*m-bava loatra fa masina ange ny vava fa aza asiana maloto e !
:wink:

7. Oay
(
16/04/2009 11:03)
ravatorano:
mongaB < MAMPmé marina nareo ah !
robera sisa tsy ampi amin 'ilay ps nareo
raha ny tena marina dia tsy fanaovana fiantsiana be fahantany eto ary koa ny hevitra no tsara ampiadiana fa aza mivoy resaka feno ta*m-bava loatra fa masina ange ny vava fa aza asiana maloto e !
:wink:
Ka ilay izy ravatorano araka ilay teny manao hoe "Saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay iray homamarara a!" d "Ny omby ndray mandry tsy indray mifoha"
8. belaza
(
16/04/2009 18:26)
i mongab no tiako tenenina ra oay a, tsy dia tiako loatra ny fomba firesaki lery, eny fa na ra8 mitovy amiko aza lery, tsy milay manambanimbany olona!