Mety tena ho ratsy ihany ny vokany raha toa ka>>>>

1. Noue ( 15/04/2009 19:13)
asa aloha fa oatran'oe tena ho ratsy zany ny vokany raha toa ka tena ho avy zany Ravalomanana @ sabotsy zao! satria mino aho fa tsy maintsy misy olon'ny sadc hanaraka azy , na olon-kafa eee ! zao manko efa manao menace sahady ny militaires.
Hoy manko ny SADC oe

La délégation de la troïka de la SADC a rencontré les leaders du mouvement légaliste cet après-midi. La SADC demande à Andry Rajoelina de quitter le pouvoir pour que l’ordre constitutionnel soit rétabli

dia namaly ny militaires oe

- Le colonel Ndriarijaona autoproclamé Chef d’Etat Major le mois dernier, a averti que les «forces armées vont riposter à toutes invasions étrangères (…) Les matériels militaires dont nous disposons sont largement suffisants pour faire face aux envahisseurs«
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:55
2. sadeky ( 15/04/2009 19:18)
vono vorona fotsiny ny an'i ndrinarijaona André,jereo fa hitsoaka matanjaka eo iny.ny vola aza tsy misy :-D :-D :-D
3. Noue ( 15/04/2009 19:21)
eny eee ! tsy maintsy mba mamono vorona kosa aloha izy eee ! :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 15/04/2009 19:24)
Marina mihitsy ny an'ny miaramila gasy. Koa raha tsy inona koa tafihinao tsotra izao ny firenena mahaleo tena. Tany tsy miady, tsisy guerre civile io, tsisy inona. Au nom de quoi ny ahatongavan'ny troika eto???? ka hanamarinàna ny famonoana olona.???? Hendry tokoa ity ravalomanana ity, ady seza io ka izay maty any maty any.
5. sadeky ( 15/04/2009 19:27)
i ra8 tsy maintsy protegeny SADC ny securité ny ary possible hitombo maro ny etsy ambohijatovo ary hipoitra amin'izay ny miaramila legaliste dia hitsoaka matanjaka ny Rakotonandrasana noel,ndrinarijaona Andre ,commandant charles sy le colonel ao @ zp iray iny
6. Noue ( 15/04/2009 19:36)
ka mety oe tsy hitondra tafika zany koa anie ny sadc ee! fa mety fotsiny angamba oe mi-proteger an'Ravalomanana izy, dia asa mety oe mino ry zareo fa tsy hisy sahy haninona eo ny tafika gasy satria , oahtra zany aaa! oe raha olona 10 ry zareo ka ataony eo am-povoany foana i Ravalomanana dia harovan'ny legalistes koa??? dia ahoana? sahy aninona eo ny tafika??
7. fijo ( 15/04/2009 20:23)
tsy sahy mihetsika izany ny miaramila raha maro ny vahiny mitana basy.ny antiony ,di amisy miaramila gasy ,koa momba an dravalo,ka matahotra n yhiady an trano ireo
8. bazylou ( 15/04/2009 22:56)
resak' ehhhhhh!! izany an, dia hoe ny sadc sy ny oua no amerina an'ilay 8 eo!! tsssle, koa raha tsy ara lanitra izy ity ka hoe avereno :roll:
9. xxx ( 15/04/2009 22:59)
jereo fotsiny lesy ny zava misy any dago an tsy misy zavatra mandeha na iray aza ,ny gouvernement mbola tsy complet foana ny vola tsy misy dia inona fotsiny no atao hoe
10. ralevazou ( 16/04/2009 08:57)
de oiteo r zalah â!
sady dada koa ange ts mbola nanaotao foana zany am resaka ôtr zany é?
ts maints o faty iany reto fozaorana kely reto ko léaaaaaaaazaaaahhh! =)) =)) =)) =))
11. tsiafoi1 ( 16/04/2009 13:55)
Ny azo antoka aloa de hiverina ny Filoha Ravalomanana. Ary hanana gardes présidentielles manokana mihitsy "Jean Marc au pluriel zany". De hiainga amin'izay ny fametrahana azy @'ny toerany. De eo vao hipoitra ireo miaramila légalistes maro, izay tsy sahy niseho masoandro. Zavatra roa no mety hitranga :
- Ho mafy ny fifandonana entre militaires,
- na hibanaka ho azy lapa.

Parabole iray ity: Lapa be naorina eo ambony cathédrale iray. Olom-baovao (vehivavy mpahay làlana mirahavavy) no mpanofa ny trano. Ary mora de mora ny hofan-trano sy ny nahazoany azy. Raha jerena de toa kanto ery ilay lapa, fa boboka sy lo daholo ny varavarana sy varavarankely ao aminy. Fako mivangongo no manemitra ny lalana miditra @'izany lapa izany. Maro tokoa ireo vahiny avy @'ny foko hita nivezivery nahazo fanasana hiditra izany lapa izany. Ny varavarana sy varavarankely lo sy boboka dia maneho ny fiarovana izany lapa izany, izay tena boboka tsy azo hianteherana. Tsara jerena ivelany fa feno loto sy heloka ny lalana nahazoana azy. Ny lapa de endriky ny fanjakana, tsy tompony fa mpanofa mandalo ihany ireo mananontena nahazo azy...De "samia mamisavisa" ny momba hoe iza izany fitondrana izany sy ny momba azy"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525