SAMEDI 18 AVRIL 2009 EXCEPTIONNEL
1. pimaso
(
15/04/2009 16:55)
C LA FIN DE L AVENTURE D UN TRAIN DE MERDE
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 14:34
2. Noue
(
15/04/2009 16:59)
tsisy frein ve sa hipoaka?? de toute façin, misy farany daholo ny atao rehetra eee !! zay oa vao tena ho kila io , oatran'io sary io eee !!!
ahoana moa ilay fitenenana zay? valin-fingika, fingaka ???
[URL=http://img401.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img401.imageshack.us/img401/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
ahoana moa ilay fitenenana zay? valin-fingika, fingaka ???
[URL=http://img401.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img401.imageshack.us/img401/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
5. Oay
(
15/04/2009 17:33)
Tena ho exceptionnel tokoa aloha ity Asabotsy ity satria:
_Raha tonga eo Ambohijatovo i Marc Ravalomanana d Ok fa raikitra ny ady an-trano!
_Raha sanatria moa tsy tonga izy noho ny antony tsy miankina aminy d horava Ambohijatovo!
_Raha tonga eo Ambohijatovo i Marc Ravalomanana d Ok fa raikitra ny ady an-trano!
_Raha sanatria moa tsy tonga izy noho ny antony tsy miankina aminy d horava Ambohijatovo!
8. Oay
(
15/04/2009 17:46)
sadeky:
efa nihamaro ny kil eny ambohijatovo hoe hoavy i dada @ sabotsy .
Tandremo fa mila obligation de résultat io fa tsy resaka marketing hanaovana sondage, ka sao lahy!
Misy teny manao hoe "Aza mandihy tsy afa-tavony" tadidio fa efa teraka soa amantsara ny zaza fa mbola tsy mikorapaka aloha satria mbola tsy afaka ilay placenta! Ary aza mandidy alohan'ny Tompony é!
Tsy misy tanteraka wa eto raha tsy sitrany!
9. xxx
(
15/04/2009 17:47)
na eo dada na tsy eo d ny tolona mitohy hatrany efa maro ny mpiasam-panjakana sy ny mpianatra no hanatevina ny tolona eny ambohijatovo!
11H46 : Le leader du syndicat des fonctionnaires a fait appel à tous les fonctionnaires sans distinction à rejoindre Ambohijatovo
18H18 : Les personnels de la Banque Centrale ont repris leur grève aujourd’hui devant leur bureau de travail à Antaninarenina. Pour cette fois-ci, un service minimum a été mis en place sur le lieu pour réaliser les activités fondamentales
12:00 - Les légalistes prévoient la venue des étudiants d’Université sur la place de la Démocratie à Ambohijatovo pour manifester lors de cette «semaine décisive«

10. pimaso
(
15/04/2009 17:48)
9:00 - Deux nouvelles espèces endémiques, inconnues à ce jour, viennent d’étre découvertes sur la grande île de Madagascar par une équipe de chercheurs pluridisciplinaires émanant de la WB, du FMI et de l’UE. Il s’agit tout d’abord du «militaris sancouillos», un dérivé du caméléon, espèce longtemps inconnue car craintive des hommes, repérable à son duvet étoilé et à son camouflage. A ne surtout pas confondre avec le «militaris capsatis» espèce sauvage et brutale qui s’attaque aux «sancouillos» et aux hommes. Il s’agit ensuite du «politicus crapulensis», espèce connue depuis longtemps à Madagascar, mais dont la plupart des spécimens vivent en captivité dans des zoos à l’étranger. Certains «crapulensis» très rares ont été découverts en captivité à Madagascar et ont été libérés récemment. Leur acclimatation avec «le politicus orangis-rex», avec lequel ils semblent partager certains génes, est en cours d’expérimentation (Ketchup Geography)
11. rabingogilabanga
(
15/04/2009 18:12)
Tsy ho avy izany izy sabotsy, fa aza manantena loatra ianareo.
ho avy izy enkena , fa tsy ho @ sabotsy mihintsy
Hamafiso ihany anefa ny fanoherana, satria ny TGV tokoa dia mila fanoherana henjana, fa aza izay ravalo intsony no haverina eo, satria mampiady:
enkena fa betsaka ny manohana azy
saingy be koa ny tsy tia azy, matoa niongana teo izy.
Ka raha olona iray no hampiady antsika samy gasy, dia ny TIM mihintsy izany no efa tsy misy olomanga, na i ravalo no efa lasa andriamanitrakelinareo ka tsy hisy hahasolo azy ao @ TIM ao

12. ifiona
(
15/04/2009 18:26)
rabingogilabanga:
Tsy ho avy izany izy sabotsy, fa aza manantena loatra ianareo.
ho avy izy enkena , fa tsy ho @ sabotsy mihintsy
fa aza izay ravalo intsony no haverina eo, satria mampiady
Te hiombo-kevitra aminao aho amin'io satria akaiky loatra zany @ asabotsy zany, mbola tsy sitrana ny fery navelan'i Ravalo tamin'olona, mbola be no tezitra aminy, zava-misy tokoa zany ka mba tsy hisian'ny ady dia tokony tsy zao dia zao izy no miverina fa rehefa afaka elaela. Ny tena hahiako fotsiny dia izy ty hivadika ady be dia zay no tena hampalahelo. Ny tokony ataony angamba raha tena te hiverina izy dia mi-organiser réferendum aingana (tsy haiko hoe iza no afaka mi-organiser an'izany) dia aingana fa tsy azony atao kosa angamba ny tonga dia miverina teo @ toerany fa manjary mampiady vahoaka. Toa ôtran' kely finoana ihany anefa aho hoe tsy hiverina teo @ toerany izy raha ny interview nataony t@ Reuters.
rabingogilabanga:
Ka raha olona iray no hampiady antsika samy gasy, dia ny TIM mihintsy izany no efa tsy misy olomanga, na i ravalo no efa lasa andriamanitrakelinareo ka tsy hisy hahasolo azy ao @ TIM ao
Eo ndray angamba dia tsy dia hoe andriamanitra kely lery fa izay ilay fiteny hoe "on ne change pas une équipe gagnante". Zany hoe be no miaiky fa tena nisy ny soa nentin'i Ravalo dia ny zava-bita tsara no jerena e.
[/quote]
13. xxx
(
15/04/2009 18:38)
i rabingo efa miteniteny foana,aza omena tsiny lery,ny marina aminao tsy marina amin lery :-D :-D :-D
mahita ohatra foana lery hicontrena anao
aza omena tsiny lery on vie pas dans la meme planete,lery efa any @ planete de singe miseho mana devo ny olombelona :-D :-D :-D
mahita ohatra foana lery hicontrena anao
aza omena tsiny lery on vie pas dans la meme planete,lery efa any @ planete de singe miseho mana devo ny olombelona :-D :-D :-D
16. xxx
(
15/04/2009 19:03)
za tsy te hitsikera zay tsy nety na nety nataon-dra8 fa tsotra b fotsiny mbola tsy tapitra ny mandat any, rehefa tapitra ny mandat any d tsaraho @ zay tsy nety nataony izy.-
17. fijo
(
15/04/2009 20:30)
za koa aloha ,tsy mbola mino hoe tonga amin'ny asabotsy izany izy.tsy ampy ny fiomanana amin'ny fiarovana azy amin'io.
natao fotsiny io,hitsapana ny fihetsiky ny HAT.izya tsapa izoa,fa tena koditra
natao fotsiny io,hitsapana ny fihetsiky ny HAT.izya tsapa izoa,fa tena koditra
18. bazylou
(
15/04/2009 22:57)
1 volana izay , tsy hita izay napoaka, tgv prezda ihany, ny pataloha sy ny fotoana no rovitra tetsy sy teroa!! :-D :-D :-D :-D sao dia hanjahatra eo e!!
19. diamondra27
(
16/04/2009 06:10)
tsetratsetra tsy aritra fotsiny ity reko tao am radiodonbosco tam ofakomaly an: hoe ny dikan'ilay V io hono dia hoe: kely mandefitra lehibe hajaina dia lasa betsaka hono izao no nala skoto sy mpanazava tsy avelan'ny RAD manao skoto intsony satria manao io V io ry zalah, :cry: :cry: sangisangy zary tenany le izy ngamba
Fa araka ny info azo aloha dia ho avy Ravalo , izy moa iny mampanatena iny foana no ataony hoe minoa fotsiny ihany e! ka aza taitra nareo fa raha resaka securité d'efa vita calcul daholo izany fa izy tsy hi s'aventurer am izany mihintsy , dada nge iny e, zandrikely zany tsy maintsy mandefitra
Efa misy officiers vonona ny hiaro andRavalo any sy ny troupeny.
Calme fotsiny nareo rankizy a!
Dia io ilay lazaiko hoe mety hiara-hitantana ny fitondrana ho aho izy mianaka manambatra ny force,
Zay le tanjona am fiverenany io ange hoe:hisian'ny filaminana am fanjakana

20. mihitsy
(
16/04/2009 07:34)
Noue:
tsisy frein ve sa hipoaka?? de toute façin, misy farany daholo ny atao rehetra eee !! zay oa vao tena ho kila io , oatran'io sary io eee !!!
ahoana moa ilay fitenenana zay? valin-fingika, fingaka ???
[URL=http://img401.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img401.imageshack.us/img401/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
hay fantatrao ihany fa valin-fingika, fingaka ?
zao zany no nataondra8 taloha de zao no nahazo azy?
koa mahatantesa ary e