mpanoa politika maty

1. fijo ( 15/04/2009 21:25)
amin'izao fotoan aizao,dia tsy mbola tena hay izay ten ahiafaran'ity resaka ao mada ity.raha tena tafaverina i ravalo,izay hinoako ,fa mbola ho tafaverina eo,dia hisy ny mpanoa politika izay hofaty hoazy"maty arapolitika"fa tsy maty vatana.
isan'izany i:sylla,ratsirahonana,ndremanjato.
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:01
2. xxx ( 15/04/2009 21:32)
marina izany ry fijo fa ahoana koa no mety hiafaran'ireto capsat ireto eh,efa tena menace direct mihitsy anie ny an'i SADC hoe miala i tgv ,ary niaka peo koa le cemgam fopla iny (fatakalahy)
3. fijo ( 15/04/2009 21:34)
ireo anie vitsy e,ary tsimaintsy mba mamonovorona ihany aloha,fa ny saosy kosa ve azo ,de hangina fotsiny eo.
4. xxx ( 15/04/2009 21:36)
sylla sy ndrema ary ratsirahonana efa vita ny carriere an'ireo raha resaka politika no resahina
5. fijo ( 15/04/2009 21:38)
izao izy vao miha tena nananton tena.
6. xxx ( 15/04/2009 21:45)
mba mitady retrait paisible ireo nefa indrisy azon'ny daka tsy hitamaso :-D :-D :-D ,i ratsirahonana ihany no mbola manofy atoandro eto hoe ahazo ny pouvoir indray andro any
7. fijo ( 15/04/2009 21:49)
iny no tena nandiso fanantenana ahy,mpampianatra anay iny,ary tena olona mpanaraka izany aradalana izany,ary fony izy nampianatra dia izay no tena hafatra fanaony."manahirana io lalana io,fa tsimaintsy arahana,satria loza no mitranga raha tsy misy izy "nefa izao,lery no tena lohan'ny fanipahana ilay lalana ,ka tena tssssss
8. xxx ( 15/04/2009 21:53)
lery anie hono niteny hoe president mampy te hangery izany ve dia mba serieux,efa manao retour d'age e,isany mba nifidy azy aho t@ 1997 ary nieritreritra hoe ho lasa lavitra i lery nefa kanjo
9. fijo ( 15/04/2009 21:54)
hihiiih tena nivarina lery ka nampalahelo
10. xxx ( 15/04/2009 21:57)
lery koa be fialonana an'i ra8 no tena marina e,ny olona mpifidy an'i lery sy ra8 dia olona iray ihany tao tana dia izay no tena antony raha tsy teo ra8 dia i lery no lasa teo t@ 2001
11. fijo ( 15/04/2009 22:00)
izay koa mety homarina ka
12. xxx ( 15/04/2009 22:06)
jereo fa tsy nilatsaka lery t@ 2001 mba ahalasa an'i ra8 sy tsy hiparitahan'ny vato teo tana,nefa lery t@ 1996 tafiditra voalohany tao tana ary deputes rehetra presqueAVI daholo fa tonga i ra8 dia i lery no victim voalohany,izay io vageance io
13. tsiafoi1 ( 16/04/2009 13:01)
Tsy de resaka vageance loatra fa tena resaka bizna, malain-kisahirana satria tanora ratsy fiary... mba inona moa akoatran'ny Apart hotel no vitan'izany famille Ratsirahonana izany?? Nieritreritra ny hanao carrière politique ka hisalotra izany président izany kanjo tsy tafa..., mba nahavita otran'ny vitan'i Ra8 ve???,... Diso fiketrika loatra de izao ny tanindrazana mihitsy no namidiny amin'ny Frantsay fa efa maty eritreritra tanteraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458