Mbà tsy ho latsa intsony anie no hahazo andra8mashekabe
1. MONGAB
(
16/04/2009 08:10)
nanaonao foana
natsoina hatramin'ny laona
nitatàtata toa an'ny kary
rehefa injay mbà hihinambary
aiza ianao ry latsa
fa toa tena mandàtsa
ny fanaovanaovam-poana
ny latsa ity toa manoloana
ny aretina mamely
ny tena anefa ,lazaina fa anjely
fa angaha nanota izato izy
no dia tratran'ny aretina mihizihizy
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
natsoina hatramin'ny laona
nitatàtata toa an'ny kary
rehefa injay mbà hihinambary
aiza ianao ry latsa
fa toa tena mandàtsa
ny fanaovanaovam-poana
ny latsa ity toa manoloana
ny aretina mamely
ny tena anefa ,lazaina fa anjely
fa angaha nanota izato izy
no dia tratran'ny aretina mihizihizy
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i Oay ny 16/04/2009 09:51
2. xxx
(
16/04/2009 08:14)
izaho izaho mpanota matevikoditra kanefany salama be dia ahoana ilay
toriteninao iny teny @13mey ra8masina a! 8O
3. Oay
(
16/04/2009 08:18)
xxx:
izaho izaho mpanota matevikoditra kanefany salama be dia ahoana ilay
toriteninao iny teny @13mey ra8masina a! 8O
io d izao é! aza misafoka na tezitra rehefa maheno olona manonona ny anaran'Andriamanitra satria Andriamanitra d an'ny rehetrarehetra ka na hivazavaza eto aza ohatra i Oay d Andriamanitra tsy azo baikoina na vidiana vola!
D tadidio fa isika tsy olon'izao tontolo izao ozy i Kristy, ary tandremo sao kivy mahita ny mpanao ratsy tafita ka hanary an'Andriamanitra!
5. Oay
(
16/04/2009 08:23)
MONGAB:
Tsara rehefa mananatra ny tenany i Oay .
Zao ry akama a! eto tsy fanaovana vava ratsy satria tsy afaka mifampilako.
6. MONGAB
(
16/04/2009 08:25)
ny olon'izao tontolo izao no mahavita miteny hoe tsy olombelona iny ra Oay ??
dia mahatatesa rehefa mahita ireo tsy olon'izao tontolo izao mamerina aminao ny ompa ataonao .ka sao hiala hatramin'ny tsy maha olon'izao tontolo izao anao
dia mahatatesa rehefa mahita ireo tsy olon'izao tontolo izao mamerina aminao ny ompa ataonao .ka sao hiala hatramin'ny tsy maha olon'izao tontolo izao anao
7. MONGAB
(
16/04/2009 08:28)
ka hifampilako izany ve no tadiavin'i Oay , misy ny rehetrarehetra ato , be sandry
capsat , jacqui chan , sns ary aza mifampiakama fa tsy misy akaman'i oay eto
capsat , jacqui chan , sns ary aza mifampiakama fa tsy misy akaman'i oay eto
8. BOYSGOSS
(
16/04/2009 08:33)
Oay:
xxx:
izaho izaho mpanota matevikoditra kanefany salama be dia ahoana ilay
toriteninao iny teny @13mey ra8masina a! 8O
io d izao é! aza misafoka na tezitra rehefa maheno olona manonona ny anaran'Andriamanitra satria Andriamanitra d an'ny rehetrarehetra ka na hivazavaza eto aza ohatra i Oay d Andriamanitra tsy azo baikoina na vidiana vola!
D tadidio fa isika tsy olon'izao tontolo izao ozy i Kristy, ary tandremo sao kivy mahita ny mpanao ratsy tafita ka hanary an'Andriamanitra!
Ny devoly ra-Oay no matahotra ny hanaran'Andriamanitra ah, d azon-lah hantsaina hoe inn izy zany
9. Oay
(
16/04/2009 08:36)
MONGAB:
ka hifampilako izany ve no tadiavin'i Oay , misy ny rehetrarehetra ato , be sandry
capsat , jacqui chan , sns ary aza mifampiakama fa tsy misy akaman'i oay eto
Za ndray ry Mongab tsy miandry olona izany fa za ihany no fantatro d mbola averiko fa ny vava be wa tsy fanao eto fa raha ohatra ka mba afaka mifankahita d tsara mihintsy ilay mifampilako d amizay mikombona ny vava tsy azo ampanginina!
D ilay hoe akama fomba fikozy ilay izy fa tsy hoe mitady an'i Mongab ho akama i Oay ka! sady somary allérgique ny olona toa an'i Mongab i Oay ka tonga d fofon'aina be raha toa ka avy any Zimbabwe any Mongab!
10. MONGAB
(
16/04/2009 08:40)
tena matahotra ny anaran'Andriamanitra ny devoly
fa izao no voalazan'ny tenin'Andriamanitra hoe AZA MANONONONA FOANA NY ANARAN'I jehova Andriamanitrao .
fa izao no voalazan'ny tenin'Andriamanitra hoe AZA MANONONONA FOANA NY ANARAN'I jehova Andriamanitrao .
11. Oay
(
16/04/2009 08:48)
MONGAB:
tena matahotra ny anaran'Andriamanitra ny devoly
fa izao no voalazan'ny tenin'Andriamanitra hoe AZA MANONONONA FOANA NY ANARAN'I jehova Andriamanitrao .
D iza ary ny prézidà teto Madagsikara na ny olona mpanao politika teto Madagsikara nanonona ny anaran'Andriamanitra bdb toa ny nataon'i Ravalomanana é!
Faharo milaza mpanao politika avo toerana ka sady filohan'antokompinoanana FJKM en l'occurence!
Fa efa voalaza ihany koe fa "Izay miaro ny mpanao ny asa ny ratsy d hotsaraina toa ny mpanao ratsy"
12. namanabe
(
16/04/2009 08:52)
Ary tsy misy lohany sy fitombenany ny zavatra soratan'ity Oay ity
marina ny an'i mongab
marina ny an'i mongab
13. Oay
(
16/04/2009 09:01)
Namana be a! Araho hatramin'ny voalohany d diniho fa mila fandinihana ilay izy fa tsy sambotsaborina eny ampanidinana akory izy io!
14. manelatra
(
16/04/2009 09:06)
ny mety amin'i Oay dia miala eto , tsy misy dihina kosa fa dia mazava be marina ny an' lé namana b
15. Oay
(
16/04/2009 09:14)
manelatra olona mba nanao ambaratonga ambony fa d aza manaiky hihinana izay avy notsakotsakoin'ny sasany fa na ny fozaorana aza kiriko raha hitelina ny efa nalohan'ny sasany!
Ary tsy alika ka hiverina @ efa naloha é!
Ary tsy alika ka hiverina @ efa naloha é!
16. xxx
(
16/04/2009 09:33)
tsy aleo ve ry oay miverina aminy naloha toy izay hihinankinampoana? ohatra hoe "tay"
17. Oay
(
16/04/2009 09:51)
xxx:
tsy aleo ve ry oay miverina aminy naloha toy izay hihinankinampoana? ohatra hoe "tay"
Tena tsy mitovy isika fa ny anay indray d aleonay maty tsy mihinana klé!
