Tena sahy tokoa ve Ravalomanana Marc
1. saranga
(
15/04/2009 08:21)
Ny hahatongavany aloha dia sahy izy ary tsy ho ela. Fa sahy hanao amnistie ve izy, sahy hanao gouvernement d'union na d'unité nationale ve izy, sahy hanao transition démocratique ve izy, sahy hanao eléction anticipée démocratique et transparente ve izy, sahy hiara-hidinika amin'i Zafy sy Deba ary Pierrot ve izy, sahy hanaiky ny fandoavan-ketran'ny TIKO ve izy, sahy tsy hampiditra TIKO's boy eo amin'ny fitondrava ve izy ?
Ireo no andrasan'ny Communauté internationale aminy dia milamina ny raharaha. Fa ity Dramé ity no tsy azo antoka fa tandremonareo TIM

novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:49
2. Oay
(
15/04/2009 08:47)
Saranga efa nolazaiko ity zavatra ity fa averiko:
_Raha vao misy miaramila mivadika @ CEMGAM amin'izao fotoana izao d sahy Ravalomanana @ fiverenana eto Madagasikara.
_Ny momba ny amnistie kosa d tsy hanao an'io i Ravalomanana satria mamono tena ara-politika izy raha manao an'io satria ny mpanaraka an'i Ravalomanana d aoka azava fa ireo victimes ny fitondrandratsiraka, ary raha nanaraka tsara ny forum ianao ka tsy d fohy loatra ny fitadidinao d tsarovy fa ny 95% ny mpomba an'i Marc Ravalomanana eto ohatra d satria nihevitra izy ireo fa Ratsiraka no tao ambadik'i Andry Rajoelina.
_Noho izany raha toa ka tsy afaka miady @ izay miaramila mitady hanohana an'i Ravalomanana ny CEMGAM @ izao fotoana izao d: "adinoy ny amnistie fa aleo ampitombona ny fonja toa an'i Tsiafahy"
Azavaiko raha tafaverina @ fitondrana i Ravalomanana d hanampy anazy ara-bola ireo dictateurs rehetra ao Afrika d efa hitany izao ny tsy nety nataony d hofafazany vola be ny miaramila d tonga ny junte militaire accompagné d'une monarchie dont à la trône on verra l'empereur Ravalomanana!
Noho izany raha vao misy miaramila manohana i Ravalomanana d mbola averiko fa na maty aza ny atsasakin'ny Malagasy d tsy miraharaha izany Ravalomanana satria tsarovy fa raha vao tsy filou eto Madagasikara Ravalomanana d aleony maty satria inn ary no azony atao! izay no nahasamy hafa anazy t@ Ratsiraka, i Ratsiraka refa voaongana d lasa nipitsika satria fantany fa mbola afaka manao zavatra izy na tsy mipetraka eto Madagasikara aza fa i Ravalomanana tonga d aotra!
Fa izany rehetra izany d mbola au conditionnel satria ry Raasterix sy ny TGV koa efa mivonona ny amin'izany ka amiko d tsy hisy zavatra hovita mora eto raha ny fahitako anazy!

3. BOYSGOSS
(
15/04/2009 10:19)
saranga:
Ny hahatongavany aloha dia sahy izy ary tsy ho ela. Fa sahy hanao amnistie ve izy, sahy hanao gouvernement d'union na d'unité nationale ve izy, sahy hanao transition démocratique ve izy, sahy hanao eléction anticipée démocratique et transparente ve izy, sahy hiara-hidinika amin'i Zafy sy Deba ary Pierrot ve izy, sahy hanaiky ny fandoavan-ketran'ny TIKO ve izy, sahy tsy hampiditra TIKO's boy eo amin'ny fitondrava ve izy ?
Ireo no andrasan'ny Communauté internationale aminy dia milamina ny raharaha. Fa ity Dramé ity no tsy azo antoka fa tandremonareo TIM
Aleo tonga d hazava fa tsy ny miaramila rehetra io mioko io ary na dia ao anaty CAPSAT ary dia tsy izy rehetra ihany koa. Zay no mba lazaiko hoe aleo alou mba mitrandraka vao2 vao mba miteny. Miara miasa @na vadina officier iray ao @ CAPSAT zahako ary dadafaran'izay zaodahiko izahy dia militaire mecanicien ao @ CAPSAT ary ireo dia mitovy ny filazany hoe : IZAY NAHAZO VOLA IHANY NO MAKASITRAKA AN'IO, manginy fostiny ny filazan'ny CEMGAM niantso ireo GP militaire hiverina an-toby izay midika fa mbola misy tafika any zany mihainohaino amin'izao dia guerre de promotion ary vola no miteny ao @ tafika, tsy miteny tsony zany galona zany. Raha nahita nareo ohatra tao @ JCTV (io ilay tele vao2 solon'ny MBS) omaly dia nalefan-dry zareo en integrale ilay zavatra niseho teny @ EPISCOPA Antanimena ary teo no nahitako fa ny nalefan'ny TV Plus sy MATV dia voasivana, ohatra fihetsika soldat iray nanda ankitsirano ny col Noel RAKOTONANDRASANA raha nanome ordre azy hanomezany ny basiny, ny Cdt Charle ANDRIANASOAVINA niteny t@ col Noel RAKOTONANDRASANA hoe "ALEO ALOHA ZAH HANAO ZAY TIAKO" raha niangavy azy io colonel io ny mba hanajana ny Pr. Lala RASENDRAHASINA fa tsy hanositosika azy.
Ny hiverenan'i Prezida RAVALOMANANA indray amiko dia tokony ho secret satria mety hiomana ny tafika mpikomy hamely azy ka strategie io ary izy dia hiverina tokoa fa mety tsy io daty io, mety alou,mety aorina.
Ny olana @ tafika legaliste izay misy ny COSOFAM dia fitaovana satria ireo dia efa nangonin'ny CAPSAT taloha nilazany fa manohana an-dRajoelina izy satria izay no fiarovantena voalohany tsy maintsy nataony.
Momba an-dRatsiraka ndray dia izao, RAJAONARIVELO=TANTELY=RATSIRAKA ny maha-samihafa azy dia Ratsiraka tsy miheritreritra ny ho filoha intsony fa i Pierrot no mitady hiditra ary io nanohanana ara-bola an'i Andry RAJOELINA.
Amnistie,transparence sy ny election ary ny blablabla....dia izao ny mpagalabato ihany no milaza fa tsy hanao io Ra8 ary zah siora 100% fa aorinan'izao krizy zao dia hiaina zany democratie zany ny gasy satria : "ALEO HO ENTIN'NY OLONA FAHY KA TSY MANAO ZAVATRA HAFA TOY IZAY OLONA MILAZA AZY FA HAKASINTRAHAN'NY VAHOAKA NEFA TSY NOFAIZIN'NY VAHOAKA"
4. Mirananirina
(
15/04/2009 10:25)
Ireo no andrasan'ny Communauté internationale aminy dia milamina ny raharaha. Fa ity Dramé ity no tsy azo antoka fa tandremonareo TIM
hiandrasany tgv hoe?miandrasa an'i paoly eo fa tsy hisy vola hiditra any ampaosinareo bôjy eo.
5. rabaradaka
(
15/04/2009 11:04)
Marina dadatoa izay voambaranareo ary mahafinaritra fa ny an'i dadatoa saranga ange ka ahiahy hoe ho tonga sa tsy ho tonga i Ravalo ary ho rava sa tsy ho rava ity TGV, dia jereo koa ny afitsoky dadatoa Tiébilé Dramé, tena tsy izy io. I nenitoa Mirananirina indray dia mba sahisahy ry nenitoa
7. Mirananirina
(
15/04/2009 11:40)
I nenitoa Mirananirina indray dia mba sahisahy ry nenitoadadabe rabaradaka a,nahoana aho no tsy sahy.Tsy matahotra an'iza na iza ny aty
8. Noue
(
15/04/2009 13:39)
tsy hitako zay olana oe hiverina izy ee ! izy anie no tena mbola tompon-toerana ee !
9. fijo
(
15/04/2009 21:08)
ny anton'io arangaranga io,dia hijerevan any fihetsiky ny andaniny.izoa dia mahatsapa ny "adaralana"fa koditra ny tgv,ka eo no dinihina hoe,tena ampidirina amin'ny asabotsy tokoa ve sa ahoana.mila jerena koa mantsy ny hoataon'ny tafika izay tsy momba ny capsat
10. tsiafoi1
(
16/04/2009 12:49)
Efa dingana lehibe le fahasahiana hiverina, ary mariky ny fandresena sahady izany. Saingy mila mailo sy maty paika ny fiverenana amin'ireto TGV mamba toerana ireto, fa tsy hanaiky mora foana akory izy ireo....
Manoloana ny fihetsiky Ambroise Ravonison. Mila mitandrina ny Filoha Ravalomanana mahakasika ireo manodidina azy, mbola feno mamba ao anaty rano hirobohany. Aleo ny mpialoha lalana (tafika) aloa no hiroboka vao mijabaka izy. Za mahita hoe tsaratsara kokoa aorian'ny dian'Ingahy Mpivarotra tanindrazana Norbert Lala any Afrika andrefana vao mitodi-doha miverina an-tanindrazana ny Filoha, satria ny "fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka". Savony vava loatra manko le rangahy iny.