Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti
(
12/04/2009 14:58)
VOAFANDRIKA LE TGVendrana
nihinanenanany fa tsy namelan'ny renimalala raha tsy nivarotra tanindrazana le TGVendrana zay le deal tao @ ambasady frantsay namonjy azy iny,tena nirodana daholo ny arguments nakany le fanjakana ara-...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:53
ravalotgv
(
12/04/2009 14:54)
projet daewo hevitra tsara
tena hita fa hevitra tena tsara mihintsy ny tokony nampidirana ny daewo teto madagasikara satria izy ireo dia afaka manome asa ssy vola ho an ny malagasy fa saingy i tgv no mody nanaratsy ilay izy fa ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 10:06
Mio21
(
12/04/2009 14:32)
Ra8 = TGV (tohiny)
Tanteraka ny kajikajy politikako, tanteraka ny faminaniako.
Lohahevitra niaingana :
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olonantoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire.
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:30
essera
(
12/04/2009 12:59)
Raha tafaverina amin'ny fitondrana ra8 ?
Tratry ny Paka daholo,
Ny valiny dia tsotra :
- sahirana izy mifoifoy volo. Ampidiro izy wa fa tsy hiafina any an'ala toy ny tantarainy fa iafina any am lakavy.
- Garde du corps koa amin'izay sé...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 13/04/2009 11:07
Noue
(
12/04/2009 12:52)
Venez dénoncer la FRANCAFRIQUE
[b]Gasy Tia Tanindrazana - Paris - Mardi 14 Avril 13h - Quai d'Orsay
GTT - Paris (Gasy Tia Tanindrazana) organise un sitting pacifique devant le QUAI d'ORSAY le mardi 14 Avril 2009 de 13h à 15h !
...
tohiny
novalian'i Noue ny 13/04/2009 12:37
sitlo
(
12/04/2009 11:59)
Mbola patiny fotsiny ny 10.000ha
Araka ny teneniko teto ihany. Ny farim-pahaizan'i TGV hoy aho tsy misy mihitsy na tsy hiresaka diploma aza aho.
Izy ihany dia efa mandà ny teny nolazainy omaly.
Raha ny vola very vokatry tamin'ny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 10:10
xxx
(
12/04/2009 08:46)
transition
tsy hikarakara fifidianana ve no andraikitrizany e?? 8O 8O ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 09:56
hery
(
12/04/2009 07:19)
Tsy maintsy amidy Madagasikara fa tsisy vola
Dia araka io article efa miparitaka etsy sy eroa io dia efa nahazo 10.000 Ha ny DRT, sady amin'izay sapin no ambolena eo amin'ilay izy. Fantatsika fa manimba tany be ny sapin.
Dia roboka tamin'ny f...
tohiny
novalian'i Noue ny 13/04/2009 12:38
soanja
(
12/04/2009 03:19)
Lanjalanjao tsara izay atao!
Marina fa sahirana isika, marina fa ankaterena ny zavamisy. Tsipahako ny fivarotana na fanofana na izay endrika rehetra milaza fa tsy ny gasy no hanamainty molaly ny tanindrazany.
Hafatra io ho an...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 23:57
klitika
(
12/04/2009 01:25)
10.000 ha pour DRT, chimie
Dia rehefa anay ny toerana dia afaka mivarotra an'i Madagasikara ambongadiny izahay
Ahahahahhaha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 21:57
soanja
(
11/04/2009 22:41)
Ohabola diso filaza.
Asa na mahalala hafa koa ianareo.
"[b]Ady voaimagan[/b]' Ikirijavola ka avy hatrany dia ny voamasony no potsirina." fa tsy hoe " [b]Hady vomanga[/b]n' Ikirijavola, ka avy hatrany ny voamasony no p...
tohiny
novalian'i RKjeanclaude ny 11/03/2017 12:33
tovolahy007
(
11/04/2009 22:17)
Tsy ekena daewoo fa eken'ny TGV kosa i VARUN INTERNATIONAL
Lozaaa ity marina mafy!!
Raha nodradradradraina fa tsy ekena mitsy izany fivarotana tany @ vahiny zany de indrisy fa hay hivarotra tany @ INDE ihany ko ry TGV.
Fa ahoana marina ny tena paikanar...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 14:30
harinaivo
(
11/04/2009 20:55)
petit déjeune
salama !
azafady sao mba misy mahafatatra ny tonon\'ilay hoe petit déjeune hiran\'i pierrot matatana!
Mba ampio moa ry zareo a!
de misaotra mialoha antsika rehetra zay hanampy ahy
harinaivo...
tohiny
Noue
(
11/04/2009 19:38)
Ahoana zany militaires manao RACKET zany?
[b]19H45 : Plusieurs témoignages recus font part de racket sur des civils par des élements en tenue militaire dans les quartiers de soanierana et tsaralalana.[/b]
dia ahoana indray ity didin'be...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 12/04/2009 08:41
xxx
(
11/04/2009 19:02)
oudriiiiiiyyy!
[img]http://www.madagascar-tribune.com/Marche-pacifique-des-femmes,11658.html://[/img] :-D :-D :-D tena manompo tanteraka...
tohiny
novalian'i vilambava ny 12/04/2009 08:57
ra8enforce
(
11/04/2009 18:56)
matahotra mafy e
Tena mibaribary fa matahotra mafy ny fiverenan'i ra8 ny hat satria tsy manaiky ny hiverenany ry zareo .Mbola aiza no ahazo e,ny gouvernement tsy mety complet,ny vola tsy misy,ny eny ambohijatovo tsy m...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/04/2009 20:28
xxx
(
11/04/2009 18:54)
Mitady sakafo gasy
Zah mitady adresy ahazahoana manafatra sakafo gasy any Marseille, marihiko fa tsy any france zah no mipetraka. Sakafo gasy ohatra voanjobory, ravitoto maina, anana maina, sns,,,
Misaotra izay hamaly...
tohiny
novalian'i vale ny 24/04/2009 16:21
hasinjakason
(
11/04/2009 18:06)
kabarindratgv
i ratgv anie t@ nitokana ny kianja demokrasia ka nilaza mihintsy fa tsy mila maka autorisation izany rehefa ho eo ka ahoana izao no ilana anizany indray sa......
tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 02:30
Noue
(
11/04/2009 17:21)
Ilaina ve ireo médiateurs ???
Mampanontany tena mahintsiny oe ilaina ve ireo médiateurs ireo? satria zao manko ee
[b]1- Les médiateurs demandent la suspension des manifestations des légalistes sur la place de la Démocratie...
tohiny
novalian'i Noue ny 11/04/2009 19:33
catalyn
(
11/04/2009 16:39)
manana olana tongotra tsembo-dava.
Sao mba misy mahalala vahaolana @ tongotra tsembo-dava fa efa tsy haiko intsony ny atao ; efa nanasa tongotra t'@ alamo aho, efa nampiasa ihany koa ireny bomba fanalana fofon-tongotra ireny fa dia mbo...
tohiny
novalian'i kofbay ny 04/05/2009 13:06
