Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mimioa
(
10/04/2009 08:31)
MBA MANENTANA AN-TANAN-DROA IREO NAMANA............
Salut daholo tsika e !!
Mba manentana an-tanan-droa ireo namana mahay mitendry gloom ato am serasera mba hampiditra tondrom-peo ao am toerana voatokana ho anmin'izany.
Satria tato ato tsy nisy tondo...
tohiny
rasobakobako
(
10/04/2009 08:22)
Ho avy hono Ra-8 @ Alahady + Ratsiraka + Pierrot
Asa na tsaho io vaovao io fa efa mba henonareo ve ? Hoe efa nanaiky hiala hono i tgv fa tratran'ny pression politique....
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:36
essera
(
10/04/2009 08:21)
Tandremo ny poste politique ???
Nisy dinika nandeha tao ambany tao ary nandeha ny resaka hoe olona napetraka tany amin'ny sehatra maro tany izany. Ny tena tiana ahatongavana eto dia ilay kitranoantrano ka na tsy ao aza ilay compéte...
tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 10:40
rabaradaka
(
10/04/2009 07:43)
Mila fahasahiana ny vahoaka
Ny vahoakan'Antananarivo indray de sahy miatrika ady. Fa mila fahasahiana koa ny mpitarika ny tolona raha tiana ny handresy. Sahia manao amnistie, sahia manangana gouvernement d'union nationale, sahia...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 23:06
essera
(
10/04/2009 07:37)
Misy efa manao hevitra bontolo fotsiny ...
Misy izany amintsika mpisera namana sasany dia efa manao resaka bontolo fotsiny. Raha tena olona mieritreritra ny sasany dia tokony efa mba nitony androany satria na ny mpitarika anareo aza efa mahats...
tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 09:24
saranga
(
10/04/2009 07:35)
Hilamina ihany ve izy ity e ?
Tena misavoritaka ny sain'ny vahoaka ry reto a, hilamina rahoviana izy ity e ? ...
tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 07:40
ni81
(
10/04/2009 07:32)
Antso an-tariby
Manana namana aho (vehivavy). Manambady izy ary samy malagasy izy ireo. Ity namako ity dia tsy manana havana eto Frantsa fa ilay vadiny kosa dia manana.
Misy cousinen'io vadiny io miantso lava [b]isa...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/05/2009 20:49
endrika01
(
10/04/2009 07:30)
MANAOVA PAKA SAMBATRA DAHOLO E !
Mirary Paka Sambatra hoany Namana Serasera rehetra tsy an-kanavaka e! De tsy ho hadino koa ny mivavaka hoan'i Madagasikarantsika! (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 31/05/2009 07:42
ravatorano
(
10/04/2009 06:57)
Andia-miaramila tonga teny Ampandrana nitady ny CEMGAM teo a
«Andia-miaramila tonga teny Ampandrana nitady ny CEMGAM teo aloha»
«Tsy misy fanajana lehibe izany eo amin’ny miaramila. Ny lehibeny aza tsy mahalala izay ataon’izy ireo. Tsy manana fil...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 08:06
BOYSGOSS
(
10/04/2009 06:46)
KOBAKA MAFANA MAHATSARA VAVONY
-Mahy ny «Réseau interconnecté»-n’ny Jirama.
-Miverina mitohina indray ny embouteillage vokatr’ireo lavadavaka nateraky ny orana
-Mofo 200 Ar nihena tokoa saingy nihena koa ny hangezany
-M...
tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 09:13
ravatorano
(
10/04/2009 06:30)
fitokonana : vita ny etsy...mipoitra ny eroa !
Manao fitokonana fanairana 24 ora indray izao ny mpiasa rehetra ao amin'ny Hopitaly Befelatanana rehetra (mpistabo mpandidy,mpitsabo tsotra,rasazy mpampivelona,ny mpitsabo mpanampy ary mpiasa tsotra) ...
tohiny
novalian'i Oay ny 10/04/2009 06:59
penguin
(
10/04/2009 06:21)
Mpitsabo manaja Professeur,miaramila Amiral + Jeneral = 0 ?
Hita t@'ny hetsiky ny Mpitsabo ny fanehoan-dreo ny tsy fanekeny ny fanendrena ilay Dr DOLORES izay efa tale tany aloha nisy olana t@'ny mpiasa hiverina ary koa ny filazany ny tokony hanajana ny rafitr...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 12/04/2009 07:59
essera
(
10/04/2009 06:17)
Raha mahay manararaotra ny 8 + 2 dia mety mba 10/10
Salama e,
Raha ny vaovao farany heno omaly dia mety raha manaiky ny fandaminana omaly ireny ny roa tonta. Ilay fandaminana moa izany dia ny fanendrenan-Ra8 an'i Mr Tabera ho praiministra-ny. Raha n...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 10/04/2009 11:44
hery
(
10/04/2009 05:48)
Araraoty dieny afaka miresaka
Nanaiky hifampiresaka ny 4 tonta nanomboka omaly. Solontenan'i Ravalo, Zafy, Radidy, TGV. Koa hoy aho aminareo HAT hoe araraoty fa mety ny zavatra mivoaka amin'io no haha-aradalàna ny tetezamita vaov...
tohiny
novalian'i Oay ny 10/04/2009 07:40
BOYSGOSS
(
10/04/2009 05:41)
TV MADA INTERNATIONAL
[b]Visible sur la frequence 631.25 MHz,
Efa nanomboka nandefa ny emission momba ny tolona eny Ambohijatovo ary misy flash info koa.[/b] 8O 8O 8O 8O 8O
Qualité d'image, nette ary mahazo eraky ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 10/04/2009 06:03
ravalotgv
(
09/04/2009 22:57)
efa tonga eto europe ny famonoanay olona tsy tgv
hehehe ef tonga eto eropa izahay fa tandremonreo gasy miseo milay eo fa vonoinay na de iza iza de fitirinay ary manambola zahay fa tsy oe mody fanina
ny voalony tsy eto pari fa eo akaikaki eo ih...
tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 07:26
ra8enforce
(
09/04/2009 19:25)
miala any.....
manimanitra ny fiverenan'i dada izy izany an,mhhhh ho masaka ihany ity lohan'omby noketrahana ity,sorohy tsara ry zalahy eny ambohijatovo ny hafo kely sisa. :* :* :* :* :* :* :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:03
xxx
(
09/04/2009 19:12)
hay ve é!!
hay ve hitady fifanatonana ihany e! hahahaha!!!!
La HAT a contacté Raharinaivo Randrianatoandro à rejoindre la table de négociation. Ce dernier a demandé le report de cette réunion moyennant la...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 20:24
tenagasy
(
09/04/2009 17:57)
PLUS LARGE DIFFUSION POSSIBLE: Ames sensibles ==> s'abstenir
Version Fraçaise:
http://www.youtube.com/watch?v=jee3fHzmxzY
Version Anglaise: (tsaratsara kokoa):
http://www.youtube.com/watch?v=ACGX8KCOmxc
Aparitaho eeeeee!...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 09/04/2009 23:09
Noue
(
09/04/2009 16:15)
Tsy mila misaron-tava satria tsy fosika
[b]Les femmes légalistes renforcées par les femmes de gendarmes, de policiers et de militaires font une grande marche vers les ambassades et représentations internationales [/b]
[URL=http://img...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 20:39
