Mpitsabo manaja Professeur,miaramila Amiral + Jeneral = 0 ?
1. penguin
(
10/04/2009 06:21)
Hita t@'ny hetsiky ny Mpitsabo ny fanehoan-dreo ny tsy fanekeny ny fanendrena ilay Dr DOLORES izay efa tale tany aloha nisy olana t@'ny mpiasa hiverina ary koa ny filazany ny tokony hanajana ny rafitra ka ny Professeur Chercheur no afaka mitana ny toerana fa tsy dokotera généraliste. Mitombina ny fangatahany ary tsy nanankalahatra ny TETEZAMITA. Ny an'ny miaramila kosa nohon'ny hetsika tsivalabalaka notaritin'ireo TGVendrana dia ny Amiral sy Général no baikon'ny Caporal sy Sergent na Adjudant chef ka faly ery ry zalahy amin'ny hoe "tenenina ka eh eh eh, felahana ka eh eh eh sns. Ka ny miaramila tarihin'ireto CAPSAT ireto izany vé no hitondra ny tsy fisian'ny rafitra intsony anatin'ny tafika. Ny Amiral Ratsiraka nilaza an-telefonina fa tsy mety ny fitondran-Dra8 satria miaramila promotion taty aoriana no mibaiko ny promotion taloha kanefa dia Colonel no CEMGAM amin'izao ka inona ny Général sy Amiral izany ho an'ny tafika. Ireo vé no filamatry ny miaramila gasy ?
répondu par fitia2006 le 12/04/2009 07:59
2. karavasy
(
10/04/2009 06:28)
Ka DJ aza natosika no filha HAT koa tsy ny kaporaly ny serzan vé no tokony ho ministry ny defansa. =)) =)) =)) =)) =))
3. penguin
(
10/04/2009 07:23)
Général sy Amiral Malagasy voakarama daholo hoy ny TGVendrana koa inona moa fa tena ireo sous-officiers marina no tokony hakarina ho mpitondra ary inoana fa izay ilay fampandrosoana tanisain'ny TGVendrana.
4. saranga
(
10/04/2009 07:29)
Ratsiraka ange ry zareo efa manao retour d'âge ka aza omena tsiny e ! Ny caporal zao no deba be
5. penguin
(
10/04/2009 08:36)
Amiral ilay Ministra nobaikon'ny sous-officiers hamaky ny fialany ny toerana maha-Ministra azy no resahiko fa tsy Radidy. Radidy indray hajain-dreo ex-RESEP ireo.
6. fitia2006
(
12/04/2009 07:59)
ka ny miaramila tsy de nianatra fa ny dokotera e zany izy oe dokotera rovitra teo @ dabilio ny vodipataloa , sady na mihaino oe miaramila sy dokotera ve tsy samy hafa be ; dokotera mampilamin-tsaina miaramila beurk be maharikoriko ahy efa h@ talou
