MANAOVA PAKA SAMBATRA DAHOLO E !

1. endrika01 ( 10/04/2009 07:30)
Mirary Paka Sambatra hoany Namana Serasera rehetra tsy an-kanavaka e! De tsy ho hadino koa ny mivavaka hoan'i Madagasikarantsika! (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
novalian'i endrika01 ny 31/05/2009 07:42
2. Mirananirina ( 10/04/2009 13:14)
Misaotra anao e,dia ho anao ko
3. maeva74 ( 10/04/2009 15:39)
Samy tahian´i Tompo avokoa e!
4. soanja ( 11/04/2009 15:14)
Hisandratra hanenika antsika anie ny Fitiavan'i Kristy ary hiara hiombona fahasoavana ao aminy isika rehetra tsy ankanavaka.

Tompo o, sambatra izahay fa manana Anao mpiahy!
5. endrika01 ( 12/04/2009 08:53)
Tratrin ny Paka doly e! Fiadanan i Kristy lay tafatsangan-kovelona anie homba antsika mandrakariva! (l) (l) (l)
6. oliviah ( 12/04/2009 08:57)
Misaotra aki endrika01.Tongava hoany Andraikib
7. endrika01 ( 12/04/2009 09:57)
Miavaka iany ny Paska any amtanana e :D nenay ranomasim-be no atao solony Andraikiba ry oliviah ah:-*
8. tsiambaratelo ( 12/04/2009 10:02)
Zay mikandra be ,ndrindra andro fety toy izao,rapitso raha sitrapony Tompo de mbo mandeha manao piky nika=))
9. lagy2 ( 13/04/2009 13:45)
mirary paka sambatra ho anareo 2vavy.Aiza nareo @izao lundi de paque zao aki
10. endrika01 ( 31/05/2009 07:42)
lagy2> hay nihaona tany an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3026