Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
coopsal
(
10/04/2009 16:17)
Heroda ... tara loatra
"Faly dia faly Heroda nony nahita an'i Jeso, fa ela no naniriany hahita azy, noho ny fandrenesany azy efa maresaka erý, sady nanantena izy fa hahita azy hanao fahagagana. 9 Nanao fanontaniana maro ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 15/04/2009 19:09
lemenakely
(
10/04/2009 16:11)
Vola avy aiza no nanohanana ny TGV?
Mba mampanontany tena ihany nandritra izay crise izay ,fa dia hita fa misy mamatsy vola ny HAT sy ny TGV fa ny manitikitika dia hoe avy aiza?
Ary tena vola be @ milliara maro mihintsy
Porofon ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 08:49
Oay
(
10/04/2009 14:24)
Ho an'ny...
Koa satria hankalaza ny paska isika mianakavy, izay andro fankalazana ny andro nanoloran'i Kristy ny ainy hanavotana ny zanak'olombelona!
Nanetry tena izy t@ izany satria Izy ilay Mpanjaka kanefa d n...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 18:54
sarobidy
(
10/04/2009 13:49)
Filma gasy nivoaka farany, inona kay?
Mpankafy filma gasy no mankamamy ny filma vahiny koa.
"Jaloko", Jerry Marcos sy Tinondia ve efa nisy nahita, zà tsy mbola...
de inona kouhh :roll:...
tohiny
novalian'i tsafla ny 18/04/2009 15:57
bobone
(
10/04/2009 12:51)
araho anie ity resaka ity e! ahoana no handraisanareo azy!
Nisy zaza tokony ho eo @ 15 taona mipetraka ato amiko ary zaza sahirana tokoa! dia nalaiko mba tezaina ary mba manampy ahy satria mbola kely ny zanako ! dia izy zany no mba namany miara-milalao azy! I...
tohiny
novalian'i bobone ny 21/04/2009 06:33
taralila09
(
10/04/2009 12:35)
tsy ny TIM irery...
aza adino fa tsy ny tim irery iany no mitaky fa ny vahoaka tan-dalàna mihintsy sy ny very asa izay an'aliny no mitaky eto.Toa ny tim iany mantsy no voalaza fa izahay vahoaka madinika aôna....
tohiny
novalian'i ravonjison ny 12/04/2009 18:09
bozyboleta
(
10/04/2009 12:32)
Milay ihany kay le copier/coller
Zay nokianina teny @ 13mai ihany no iverenan’ny lamasinina laingam-pandeha:
- Tsy mila zany fihaonambe UA zany. Avy eo: horaisintsika ny fihaonambe UA (wain e!)
- Tsy misy antony tokony nandaniana...
tohiny
novalian'i Oay ny 11/04/2009 08:49
papala
(
10/04/2009 12:14)
Coup d'Etat en dix leçons/
vendredi 10 avril 2009, par Ndimby A.
Leçon n°1 :
Une fortune et des sponsors tu amasseras,
Si nécessaire auprès de sponsors tu quéteras,
Et dans l'audiovisuel tu investiras.
Leço...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 13/04/2009 18:13
xxx
(
10/04/2009 12:06)
vehivavy
:arrow: ianareo ry zareo tsy mba midera reto vehivavy gasy mavita azy nilahatra fa aiza ianareo lehilahy e,namono-tena anie reo fa tsy maty e,tairo amin'izay ny lehilahy milahatra e,d vita ny baolina...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 18:57
andrywai
(
10/04/2009 11:56)
TGV mandeha RORA tsy mahay mameno governemanta é
Aiza ry akama no ahaizan'izany TGV mandeha rora izany hameno governemanta a ? Mbola manontany hevitra eran'ny vaza-mototra satria tsy nivonona tamin'izany roindefo. Faly hampirafirafy ny Malagasy samy...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:12
penguin
(
10/04/2009 11:12)
Hafiriana ny mameno governemanta ry tsy very hevitra ?
Ny TIM lazaina very hevitra tsy mahagaga satria na ny mpitarika azy aza nanaovan'ny TGVendrana barofo ary noterena niala ny lapa miaraka amin'ny CAPSAT. Trano tsy nisy olona aza nitondrana fiara mifon...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:57
essera
(
10/04/2009 10:49)
tohin'ilay namana Afrikana
Raha ohatra ianareo ka mba mijery ity fanazavana momba ny UA ity :
http://www.un.org/french/ecosocdev/geninfo/afrec/vol15no3/153ini2f.htm
Dia tsapa fa toy ny révolisiona communiste sy socialist...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/04/2009 12:27
Noue
(
10/04/2009 10:44)
K'aiza tgv aaa ! mijaly ny vahoaka eee !!
lozanareo miady seza ao fotsiny ve ee ?? ny gadra maloto casier no hamenohana ny tanana !! ny analfabeta sns ??
[b]« La crise en est aujourd’hui à son troisième mois ; nous avons constaté ...
tohiny
novalian'i Noue ny 10/04/2009 19:54
lemenakely
(
10/04/2009 10:36)
Atombohy @ fanovà na toe-tsaina mihintsy aloha!
Raha mbola misy ny fitiavan-tena ,ny fialonana, ny mazan-doha ,ny tsindrio fa lavo ,....Dia tsy hisy zavatra handeha mihintsy !
Jereo fa dia sahala @ fiara iray mi patine anaty fotaka ilay pôlitik...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:44
bazylou
(
10/04/2009 09:41)
dia tena feno olona tsy misy atao marina klee
izao izany dia hatao daholo ny hijanonan'ny ambasady gasy aty eropa , ny plainte mandeha momban'ny Hasina andriamanjato, asa dia inona loatra ny zavtra tadiavin'ireo gasy tsy manakatao aty France aty...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 22:00
eightman
(
10/04/2009 09:35)
Lisitry ny autoproclamé
Ireoto avy ny lazain ho mpitondra ankehitriny nefa autoproclamé daholo izy ireo :
Andry Radomelina
CEMGAM
Ny maire sy/na pds any amin'ny faritra maromaro sy ny pdt pokotany
oh: Ny maire ao antsir...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 23:22
eightman
(
10/04/2009 09:27)
mitady hira
Mba mitady ny hira tsy fahita etsy sy eroa ireny ry zareo a , afaka mifanakalo koa , any amin'ny sehatry ny jazz gasy any ny tiko hotenenina ! Miandry ny fiaraha-miasa aminareo e!...
tohiny
novalian'i leonnos ny 11/04/2009 03:12
essera
(
10/04/2009 09:24)
Fanomezana mamy kely ho an'i BOYSGOSS
Izay voalazan'i BOYSGOSS teo ambany moa izany no valiako eto :
[quote]-Mahy ny «Réseau interconnecté»-n’ny Jirama.[/quote]
Dia lazao fa izah foana no mandoro an'io. Ny fahanterany angaha m...
tohiny
bazylou
(
10/04/2009 09:15)
tsy mbola nisy ohatr'ity teto antany e!!
-Prezda nidemissionne dia manendry PM indray avy eo no sady nilefa sy nanao tour du monde amin'ny maizina!!!
Asa inona no mba ao antsain'i lery ????? bref lojika gasy e!!
- De hanao gvt sy handray...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:38
KALACK
(
10/04/2009 09:09)
VERY HEVITRA NY TIM RY PENGUIN FA TSY METY DAOL ZE ATAO
Hita mihitsy fa tsy misy mety ze strazia rehetra ataon'ny TIM , asa na le mpanomana (protocole) ao amindry zalah ao no tsy mamely na le olona kony ko no efa tsy te hanova intsony fa de oe aleo rangah ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:35
