dia tena feno olona tsy misy atao marina klee

1. bazylou ( 10/04/2009 09:41)
izao izany dia hatao daholo ny hijanonan'ny ambasady gasy aty eropa , ny plainte mandeha momban'ny Hasina andriamanjato, asa dia inona loatra ny zavtra tadiavin'ireo gasy tsy manakatao aty France aty!!
Dia izao izany dia handeha hoeny invalides indray hitanin'andro sy hanonana an'i le8.
Rehefa tsy nisy client ny teny trocadero dia ho eny invalides indray.

Dia inona koa ny manaraka e??
novalian'i xxx ny 27/05/2009 22:00
2. niainas ( 10/04/2009 12:54)
Izany no atao hoe liberté d'expression tsisy manery na ramatahora.

Na handeha eny isanandro aza maninona moa ... tsy itako izay idirany vitsika @ ny petrole amizany
3. xxx ( 10/04/2009 13:16)
Andron'i bazylou angaha no lany any sa anjara masoandronareo no alainy eny

Samy manao izay reviny io rams a, nareo ireny nandrovi-bodipataloha teny @ 13 mai , naninona moa
4. Mirananirina ( 10/04/2009 13:16)
Hay tsy misy atao ireo mi-grevy??????? 8O
5. Belle ( 10/04/2009 17:03)
Miala tsiny fa HS kely - "par curiosité" fotsiny:

i Basile RAMAHEFARISOA(2)22ramahefarisoa ilay mpanoratra any amin'ny Madagascar Tribune ihany ve no bazylou e :?:
6. Noue ( 13/04/2009 12:43)
tena tsisy hatao mahintsiny ianareo ry bazylou aaa! dia avelao ny olona hitokona fa safidiny io eee
7. xxx ( 21/04/2009 03:06)
xxx:

Andron'i bazylou angaha no lany any sa anjara masoandronareo no alainy eny

Samy manao izay reviny io rams a, nareo ireny nandrovi-bodipataloha teny @ 13 mai , naninona moa
=D> =D>
ireny ilay zanak'ireo very seza e,tsy te ahalala ny gasy intsony fa mihevitra ny tenany ho vazaha taratasy,kanefa ny rany mbola ao ihany ny maha-malagasy azy ary tsy hiova ho la craie mihitsy koa fa mbola gasy foana foana mandra-pahafatiny,tsy mba mitsetra ireo fianakaviana matimaty ,ny karandoha mivoaka noho ny fitifiran'ireo tsy matahotody fa mihevitra ny euro ho ambony noho ny tanindrazana,raha hendry izy tsy izay mahasoa ny fiainany no atao fa manana toetra poakaty foana,mirefarefa tsy mety miova sy tsy manankatao,,tsy mamokatra mihitsy ary tsy mety mihova hatramin'izay .Azo tarafina fa olona tsy mba manana fahalalana sy fahendrena ary fifaliana ny olona toa azy io
:-@ :-@ :-@
8. xxx ( 27/05/2009 22:00)

Gaga anao aho ry "bazylou",
Ianao no tsy manan-katao fa ny takelaka rehetra ahitako anao avokoa. De izaho koa izany no tsy manana asa tahaka anao ...... Ekeko.........
Marina tokoa ny hoe " ny be ao ampo no itenenan'ny vava".
Mba andao hiasa amin'izay ry bazylou fa tsy ho variana eto @ serasera tsy hihinanan-kanina ity â .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6346