Milay ihany kay le copier/coller
1. bozyboleta
(
10/04/2009 12:32)
Zay nokianina teny @ 13mai ihany no iverenan’ny lamasinina laingam-pandeha:
- Tsy mila zany fihaonambe UA zany. Avy eo: horaisintsika ny fihaonambe UA (wain e!)
- Tsy misy antony tokony nandaniana vola t@ io hotely sy trano fivoriana ao Ivato io; ary tsaroako tsara nisy mihitsy aza ny fandrangitana ny polisy hoe taninareo no nalain-dRavalomanana nanaovany an’io hotely sy trano fivoriana io fa takio ny famerenana azy. Avy eo ataontsika eny Ivato ny fipetrapetrahana (mahadika lay Assise angamba?)
- Hotoriantsika Ravalomanana fa mivarotra tanindrazana t@ DAEWOO Logistics. Avy eo, tsara ihany kay le hevitra fa aleo hijerena kil hafa hakana sôsy.
Tsy mahay mampiasa afa-tsy delete manimba sy manapotika ary manao copy/paste fotsiny. Fanjakana fôpla.
http://www.bloomberg.com/apps/news?pid=20601116&sid=acmiQQBrFzbI&refer=africa
Madagascar May Welcome Farm Ventures After Daewoo Cancellation
By Olivier Ramaro and Antony Sguazzin
April 10 (Bloomberg) -- Madagascar has «definitely abandoned» a $6 billion farming agreement with Daewoo Logistics Corp., though may welcome agriculture investment in the future, Minister of Land Reform Hajo Andrianainarivelo said.
The agreement announced by Daewoo in November to grow corn and other crops on 1.3 million hectares (3.21 million acres) of land was canceled by the island’s President Andry Rajoelina, the Financial Times reported on March 19. Daewoo says it is yet to be informed of the decision.
«The project by itself wasn’t bad and such a project is welcome,» Andrianainarivelo said in an interview in the capital Antananarivo yesterday. «The approach was wrong,» he added, citing protests by local communities.
Madagascar’s former President Marc Ravalomanana resigned last month following two months of protests by supporters of Rajoelina in which at least 100 people died. The country has been suspended by the African Union and the Southern African Development Community after its military helped install Rajoelina as national leader.
«We have not received an official notice of cancellation from Madagascar,» Shin Dong Hyun, the manager of the project for Daewoo Logistics said by telephone today from Seoul. The company may switch the project to African nations offering better infrastructure and legal support if Madagascar breaches its agreement, he said. Any new investments would be smaller, he added.
The project would have necessitated $2 billion in infrastructure investment and would have created 45,000 jobs, the FT reported.
Madgascar’s new government has not been officially notified of the plans by Varun International, an Indian company, to lease 465,000 hectares of land in the regions of Melaky, Atsinanana and Sofia, Andrianainarivelo said.
«No official agreements or licenses have been signed or given till now,» he said.
To contact the reporter on this story: Antony Sguazzin in Johannesburg at asguazzin@bloomberg.net; Olivier Ramaro in Antananarivo via Johannesburg at 1934 asguazzin@bloomberg.net
Last Updated: April 10, 2009 05:05 EDT

répondu par Oay le 11/04/2009 08:49
2. penguin
(
10/04/2009 12:45)
Efa hita fa TGV mandeha rora ireo ary izay no hitolomana hamerenana ny ara-dàlana. Tena LAINGAM-PANDEHA tokoa.
3. xxx
(
10/04/2009 13:01)
Aiza re izany e ?
Milaza tsy tia sosoa kay te hihinana ny varin'ny marary ?
Mba menatra marina mafy !!!
Na tsy pro Ra8 aza angamba hiditra any ihany fa ireto zefa ireto kay hangalatra fotsiny , h@ hevitra aza !!!!
Milaza tsy tia sosoa kay te hihinana ny varin'ny marary ?
Mba menatra marina mafy !!!
Na tsy pro Ra8 aza angamba hiditra any ihany fa ireto zefa ireto kay hangalatra fotsiny , h@ hevitra aza !!!!
5. bozyboleta
(
10/04/2009 13:08)
K'efa hita fa fôpla hoa!Isanandro mahita raha tsita vatrabatraka.
Heveriny kilalao angaha zany mitondra firenena zany ka ôtran'ny any @ garabola hoe manao découpage, collage, coloriage...
Heveriny kilalao angaha zany mitondra firenena zany ka ôtran'ny any @ garabola hoe manao découpage, collage, coloriage...
6. Oay
(
10/04/2009 13:29)
bozyboleta:
K'efa hita fa fôpla hoa!Isanandro mahita raha tsita vatrabatraka.
Heveriny kilalao angaha zany mitondra firenena zany ka ôtran'ny any @ garabola hoe manao découpage, collage, coloriage...
Ka i bozy ihany anie d efa mahita fa mpanao copy-paste ny TGV.
Fa ny tena marina d tadidio ilay interview nataon'i Andry Rajoelina tao @ France24 é, sady nasiany mpimaso kely!
D efa noresahana tamin'i Andry Rajoelina io hoe "elah anie lety ry Andry ka événementiel no fanaon'elah fa tsy politika d ozy nedala io lesy baina ary nitondra ronono t@ bisikileta nahavita ka ny anay ve 205 GTI 16S no filalaovanay d hovendrana noho baina ve zahay le...sady nasiany dona kely, mahay vava izay mantsy ilay kely iny an!
7. bozyboleta
(
10/04/2009 13:40)
Raha hendry tgv de mamorona fa tsy ny an'olona eo ihany no mody kité-na eo.
Ary mila mianatra aloha fa tsy manaonao foana hoe 205 GTI 16S lazain'i oay io no asiana kérosène terena handeha haingana de aveo midofotra de ny îlot no diso fa nahafaty olona...
Tsisy saina e!
Ary mila mianatra aloha fa tsy manaonao foana hoe 205 GTI 16S lazain'i oay io no asiana kérosène terena handeha haingana de aveo midofotra de ny îlot no diso fa nahafaty olona...
Tsisy saina e!
8. Oay
(
10/04/2009 13:51)

Ka za ry bozy d tsy mahita lazaina fa lasa isika indray no hifamaly eto fa za vao aingana no niresaka t@ Rija Diable d izay ny kozin'i lery é! satria za d mikozy amindry zalahy fona hoe "sao d tsy mety letsy " d izay fona ny kozy mandeha hoe "zahay tsy vendrana noho ny tambanivohitra mpitondra ronono" zalah reny anie ilay snobe be vava ireny é!
9. xxx
(
10/04/2009 14:40)
RA-HERY A!! DEFA ZE SAFIDINAO SISA OE TIM NAMANAO KOA I BOZYBOLETA ,, FA DEFA NY VAVANY MIHITSY NO MILAZA FA MILAY NY COPIE-COLLER ! KA ASA FA TOKONY HO ESORINA NY PS NY ,,, MANGATAKA IZAHAY !! ALAO TEO XNY PS N'I BOZYBOLETA TT D SWT
10. KALACK
(
10/04/2009 14:42)
zany mihitsy hery a, ka refa tsy hanala an'io ps n'i Bozyboleta mpanao copie-coller io ianao ,,, de tsy maninnn ee
11. bozyboleta
(
10/04/2009 14:51)
Ataovy ny tsanga-tanana na latsabato mibaribary fa esorina ny ps-ny bozyboleta e. Demon-cratie moa izy ty ka ekentsika ze valiny e!
Zao de zao f'aza ela fangatak'andro zalah ah!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
Zao de zao f'aza ela fangatak'andro zalah ah!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
12. lolabe
(
10/04/2009 15:14)
Ny anay de tsotra fotsiny e, n'inon'inona lazainareo eo de tsy mila ra-8 tsony zahay, ampy zay 7 taona nanaovana ampihimamba ny tanin'ny malagasy sy ny fananany zay, fa ra zay dadanareo tsy ho tafaverina eo tsony, mba misaina daholo ko ange ireo olona nitolona teo @ 13 mai taloha ireo e, fa tsy hoe nareo irery no favy, resaka 205 GTI zany resaka lany andro zany, entina hanaratsiana ny mpitolona, ary ny nataon'ny dadanareo teo, mody oe mivavaka kay zavatra hafa no nivavahana, mbola hasehoko anareo eto ny site any allemagne mampiseho ny GRIGRI an'io dadanareo milaza fa mivavaka sy mpiditra ampiangonana lava io, ra ny resaka Union africaine no resahinao ry Bozi... tsy fantatro ny tohiny, resaka mody atao ireny fa iza mo no tsy mahalala fa tsy ho raikitra io fivorian'ny UA io, fomba fiady daholo ireny fa izay no mahavendrana anareo mianakavy. N'inon'inona ataonareo efa tsy ilaina eto M/kara tsony zany Ra-8 tsy nahalala afatsy ny tombotsoany sy ireo depute niaraka taminy izay mbola miaro sy malahelo le volabe tokony hoazo tao @ assemblee zany, ireo rehetra eo Ambohijatovo ireo anie le olona luxe sy le efa manambola be daholo no mankeo e, fa le tery @ 13 mai le lazaina fa tsy manakatao sy foza orana daholo, aleo zahay foza orana any fa izay mintsy no tsy ilanay an'i ra-8 io satria naha foza orana anay. Efa natao monopole daholo ny secteur rehetra teto mbola lafo ihany ny vidin'ny menaka, ny vary, ny yaourt-nao miakatra isam-bolana ny vidiny, zany ve no oe mitsinjo vahoaka, ra tena dadanareo izy efa notsinjoviny nareo fa tsy hitanareo ko mo le izy fa nareo efa be sosy ko ka tompoy ao ihany ry TIM tsy miaro afatsy ny tombotsoany ireo. Aza taitra fa tsy ho ela de hanainga ny TGV ary ho fanina eo nareo mianakavy
13. xxx
(
10/04/2009 16:16)
Andraso tsara eo amin'ny gara ny soarano ny TGV nao ra LOLABE fa efa io izy io ,fa hitako hoe"fohy dia fohy ny takatrao" tsy ny TIM ry sakaiza no tompoina fa tsy ekenay tsotra izao izay tsy TIM velively koa io fitondrana io,ary aza be resaka fa tsy tonga teo ianareo raha tsy nanao amboletra ary tsy nanaja mihitsy ny safidim-bahoaka,koa aza be vava fa na io transition-nareo io aza lalana tsy misy tanjona mazava akoriny ary mitoetra eo ambony afo handoro anareo ireo ihany,satria ny rail handehanan'ny TGV nareo natao handehanan'ny TRAIN REGAREGA asa na mba fantatrareo izany,ka tsy ho ela dia hivaona, mba kôzy mba hé!!!!
14. xxx
(
10/04/2009 16:54)
MBOLA MANAO ANTSO AVO FANINDROANY IZAHAY RY HERY MBA HANESORANA NY PS N'ITY BOZYBOLETA TY FA EFA MITSOTRA IZY FA IZY NO MPANAO COPIE COLLER TATO SADY MILAY BE HOY IZY ,, SA VE MISY FAHATAHORAN'I HERY AZY IO EEE
15. andrywui
(
10/04/2009 17:08)
Tratra i bozyboleta leaza !!!! kobo zany elah lety ry bozy fa miaike de mangataha fifonana any amin drahery eee!!!!!
16. fijo
(
10/04/2009 19:08)
manomboka kely hevitra le mpanohana tgv ato ka mampalahelo,lany koa ngamba ny famatsian anadry zareo ato ,de efa manomboka mankeny ambohijatovo mitady ny marina sy aradalana
17. hery
(
10/04/2009 21:05)
:-) mody fanina ve sa tena fanina ry zalahy TGV no mamadika resaka?
Aleo hazavaina tsara fa sarotra be raha ahodinkodina.
Mangala-tahaka ny nataon-dRavalo ny HAT amin'izao fotoana izao :-)
T@ voalohany nenjehina mafy ravalo t@ resaka Daewoo, am'zao nefa hitandry zalahy hoe toa milay ihany iny lolll

18. bozyboleta
(
11/04/2009 06:48)
Ho avy @ zay zany ny fanjakana fôpla Hivarotra Ambongadiny ny Tanindrazana.
Azon'ny jiolahy mpanani-bohitra ny tanàna ka tany mena sisa angambany no avelany eo raha mbola mitohy izao fanjakazakany izao.
Indrisy ry Gasikara-ko.
Azon'ny jiolahy mpanani-bohitra ny tanàna ka tany mena sisa angambany no avelany eo raha mbola mitohy izao fanjakazakany izao.
Indrisy ry Gasikara-ko.
19. Oay
(
11/04/2009 07:35)
bozyboleta:
Ho avy @ zay zany ny fanjakana fôpla Hivarotra Ambongadiny ny Tanindrazana.
Azon'ny jiolahy mpanani-bohitra ny tanàna ka tany mena sisa angambany no avelany eo raha mbola mitohy izao fanjakazakany izao.
Indrisy ry Gasikara-ko.
Ka io tsy fanjakana haharitra ry bozy fa aza manahy a!
Lalana efa voasoratra ho lalovan'ny Malagasy izao é!
D jereo fa efa mifandinika izao ry Ravatomanga sy Ratsirahonana ary ny ambiny é!
D efa miala any ny fampihavanampirenena!
D miala any ny governemanta iraisana é!
D mahazo miverina i Ravalomanana!
D mahazo miverina i Ratsiraka sy ny forongony!
D atsangana ny repoblika vao²!
D avelao hifampitady eny @ latsabato fa samy nosorandreniny menaka é!
Ny ahy ny mahafaly ahy d afaka mifampitady eto daholo d aleo hotsarain'ny karatra eo amin'izay!
20. bozyboleta
(
11/04/2009 08:20)
Zay vonona foana ho an'ny firenena rehefa lalao madio fa tsy hoe tsy miady tsy miady nefa vao mivoaka dia rarafan'ny kapsat.
ratsinaorana zany efa alzheimer mivadikondana ary tsy manao lalao madio ka tsy matoky zay.
ratsinaorana zany efa alzheimer mivadikondana ary tsy manao lalao madio ka tsy matoky zay.