Zay vonona foana ho an'ny firenena rehefa lalao madio fa tsy hoe tsy miady tsy miady nefa vao mivoaka dia rarafan'ny kapsat.
ratsinaorana zany efa alzheimer mivadikondana ary tsy manao lalao madio ka tsy matoky zay.
Ka izao é! na manana potion magique aza i Asterix ka hoe afaka ny alzheimer-ny d tsisy fika fa tsy maintsy miverina i Ravalomanana d tsy maintsy miverina Ratsiraka sy ny forongony fa raha tsy izany d rà mandrika wa!