Atombohy @ fanovàna toe-tsaina mihintsy aloha!

1. lemenakely ( 10/04/2009 10:36)
Raha mbola misy ny fitiavan-tena ,ny fialonana, ny mazan-doha ,ny tsindrio fa lavo ,....Dia tsy hisy zavatra handeha mihintsy !

Jereo fa dia sahala @ fiara iray mi patine anaty fotaka ilay pôlitika eto MADAGASIKARA , dia stationnaire eo :?:
répondu par fijo le 10/04/2009 19:44
2. essera ( 10/04/2009 10:41)
Méme bateau mihitsy aza no tena izy.
3. KALACK ( 10/04/2009 11:09)
Mikodiadia miakatra ,, :roll: :roll: :roll:
4. lemenakely ( 10/04/2009 11:24)
KALACK:

Mikodiadia miakatra ,, :roll: :roll: :roll:



mihazakazaka tratran ny miadana !
5. bozyboleta ( 10/04/2009 12:14)
Ka ny lohany ihany no tgv fa ny sisan'izay lamasinina regarega ôtran'ny le mandeha any Ambatosoratra k'aiza no tsy hi-deraille.
6. Oay ( 10/04/2009 12:34)
Ka io raha mbola:
_ny nahavery ny seza no mampiasa ny saina fa tsy ny fifampidinihana.
_raha mbola fanompoana olona fa tsy fanohanana hevitra.
_raha mbola misy milaza fa ambony noho ny hafa satria somary fotsifotsy kokoa no ho ny hafa (kanefa ilay tsy fitovizana tsy gaigy toa ny an'i Obama sy Mc Cain an!)
_raha mbola tsy mety hihaino ny hafa satria be vola .
_raha mbola misy mihevitra fa izy irery ihany no ilay hirak'Andriamanitra ka rehefa tsy izy d tsy hisy hovita eto Madagasikara.
_raha mbola manararaotra satria nahazo fanjakana na miaraka @ ireo nahazo fanjakana (Mamy Gotso - Rossy).
D tadidio fa raha mbola ao ireo no fomba fanao hotohizan'ny Malagasy d averiko ilay tenin'ilay rangahy avy @ ireo mafy ady nanao ny tolona:"Tsy misy dikany aminay ny mameno an'io Ambohijatovo io ozy raha toa ka tsy hiova @ fanaony ny mpanao politika"
7. Mirananirina ( 10/04/2009 12:35)
O ry Lemenakely a,ka tsy hiova mihitsy io na hiodin-kavia na hiodin-kavanana e;ny ataony taloha ihany no miverina eo,tsy mivoatra,tsy mandroso,mihamidina
8. taralila09 ( 10/04/2009 12:44)
Démocratie banananière e.mianara daholo aloh politique zay milaza ho mpanao politka e.Ny sikatirisy navelan'ny mpanjanaka no mahatonga izao.Misy ny voazanaka h@ kibondreny ka ny toe-tsiny mintsy no voazanaka ka miraiki-tapisaka izany.Koa hovay daholo aloh ny fomba fijery e.
9. lemenakely ( 10/04/2009 13:24)
taralila09:

Démocratie banananière e.mianara daholo aloh politique zay milaza ho mpanao politka e.Ny sikatirisy navelan'ny mpanjanaka no mahatonga izao.Misy ny voazanaka h@ kibondreny ka ny toe-tsiny mintsy no voazanaka ka miraiki-tapisaka izany.Koa hovay daholo aloh ny fomba fijery e.



Tout à fait d'accord!
10. Oay ( 10/04/2009 13:41)
taralila09:

Démocratie banananière e.mianara daholo aloh politique zay milaza ho mpanao politka e.Ny sikatirisy navelan'ny mpanjanaka no mahatonga izao.Misy ny voazanaka h@ kibondreny ka ny toe-tsiny mintsy no voazanaka ka miraiki-tapisaka izany.Koa hovay daholo aloh ny fomba fijery e.


Ka io ny olana ny nianatra d diso tapipahaizana ny tsy nianatra indray toa manararaotra manao lohaboto.
Fa izao é! république bananière no ohatrany efa reko fa ilay démocratie bananière otrany mbola tsy reko.
ilay république bananière d entina milaza an'ilay firenena izay ny mpitondra anazy d voatsolotra (corrompu)
ka ny andehanana eto moa d mianatra ny tsy hay ary mizara izay fantatra ka raha azonao atao d mba omeo hoe ny famaritana an'ilay démocratie banananière sa hoe mpamokatra akondro d hoe resakin'ny mpivarotra akondro ilay izy (United Fruit Company)

11. lemenakely ( 10/04/2009 18:17)
ary ity fifanaratsiana sy fifankahalàna toy ny omby antitra ity no tena fototry ny tsy fahitàna vaha olana mandrak izao
12. fijo ( 10/04/2009 19:44)
izay mihintsy?isika dia tsy mbola mahay izany hoe "hevitra no hijoroana",a ny antsik ambol ahoe iza no be saosy aloha,fa any no ahitan atombony.jereo i sylla????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2304