Fanomezana mamy kely ho an'i BOYSGOSS
1. essera
(
10/04/2009 09:24)
Izay voalazan'i BOYSGOSS teo ambany moa izany no valiako eto :
Dia lazao fa izah foana no mandoro an'io. Ny fahanterany angaha moa tsy nolazaina antsika tamin'ny vaovao.
Tsy lavina fa betsaka ny lalana simba. Mbola tsy misy fanjakana tena mijoro sy mitombina eto fa aleo hazava. Ny fitadiavana ny fampiasana ny vola sasany tsy hita sy tsy voaloa aza mbola manginy fotsiny.
Manaraka izany, ny parkan'ny fiarakodia eto amintsika ange efa tsy mahazaka ny isan'ny fiara eto Tana intsony e. Izay no nahatonga an'ireny by pass s ny lalam-baovao isan-karazany ireny. Isaorana ny dadan'ise aloha iny e.
Iny aloha tsy milamina iny fa za ts d mpihinana mofo loatra fa vary sosoa sy kitoza.
Aza dia mitopon-teny fantatro loatra leroa ka hoe vao tsy menaka vitan'ny Tiko dia tsy mahasalama. Izaho izao mihinana an'ilay izy tsy maninona mihitsy. Fa mba anontaniako anao ihany aloha hoe : "Andao ary fa Ar 2500 ilay menaka tsy mahasalama, dia ny nanadio azy ho ara-pahasalamana tao amin'ny Tiko io ihany koa no vidiny. Arakao tsara ilay fandehan-javatra. Mihoam-papana be rangah ty a. Aleo miverina presy gasy indray raha ataonareo an'izany ilay revy. Nareo koa izany efa fefik'ilay pub hoe : "tiko, MAHASALAMA". Ka raha vao tsy izay dia tsy izy.
Tombony lehibe ho an'ny mpandraharaha io fa sao dia lazainao ho tsy fahazakana an'ilay zavatra atao. Io ilay nobedain'i Dada samirery hatramin'izay ry zama. Misy ampiana kely ilay teninao hoe izy no hanapaka ny vidiny. Manara-maso ihany ny fanjakana ao anatin'ilay fifaninana sao mbola hisy ny hanararaotra sy haka tombony mihoam-papana. Raha tena mizotra tsara ny fandehan'io dia ho kobo be izay sady TIA TOMBONY BE, no MPANAO AMPIHIMAMBA.
Rehefa tsy vonona hiditra an-databatra hifampidinika dia mivoaka ndray lisany a.
fitsinjovana an'lisany no mbola tsy handraisana décision be izao aloha mba tsy hanaovana remise en question indray avy eo ny lesona teo aloha.
Efa niteny lery fa tsy ho azy no nandrodanana ny ampihimamban'ny Tikoland fa mba hisian'ny fifaninana madio.
Nareo kosa dia efa manendrikendrika fotsiny. Sao dia ao am BNI sy ny BOA sns no tokony ho jerena ny volany fa io ange bankin'ny banky e. Raha manana fiara isan-karazany sy sipa izy moa izany dia mba mitadiava koa fa nareo ve saro-kenatra e. Complexe d'infériorité no mahazo an'ise. Mijery psy kely d sava.
Sao dia mifangaro ilay 4*4 hitanao sy ilay anaovny bizna. Ny bizna ange dia noraisina hoe ratsy foana hatramin'izay e. Mitovy amin'ilay hoe mpanao afera.
Misy ny afera madio : oh : mividy fiara avy any France aho dia mandoa ny taxe douanière rehetra sns dia amidiko ilay izy avy eo akako tombony. Mangalatra ve zany sa mitady vola ?
Misy ny afera maloto : manafatra entana aho dia ny volam-panjakana no ataoko garantien'ireo entana afarako ireo. (oay létié) fohy kely loatra ilay démarche. Mangalatra ve io sa tsy mangalatra.
Ny fanontaniana tokony hipetraka dia hoe efa lavon'ny ravalo daholo ve reo vary nanaovany collecte tany Ambatondrazaka izay nanokafany silo tena komany be (nisy faneriterena tena goavana be tao).
Eto amintsika aza dia efa nivoatra be dia nivoatra be ny vaovao tao anatin'ny herinandro vitsy. Taiza tamin-dra8 no nisy TVM hoe mandefa ny mpanohitra eo Ambohijatovo ary tsy hoe survoler-na fotsiny ilay information fa hatramin'ny doléancen'ilay mpi-grevy aza lazainy mazava.
mba haka traik'efa any aho lesy amin'ity fanakatonana zavatra maro ity :
- tsy fiangonana, tsy radio, tsy société, mihinana daholo...
-Mahy ny «Réseau interconnecté»-n’ny Jirama.
Dia lazao fa izah foana no mandoro an'io. Ny fahanterany angaha moa tsy nolazaina antsika tamin'ny vaovao.
-Miverina mitohina indray ny embouteillage vokatr’ireo lavadavaka nateraky ny orana
Tsy lavina fa betsaka ny lalana simba. Mbola tsy misy fanjakana tena mijoro sy mitombina eto fa aleo hazava. Ny fitadiavana ny fampiasana ny vola sasany tsy hita sy tsy voaloa aza mbola manginy fotsiny.
Manaraka izany, ny parkan'ny fiarakodia eto amintsika ange efa tsy mahazaka ny isan'ny fiara eto Tana intsony e. Izay no nahatonga an'ireny by pass s ny lalam-baovao isan-karazany ireny. Isaorana ny dadan'ise aloha iny e.
-Mofo 200 Ar nihena tokoa saingy nihena koa ny hangezany
Iny aloha tsy milamina iny fa za ts d mpihinana mofo loatra fa vary sosoa sy kitoza.
-Menaka 2500 Ar satria tsy ara-pahasalamana, maro ny nihinana azy tratran’ny aretin-kibo ary nivalana, «MIANGAVY ZAHAY H.A.T MBA HIASA SY HIODINA NDRAY TIKO MBA HANAOVANA NY RAFFINAGE-N’IO MENAKA IO FA AFABARAKA ZAHAY NO SADY EFA MITARAINA NY ZAFIKELINAY H.A.T TSY MIHINANA NY PRODUIT DERIVEE-N’NY RONONO»
Aza dia mitopon-teny fantatro loatra leroa ka hoe vao tsy menaka vitan'ny Tiko dia tsy mahasalama. Izaho izao mihinana an'ilay izy tsy maninona mihitsy. Fa mba anontaniako anao ihany aloha hoe : "Andao ary fa Ar 2500 ilay menaka tsy mahasalama, dia ny nanadio azy ho ara-pahasalamana tao amin'ny Tiko io ihany koa no vidiny. Arakao tsara ilay fandehan-javatra. Mihoam-papana be rangah ty a. Aleo miverina presy gasy indray raha ataonareo an'izany ilay revy. Nareo koa izany efa fefik'ilay pub hoe : "tiko, MAHASALAMA". Ka raha vao tsy izay dia tsy izy.
-Vary 500 Ar/Kg, «MANOMBOKA ANDROANY DIA ATOLOTRA NY MPANDRAHARAHA NY FANAFARANA VARY KA IZY NO HANAPAKA NY VIDINY KA MIALATSINY AMINAREO VAHOAKA FA IZAY TIANY HANAOVANY NY VIDINY @ZAY ZAO.
Tombony lehibe ho an'ny mpandraharaha io fa sao dia lazainao ho tsy fahazakana an'ilay zavatra atao. Io ilay nobedain'i Dada samirery hatramin'izay ry zama. Misy ampiana kely ilay teninao hoe izy no hanapaka ny vidiny. Manara-maso ihany ny fanjakana ao anatin'ilay fifaninana sao mbola hisy ny hanararaotra sy haka tombony mihoam-papana. Raha tena mizotra tsara ny fandehan'io dia ho kobo be izay sady TIA TOMBONY BE, no MPANAO AMPIHIMAMBA.
1. Andry filoha maminay : Aiza ny Fond d’Entretien Routiere mba
hanamboarana lalana
Rehefa tsy vonona hiditra an-databatra hifampidinika dia mivoaka ndray lisany a.
2. Andry filoha maminay : Efa mba nahita investisseur ve Nirhy Lanto ANDRIAMAHAZO @ famerenana ny Reseau interconnecté
fitsinjovana an'lisany no mbola tsy handraisana décision be izao aloha mba tsy hanaovana remise en question indray avy eo ny lesona teo aloha.
3. Andry filoha maminay : Tsy aleo ve ho any Ra8 sy ny orinasany fa zany anie no nadorantsika azy
4. Andry filoha maminay : Tsy aleo ve mba enao ihany no manapaka ny vidin’entana fa ny mpandraharaha anie manao zay ahazahoany tombony
Efa niteny lery fa tsy ho azy no nandrodanana ny ampihimamban'ny Tikoland fa mba hisian'ny fifaninana madio.
5. Andry filoha maminay : Mba teneno ry Mamy GOTSO mpanolotsainan’I Praimisitra maminay Monja ROINDEFO sy ny ekipany f’zah te hirevy isan’andro toy ny fanaony saingy tsy ampy saosy ka te ho akamany satria ry zalah manana vola ao @ banky centrale ka afaka maka foana no sady misolosolo fiara foana ka reven’ny sipa.
Nareo kosa dia efa manendrikendrika fotsiny. Sao dia ao am BNI sy ny BOA sns no tokony ho jerena ny volany fa io ange bankin'ny banky e. Raha manana fiara isan-karazany sy sipa izy moa izany dia mba mitadiava koa fa nareo ve saro-kenatra e. Complexe d'infériorité no mahazo an'ise. Mijery psy kely d sava.
6. Andry filoha maminay : Mba teneno re ilay valilahinao iny mba hitandrina ihany @’ilay business-ny io fa ireo fiara 4x4 ireny anie ka vao2 satria vao nalefan’ny Japonais ho fanapiany an-dRa8 t@’ilay sommet saika noraisinao, sao amidiny mora fa hilazao izy izay tokony ho vidiny farany.
Sao dia mifangaro ilay 4*4 hitanao sy ilay anaovny bizna. Ny bizna ange dia noraisina hoe ratsy foana hatramin'izay e. Mitovy amin'ilay hoe mpanao afera.
Misy ny afera madio : oh : mividy fiara avy any France aho dia mandoa ny taxe douanière rehetra sns dia amidiko ilay izy avy eo akako tombony. Mangalatra ve zany sa mitady vola ?
Misy ny afera maloto : manafatra entana aho dia ny volam-panjakana no ataoko garantien'ireo entana afarako ireo. (oay létié) fohy kely loatra ilay démarche. Mangalatra ve io sa tsy mangalatra.
7. Andry filoha maminay : fa ngah efa ho lany ilay varin-dRa8 ????
Ny fanontaniana tokony hipetraka dia hoe efa lavon'ny ravalo daholo ve reo vary nanaovany collecte tany Ambatondrazaka izay nanokafany silo tena komany be (nisy faneriterena tena goavana be tao).
8. Andry filoha maminay : Toa miseho milay ndray le Ra8, efa tsy filoha tsony izy nefa toa mi-geste ny mpanaradia azy no sady faly hoe « DADANY MARINA I DADA FA LASA MISY TV MADA SY RADIO MADA INTERNATIONAL TAHAKA NY RFI,BBC…sns, Andry ah !!! mba alefaso ny CAPSAT ho any ivelany handrara ireo fa tsy zakan’ny foko.