Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
catalyn
(
11/04/2009 15:46)
dinika ao @ SOBIKA.com
Asa ianareo raha mba mahatsikaritra ry ireto fa tena mankaleo be ny miditra ao @ dinika forum ao @ site sobika.com. tsy misy zavatra manjary ny ao fa ompa variraraka sy teny ratsy ny mameno azy iray m...
tohiny
novalian'i ni81 ny 14/04/2009 13:48
xxx
(
11/04/2009 13:35)
filoa vaovao
:) njakatiana atao filoa ao d vita e,tsisy ravalo sy abdry tsony,zay :?: ...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 12/04/2009 07:44
Noue
(
11/04/2009 13:13)
hay ve ee !!
somary variana kosa aloha aho raha nahita an'ity eee
[b]Le 21 mars dernier, Andry Rajoelina, Président de la transition à Madagascar a déclaré annuler le projet de la Daewoo.
[/b]
kay tsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 00:14
xxx
(
11/04/2009 11:46)
voatendry ho ben tanà na
rahoviana no hametrahany TGV andra mérci ho bentanàna anantsirabe1 fa tena maditra loatra ireo vahoaka ireo? tsy mety makato ny HAT, sy ny firongony...
tohiny
novalian'i Noue ny 11/04/2009 17:25
sohitika2008
(
11/04/2009 11:43)
bibilava
http://www.dailymotion.com/video/x6okwu_geant-serpent-incredible-snake_animals hatr@ farany...
tohiny
novalian'i JOSIAH ny 29/04/2009 13:16
sohitika2008
(
11/04/2009 11:38)
momba an'i Odoy
Ny saka manatody mameno tanàna
Tsy aleon'i lery maka anankiray ?
toy izay mikiry @ fanompoana an'ilay foza orana radomelina?...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 16/04/2009 02:40
sohitika2008
(
11/04/2009 11:27)
Harary Andoha Tokoa
ingahy Rajoelina...
tohiny
novalian'i catalyn ny 11/04/2009 17:02
sohitika2008
(
11/04/2009 11:20)
Hanin'ny Amboakely Tiana
Hidina Ambany ny Toekarena
Henjana Avokoa ny Tsinay
Hatao Amboletra ny Toerana
[b]High Authority of Terror[/b]...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 11/04/2009 12:30
sohitika2008
(
11/04/2009 11:15)
Maskiny tsy mahadigny raha ela
:!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: ...
tohiny
novalian'i benasy ny 21/04/2009 10:01
TEGEVE
(
11/04/2009 10:14)
MBA AMPIO IZAHAY RY VAHOAKA MALAGASY
anaka isany malahelo ihany ny tenako milaza aminareo fa ny hifampiraharahana amin'ny filoha hajaina Ravalomanana sy ny TGV dia tsy hanaiky tanteraka izy ,izay no tanjon'ny fandrobana nataony hatramin...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 14:32
Noue
(
11/04/2009 08:51)
Halahelo
halahelo satria nisy fomba hafa azo natao anie mba ahazahoana ity [b]SEZA[/b] ity eee ! tsy nilaina zao hita eo ] jereo eto ireo fa miandry ho vita ny mandat dia anjaranao @ zay no mampiseho ny zavatr...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 08:15
Oay
(
11/04/2009 07:57)
Fampihavanampirenena hoe...
Mahafinaritra fa mifandinika ny ankoholafiny rehetra misy eto @ firenena!
Noho izany d:
Hiverina i Ravalomanana d averina @ toerany eny Iavoloha! tsy aiko ny titra fa d azo atao hoe président honor...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:28
xxx
(
11/04/2009 07:40)
Raha tafaverina amin'ny fitondrana ra8
Dia hisy sahy hilaza ve fa manongam-panjakana izy ?...
tohiny
novalian'i lizabeth ny 11/04/2009 23:04
bozyboleta
(
11/04/2009 06:09)
Lafo ambongadiny i Madagasikara
Tohin’ny copier-coller-ko tao ambany tao ity.
Lasan’ny saka mpangala-pinana ny tanàna fa asa ihany izay tsy mbola hisokatra voamaso @ zao.
Matoa le ministra fôpla mody nilaza fa tsara ihany l...
tohiny
novalian'i lizabeth ny 11/04/2009 23:11
bazylou
(
10/04/2009 23:04)
mpandainga sy kerysahy kay reto tim ireto!!
niandry ihany aho, nielina ny herinandro , tonga io ny sabotsy , tsy nisy akory le gvt tim!!! lainga fotsiny!!!
- Zao dia lazainaindray fa nisy gp maty hono teny iavoloha ny 17 mars,!! tsy misy poro...
tohiny
novalian'i lizabeth ny 11/04/2009 22:51
zakilinina
(
10/04/2009 21:35)
Ny mpandala ny fanjakan'i Baroa no mpampiasa ny anarana xxx
Fa nahoana no tsy sahy miseho masoandro toy ireo ??? Iza koa ireo tsy mpiseho masoandro ?...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 11/04/2009 12:47
fijo
(
10/04/2009 19:32)
governemanta HAT
manontany ten any vahoak a(misaina)hoe,ary maninona no tsy mbola mety feno foan aio governemanta HAT io?????hatramin'izay anefa mihazakazaka ny rehetra hidiitra amin'izany titre hoe "minisitra izany"
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 14:44
ravalotgv
(
10/04/2009 18:26)
hahaha any zany te hanao aminy eo ko
source sobika io tongotro lahy sy tongotro vavy
10/04/09 Madagascar :COMMUNIQUE TIKO GROUP
COMMUNIQUE TIKO GROUP
Les raisons pour lesquelles le groupe de Tiko a été forcé de fermer...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 02:10
andrywui
(
10/04/2009 17:15)
Kely sisa de tsy hi-existe tsony zan TIM zan, ho nofy sisa !
Ranomaso tsy latsaka !!!! zay no azoko hilazana ny toerana misy ny TIM amzao fotoana izao !! mampalaelo be ry zareo !! tsy mba mahay manao politika koa moa fa de vavabe fotsiny ko !! nefa tokony mba s...
tohiny
novalian'i pink ny 12/04/2009 18:20
KALACK
(
10/04/2009 16:49)
mandoava hetra ry vahoaka fa mila vola ny Fanjakana a
Manao antso avo amin'ny vahoaka Malagasy rehetra zany ny Fanjakana mba handoha hetra sy ny taxes sy ze impot rehetra tokony ho anjaratsika isika fa mila vola ny Fanjakanan-tsika hanarenana ity Firenen...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 10:49
