Kely sisa de tsy hi-existe tsony zan TIM zan, ho nofy sisa !
1. andrywui
(
10/04/2009 17:15)
Ranomaso tsy latsaka !!!! zay no azoko hilazana ny toerana misy ny TIM amzao fotoana izao !! mampalaelo be ry zareo !! tsy mba mahay manao politika koa moa fa de vavabe fotsiny ko !! nefa tokony mba sady vavabe no mba fetsifetsy !!! donto be loatra daholo ko ry zareo tsy takany mitsy ze zavatra resahina aminy fa raha wresaka tokony ho vita 5mn ,,, adiny 10h vao mazavazava ratsy aminy !!!!!
répondu par pink le 12/04/2009 18:20
2. KALACK
(
10/04/2009 17:17)
ha ha ha ha ,, gaigy zan les ra- andriwui fa ts nampoizk ho otrizan ane ry zalah reo e,,, ha ha hay v dont be daol e
4. lemenakely
(
10/04/2009 18:15)
andrywui:
Ranomaso tsy latsaka !!!! zay no azoko hilazana ny toerana misy ny TIM amzao fotoana izao !! mampalaelo be ry zareo !! tsy mba mahay manao politika koa moa fa de vavabe fotsiny ko !! nefa tokony mba sady vavabe no mba fetsifetsy !!! donto be loatra daholo ko ry zareo tsy takany mitsy ze zavatra resahina aminy fa raha wresaka tokony ho vita 5mn ,,, adiny 10h vao mazavazava ratsy aminy !!!!!
Tsy marina ! raha ny olona hitako teo AMBOHIJATOVO hatramin izay fotsiny ihany dia afaka mamaly io hevitra io :roll:
5. ra8enforce
(
10/04/2009 18:26)
fa maninona no atahorana mafy ny tim ry wiwi ? atao mihitsy izay maha hors jeu an'i ra8 @ election manaraka.Mbola aiza e
6. ravalotgv
(
10/04/2009 18:29)
minanfatiny daholo ny gasy fa ianareo rehetra any andafy de faly ery amizao fahoriana sa fifaliana mahazo ny firenena izao tsy misy sahy miteny mivantana fa ataon ireo mpanao politika kilalao daholo zaza kely io de atahorana tsss misy marina ihany aloha eee lery manambola ko nefa ko i ra8 anie manambola ee fa zany hoe tsy nividy maramila lery de saika voadaroka maty teo hahaha
7. xxx
(
10/04/2009 18:35)
na aty andafy na any dago samy malagasy , na dia samy hafa aza ny fomba fijery
8. rapresi
(
10/04/2009 18:45)
sao tena no mitomany ry wiwi e.Za TIM be ka ahoana,avy aty ry Noue keliko a.
11. fijo
(
10/04/2009 19:25)
ka efa voavaky daholo ny gazety de mijery ny tgv eto aloha e.jerena sao mba manana hevitra fa toa amboletra n obe hatramin'izao.
12. Noue
(
10/04/2009 19:47)
"andrywui":rehefa tsy hisy intsony io TIM io lesy dia on va le ré-inventé aa!
Kely sisa de tsy hi-existe tsony zan TIM zan, ho nofy sisa !
14. Noue
(
10/04/2009 19:56)
kozy ee ! tsy maintsy atao io fa tsy hisy ho very @ tsinapany eo zany eee !!
15. xxx
(
10/04/2009 20:49)
Dia ho lasa sisa-paty ohatra ny arema koa izany ny tim raha mbola velona eo???? :-D :-D :-D :-D
16. fijo
(
10/04/2009 21:02)
izay aloh arah aamin'izao foptoan aizao,dia tsy mitombona.
rah aizoa no misy fifidianana,dia mbola ny tim no lany eo,ary izay no tena ahatahoran'ny sasany ao mada
rah aizoa no misy fifidianana,dia mbola ny tim no lany eo,ary izay no tena ahatahoran'ny sasany ao mada
17. ngoiha
(
11/04/2009 05:50)
Ka izay indrindra no ataoran'ny gadra lava sy Radomelina ary ny Capsat sasantsasany satria tsy maintsy hijinja ny nafafiny izy na ho ela na ho haingana,izao izy mbola m'geste satria manana fitaovam-piadiana dia mampiorohoro eran'ny tanana.Ny tsy tsapany dia kely sisa no anjakany
18. Oay
(
11/04/2009 06:32)
Noue:
"andrywui":rehefa tsy hisy intsony io TIM io lesy dia on va le ré-inventé aa!
Kely sisa de tsy hi-existe tsony zan TIM zan, ho nofy sisa !
Deux verbes qui se suivent le second se met à l'infinitif
Mialatsiny raha somary mampatsiahy an'i Noue an'io lalana fototra @ fandrafetana ny grammar frantsay io satria i Oay tsisy raisina ka raha manao an'io fahadisoana io izy d izy ary efa tsisy raisina fa raha i Noue misy horaisina no manao an'io d zavatra mahamenatra sady ny tena olana d manjaray raha sanatria misy diso ilay trakta apetaka d tsy mba afaka ny hanitsy akory!
En effet : rehefa tsy hisy intsony io TIM io lesy d ON VA LE REFONDER satria On fonde un parti mais non pas inventer à mois que vous soyez vraiement un inventeur de parti.
Fehiny aza miteny izay tsy voafehy ary aza manambanimbany; kozy no nomeko an'i tsamy fa raha hitako maso i Noue ka bandy d efa volako!
19. Noue
(
11/04/2009 06:57)
ka io no tiako hanoratana azy eee ! fa inona ihany aza ity ry Oay aaa?? maninona nefa raha ny dinika no valiana fa ilozanao mitsimpona zao rehetra zao ee??? :-D :-D :-D :-D :-D ary raha hiteny aza aho oe inventéko dia inona no olona? na ré-inventé, na inventéko, le but c'est que tu as compris la signification =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. Oay
(
11/04/2009 07:22)

Ka ilay izy mandratra sofina moa raha avy @ olona misy raisina no manao ilay fahadisoana d hita hoe havendranana kanefa hay moa ilay izy manamafy ilay andraikitra mpametaka trakta satria tsy afaka eo @ fanoratana, d minouenoue sy mametaka afisy ny any asa sahaza!
Momba ny famaliana ny hevitra d tsy misy afisy napetakin'ny mpinouenoue eto ka tsy misy valiana!