Kely sisa de tsy hi-existe tsony zan TIM zan, ho nofy sisa !
21. Noue
(
11/04/2009 07:47)
aoka fotsiny mifanaja ry Oay aaa ! dia aza havadika ny dinika fa manahirana ee !
22. Oay
(
11/04/2009 08:04)
Aleo mifanaja marina izany! fa ampiko fotsiny hoe rehefa tsy azo izay lazain'ny hafa d aleo mangina fa tsy mifanambanimbany satria ny hevitra toa ny tera-bary ka samy hafa ny fivokany.
24. Oay
(
11/04/2009 08:45)
Noue:
:-D :-D :-D :-D :-D
Mety tsara mihintsy izao! mahafinaritra fa mihaino lesona! setrin'izany d tehaka mirefodrefotra clap clap clap.... ho an'i Noue avy @ Oay!
26. Oay
(
11/04/2009 09:50)
Noue:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Noue tena mahafinaritra satria d tanteraka tokoa ilay Tsiky d ampy a!
NY mahafinaritra d refa tonga ny fotoana ka miantso an'i Oay ny TIM akamany d amaly OK amin'izay i Oay satria efa hiova kosa i Ravalomanana.
D hifankahita i Oay sy Noue ka hahafinaritra izay andro izay satria mpanampy mahafinaritra sy mahatoky i Noue ka mendrika hiarahana miasa.Hihihi... milay é!
27. andrywui
(
11/04/2009 11:10)
Ary za anie ry Oay mihaino resaka eto fotsiny aloh mijery tsar ny fiafarany ee!! fa toa film tsara fiafara xle izy kà !! ny tsininy kely fotsiny de tsy mba nomen'i Oay :* :-* :* i Noue fa de vitandresaka fotsiny le naha mpiakama ndray teo !!
raha ny marina aloh de diso io filazako azy etsy ambony io fa tokony hoe :: EFA TSY MI EXISTE >tsony ny Tim no izy
raha ny marina aloh de diso io filazako azy etsy ambony io fa tokony hoe :: EFA TSY MI EXISTE >tsony ny Tim no izy
28. Oay
(
11/04/2009 11:31)
andrywui:

andrywui a! tsy d mahay mampiasa an'ireny kisarisary (Emoticônes) ireny i Oay hihihi...
29. pink
(
12/04/2009 18:20)
Ny Tim dia mi-existe soamantsara.Ny Tgv anie ka AREMA+AKFM+LEADER FANILO+...maro loatra fa mbola hivaky io satria samy manamanitra ny azy.I Rajoelina no tavela eo Porofo fotsiny ny ady seza ankehitriny. Tsy manjary io fa solidarité pour handrondana any Ra8 fa mitsamaka io atsy ho atsy fa samy milaza azy ho milay...
Tojy ny embarras de choix ny olona fa hivakivaky ny hery avy eo ka izay manana ny maha izy azy no mivoaka velona.
Mandalo crise daholo izao fa dia ho hiaraha-mahita ny tohiny.
Tojy ny embarras de choix ny olona fa hivakivaky ny hery avy eo ka izay manana ny maha izy azy no mivoaka velona.
Mandalo crise daholo izao fa dia ho hiaraha-mahita ny tohiny.