hay ve ee !!

1. Noue ( 11/04/2009 13:13)
somary variana kosa aloha aho raha nahita an'ity eee

Le 21 mars dernier, Andry Rajoelina, Président de la transition à Madagascar a déclaré annuler le projet de la Daewoo.


kay tsy tgv akory no ni-annulé an'io satria

la filiale de la société Daewoo Logistics annonce l'arrét définit de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar.
"Pour votre information, nous tenons à vous partager que DAEWOO logistics a le regret d'annoncer l'arrét de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar pour différentes raisons :

satria hono oe

la Tanzanie a offert une offre plus intéressante que Madagascar et de ce fait, le projet est annulé malgré les tests déjà entamés à Morondava et Maintirano.

donc tsy tgv mahintsiny no ni-annulé an'io ary io resaka io dia nisian'ny adi-hevitra goavana teto nefa kay tsy mbola nisy oe raikitra io na ahoana , tsisy sonia natao akory!
http://www.moov.mg/ecoNationale.php?articleId=487171
novalian'i xxx ny 12/04/2009 00:14
2. rapresi ( 11/04/2009 13:21)
Noue :* :* =D> =D> =D> ,soa fa nambaranao izay,torana ndray ra tgvendrana jiabijiaby :-D :-D :-D
3. xxx ( 11/04/2009 14:13)
nahatonga resabe tokoa io ny sasany aza d ny laza fa namidy t@ koreanina, nefa ingahy ra8 d efa niteny an'io fa tsy misy taratasy na iray aza nifanarahana na natao sonia fa mbola resaka nande fotsiny, nefa d nataony ry kely loha hirahira!
4. patrick2002 ( 11/04/2009 14:14)
inona ny maha-torana anay pro-tgv amin'izany ,efa fantatra fa tsy ao anatiny culture-ny gasy izany mivarotra tanindrazana izany kou , anisany tsy notiavany vahoaka an'i Ravalomanana izany .
5. xxx ( 11/04/2009 14:48)
msi marina ny an'i rapatrick @ le resaka tany saingy fomba nentina nakana ny fon'ny vahoaka iny fa ny but dia hoe hanala an'i ra8
6. Noue ( 11/04/2009 17:24)
misy tena tsy mahazo ilay resaka mahintsiny ato zany !! efa lazaina fa tsy nisy velively io ka mbola inona ihany ee???
la filiale de la société Daewoo Logistics annonce l'arrét définit de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar.
"Pour votre information, nous tenons à vous partager que DAEWOO logistics a le regret d'annoncer l'arrét de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar pour différentes raisons :
sa tsy hainareo ny dikan'oe PROJET ?
7. xxx ( 11/04/2009 17:47)
ka domelina ôtrany sefony ihany ry zareo,tsy hainy zany projet zany.
8. Noue ( 11/04/2009 19:34)
tena tsy hainy marina! :^) :^) :-D :-D :-D
9. xxx ( 11/04/2009 20:20)
Sao dia nareo ary no tsy mahazo ny dikan'ny projets??? Fikasana no dikany @ teny Gasy. Ary raha manana ny projet hamono olona ianao dia efa diso avy hatrany na nahatanteraka na tsia.
Io projet Deawoo io anie raha tsy hitan'ny gazety dia efa vita matavy ny tanidrazana e! natao mangingina tsy nilana hevi-bahoaka toy ilay force one 2( one hony dia mbola two ihany :-D :-D :-D :-D )
10. tovolahy007 ( 11/04/2009 22:06)
Salama daolo e!

Saika tsy hamaly ihany aho ho andry zareo TGV iste saingy tsy maintsy mamaly satria misy antony ao. Rehefa tsy no ekena ilay fifanarahana t@ koreanina dia tsara izany satria TSY AZO ATAO NY MANOFA TANY @ VAZAHA ZANY. Nefa jereo anie ity e. Ny TRAIN de mitady HIVAROTRA TANY @ NDRY ZAREO AO INDE NDRAY, ny kaompany de i VARUN INTERNATIONAL. Fa maninona no midradradradra fa hoe tsy azo atao izany nefa mbola manao ny zavatra lazaina fa tsy azo atao ndray???

Madgascar’s new government has not been officially notified of the plans by Varun International, an Indian company, to lease 465,000 hectares of land in the regions of Melaky, Atsinanana and Sofia, Andrianainarivelo said.

Nisy nilaza io ambony io fa mbola projet fotsiny na hoe fikasana ny t@ koreanina, ity iray ity ko de mbola vao fikasana koa fa ny mahagaga de hoe fa maninona no manao ny zavatra efa nolazaindry zareo fa tsy azo natao mitsy e??

De aleo lazaina eto diia ny eny izao ko ny mombany an'io @ INDE io.

http://www.bloomberg.com/apps/news?pid=20601116&sid=acmiQQBrFzbI&refer=africa

Anjaranao ny mandinika hoe tena manao izay zavatra nolazainy marina ve ity TGV ity.
11. xxx ( 11/04/2009 22:31)
xxx:

Sao dia nareo ary no tsy mahazo ny dikan'ny projets??? Fikasana no dikany @ teny Gasy. Ary raha manana ny projet hamono olona ianao dia efa diso avy hatrany na nahatanteraka na tsia.
Io projet Deawoo io anie raha tsy hitan'ny gazety dia efa vita matavy ny tanidrazana e! natao mangingina tsy nilana hevi-bahoaka toy ilay force one 2( one hony dia mbola two ihany :-D :-D :-D :-D )


Ho an'ny olona tsy manana culture de gestion de projet dia mitovy amin'ny fisainanao ! manao petatoko ohatran'ny tgv fotsiny ! izay sahala ihany no miaraka e ! tsy hainareo izany mitondra firenena izany fa miala teo fa aza milingilingy amin'ny zavatra tsy hay ! tsy vitan'ny fivarotana vary sy menaka amin'ny ambongadiny akory ny fitondrana firenena ! tsy ny ramatahora akory no hitondrana firenena ! ka azo izao ambotsirohitra dia haninona ? tsy hita izay afitsoka fa mbola miseho milay ihany !
mampihomehy ny hoe fitsapana hevibahoaka !!! nanontany izay hevibahoaka nga ny filou tgv anareo naka fitondrana ? OUI ou NON ? ka misy antony inona raha nividy avion hiasany ny filoha Ravalomanana ! ianareo ngaha no nisasatra nitady vola amin'izany ? ary fa inona hono no tsy mbola namidianana azy e ? izay mantsy ilay projet à la tgv !! efficace an !

kanefa atao hoe marina ny lazainao ! fa i tgv efa tsy amin'ny projet intsony fa efa nandroba, namono, nandainga, nisoloky...ka efa meloka izy izany !

tsy fantany akory ny mahasamy hafa ny filou hat sy ny filoham-pirenena dia nisalotra ny samboady natokana ho an'ny olona voafidy ny gaigy vendrana ! le ridicule ne tue vraiment pas !!
12. xxx ( 12/04/2009 00:14)
Ho an'ny olona tsy manana culture de gestion de projet dia mitovy amin'ny fisainanao !

Dia avy eo nefa
ka misy antony inona raha nividy avion hiasany ny filoha Ravalomanana ! ianareo ngaha no nisasatra nitady vola amin'izany ?

Izany ve ianao dia milaza fa manana culture de gestion? Fa angaha volan'ny Tiko sa vola tany ampaosin'i ngahy ra8 no nividianana an'io?
Raha volany manokana dia nahoana no tsy nahita navaly izy hatramin'izao raha nanotanian'ny FMI? Sa ve ny vola-panjakana Malagasy no heverina hividianana an'io ka ny Malagasy tsy vaky volo no ampidirina trosa @ fandoavana azy ? Amin'izay jet prive fa tsy mba fiaramananidina azo hamojena vahoaka akory raha sendra misy ilana azy. Jereo izao fa tsy sahy miseho any Europe any satria afabaraka ka aleo milafika atsy Swaziland izay tany mbola anjakan'ny fisainana mpanjaka satria ny mpanjakan'i Swaziland no mitovy fisainana aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.109