Lafo ambongadiny i Madagasikara

1. bozyboleta ( 11/04/2009 06:09)
Tohin’ny copier-coller-ko tao ambany tao ity.
Lasan’ny saka mpangala-pinana ny tanàna fa asa ihany izay tsy mbola hisokatra voamaso @ zao.
Matoa le ministra fôpla mody nilaza fa tsara ihany le hevitra DAEWOO na dia nokianina aza hanonganana fanjakana defa misy kil hafa asolo azy ao ahazoana sôsy.
Raha 6 miliara USD no vola tokony ho nampiasain’I DAEWOO t@ io tetikasa io, ary tokony hamorona asa ho an’ny Malagasy sy hanaovana foto-drafitrasa ho fampandrosoana, dia nofoanan’ny fanjakana fôpla izany.
Mipoitra @ zay zao ny fivarotana tanindrazana ataon’ny HAT @ frantsay. Inona no tambin’ity fanomezana tany efa voavoly ity? Misy asa ho an-draMalagasy ve? Mba misy foto-drafitrasa ataon’ilay orinasa ve? Manaraka ny politikan'ny fampiasam-bola eto Madagasikara ve?... betsaka ny fanontaniana azo apetraka...
Antsika rehetra no mamaly fa vao manomboka ny afobe ho an’ny Malagasy 18 tapitrisa ataon’ity HAT ity.

Akimpio ihany ny maso fa ao anaty nofy no misy paradisa aloha hatreto raha @ zao.

DRT sécurise ses approvisionnements
Pour assurer ses achats de matière première, le chimiste vient d'acquérir une concession de 10.000 hectares de pins à Madagascar.Si le pin et plus encore la résine qu'il produit constituent la matière première de la société DRT, basée à Dax, la tempéte du 24 janvier dernier, qui a ravagé le massif forestier des Landes, n'aura? aucun impact sur son activité. Voilà bien longtemps que ce chimiste a dû diversifier ses sources d'approvisionnement : ses dérivés résiniques et terpéniques (DRT) entrent dans la composition de nombreux produits industriels (encres, chewing-gums, caoutchoucs, détergents, solvants, parfumerie, adhésifs, produits nutraceutiques, etc.).
« Nos produits se font à base de colophane de gemme et d'essence de térébenthine, deux produits que l'on obtient traditionnellement à partir du gemmage ? une opération qui consiste à entailler le pin pour récolter sa résine ? ou, depuis plus récemment, sous forme de résidus du process de fabrication de la pâte à papier », révèle Laurent Labatut, PDG de l'entreprise, l'une des dernières sociétés françaises à capitaux familiaux du secteur.
Le gemmage, ne se pratiquant plus dans les Landes pour des raisons liées au coût de la main-d'?uvre, l'entreprise s'approvisionne désormais essentiellement auprès des papetiers, tant landais qu'espagnols ou portugais, qui satisfont 70 % de ses besoins. Le solde provient toujours du gemmage, mais en provenance d'Indonésie, du Brésil ou de Madagascar. Des sources d'approvisionnement internationales qui risquent cependant de se tarir à l'avenir.
Frank Audonnet,
Lien permanent vers cet article :
http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html
répondu par lizabeth le 11/04/2009 23:11
2. ndenn ( 11/04/2009 07:41)
Izao no izy ry bozy boleta an, raha resaka exploitation agricole dia efa mazava be ny lalàna malagasy @ momba ny fananan- tany .
Tsy manana zo hànana tany hisoratra @ anarany ny sociétés na entreprises miandraikitra ny famokarana ambongadiny ny produit iray na maro .
Tsy maintsy eo ambany vahohon\' ny lalàna ny fampiasana ny tany ampiasain\' izy ireny , ary misy compte rendu tsy maintsy alefa any @ tribunal mikasika ny fifanarahana vita sonian\' ireo tompon\' ny orin\'asa sy tompon- tany teratany nanao ny fifanarahan\' asa, na à défaut raha tsy misy ny representant -n\' ny fianankaviana mpampiasa ny tany dia tsy maintsy mandefa vavolombelona roa avy @ ray amandreny avy eny an-toerana miampy ny solon-tenan\' ny faritra mpiandraikitra ny fanànan- tany eo an-toerana hanaovan\' izy ireo ny famokarana ( ny pin no nolazainao teo ).
Ary ny @ resaka fanajariana ny tany dia misy fetra ho an\'ireo entreprises na sociétés ny @ zavatra vokarin\' izy ireo ao ,tsy azon\' izy ireny atao ny ;
=>mi -exproprier ny tompon- tany na inona vokatry ny fifanarahana arak\' asa na inona any aoriana any .
=>Tsy manana alàlana hitrandraka ny harena an-kibon\' ny tany izy ireny ankoatry ny fambolena izay nanaovany fifanarahana ihany .
=>tsy manana alàlana hanamboatra infrastructures en dur eny an- toerana ny société na entreprises raha tsy mangataka alàlana @ ministera isan\' ambaratongany ;( ministeranan \'ny fananan- tany \"domaine\" ,ministeran\' ny ressource naturelle , ministeran\' ny ati-tany , ministeran\' ny asa vaventy , ministeran\' ny varotra ,ministera mikasika ny asa social rehetra izay misy ).
=>Tsy mahazo manao investigations momba ny acte de propriété n \'ilay tany ampiasaina izy ireny ,ary ny mpiasa ao @ société na entreprise mampiasa ny tany dia tokony hànana caution judiciaire signé apetraka any @ tribonaly miaraka @ ttsy toy ny casier judiciaire ets .
Ary ny resaka afera Daewoo indray ary ireo sasany ohatr\' izany , dia mino aho fa mba manan- tsaina ihany angamba na dia tsy ampy fandinihana lalina ny mpanao politika malagasy momba ireo zavatra mitranga ireo , ny vola mandalo fa ny harena mipetraka , ka sao manao varo- boba ny tanindrazana ny sasany @ izy ireny ka hifoteran\' ny ataony any aoriana any.



3. bozyboleta ( 11/04/2009 07:59)
Ka ny fanontaniako ange de hoe fantatry ny HAT ve reo fepetra reo?
Mamba noana mantsy reo mpitondra fôpla reo ka zay misy vola dia hidirany na mety na tsy mety. Mangalatra aza ataony koa.
Sady ity orinasa frantsay ity mbola orinasam-pianakaviana koa tsy dia hoe matanjaka be mankaiza. Eny e, ny orinasa frantsay ange tsisy matanjaka fa kolikoly no betsaka ahazoana an’ireny tsena ivelany ireny e!

Vao manomboka izy io fa dia tsisy handinganana intsony atsy ho atsy I Madagasikara fa efa vita borna @ frantsay.
4. ndenn ( 11/04/2009 08:17)
Efa nahazo an' i Mayote aloha ry zareo dia tokony handravona tsara ny zavatra tokony hataony fa tsy ny fiainam- pirenen' ny sasany no ataony lasibatra ohatr' izany . Ankoatr' izay dia ny toe- tsain' ireo mpanao politika malagasy no tokony ho kianina mafy raha ny hevitro . Manana halemen- tsaina manoloana ny adversité ny ankamaroaan' izy ireny ka mampalahelo indraindray fa tena mamohehitra ho an' ny sarababem- bahoaka.
5. Oay ( 11/04/2009 08:23)
Bozy a! mazava be io fanazavan'i ndenn io ary hitako hoe teknisianina i ndenn ka tsy manana avaly azy i Oay! Fa d misaotra anazy @ fanazavana!
Fa ny tiako hisarihana ny sain'i bozy d hoe :"aza miasa saina @ izay HAT" satria:

_Tsisy vola intsony ny fanjakana dikan'izany tsy misy ho angalarina intsony ao!
_Manaraka izany fanjakana tsy haharitra io satria efa mifampidinika izao ka tsy maintsy atsangana ny governemanta iombonana!
_Tsy maintsy averina i Ravalomanana!
_Tsy maintsy atao ny famelakeloka faobe!
_Tsy maintsy miverina i Ratsiraka sy Tantely ary i Pierrot!
_Tsy maintsy atao ny fikarakarana @ fidirana @ repoblika vao²
_Tsy maintsy ovaina ny lalampifidianana!
Rehefa tsy feno ireo fepetra ireo d tsy maintsy raikitra ny ady antrano ka tsy maintsy hisy ny rà mandriaka, ary na iza na iza eo @ fitondrana d tsy hisy anampy anazy!
6. bozyboleta ( 11/04/2009 08:29)
Efa fotoana ela aho no niresaka teto ny @ reo frantsay reo sy ny politikany izay misy ifandraisany @ fisian'ny pétrole eto Madagasikara. Mbola vao ny raharaha nandroahana an'i urfer no niantomboka t@ zany.
Nisy nanompa mitsy za t@ zany satria hoe anti-frantsay.
Hipoipoitra daholo hoa zao ny dosie retraretra an'i frantsa miaraka @ io fanjakana fôpla io fa vao manomboka izy izao.
Ny poa-maso ihany no mbola milelaka an 'ireo ato fa rehefa tsy hahita tany indray mandingana intsony avelany ho lovan'ny zanany vao ho fay angamba. Nefa efa tara loatra.
Ka ny ahy dieny mbola tsy tara dia efa atomboko ny adiko.
7. Oay ( 11/04/2009 08:41)
Ka ilay izy wa ry bozy ny fahitako anazy d efa ny ONU sy ny UA no efa nampiantso an'ilay fifampidinihana d efa mifandinika ka aza manahy fa any @ fifidianana mifampitady!
Za zao ohatrany mahita fa Ratsiraka vs Ravalomanana ny fihodinana faharoa!
D raha lany Ravalomanana d bye bye lafrantsa!
8. bozyboleta ( 11/04/2009 08:52)
Na Ravalo aloha na tsy Ravalo, Bozy tsy mila frantsay.
9. TWING ( 11/04/2009 09:31)
bozikely
tsara ilay manakiana lava sy famelabelarana fa solution active omena
mikasika indray ny oe tsy misy vola ao @ fanjakana
fa lasa aiza tokoa ny vola tao ao anatin ny fotoana fohy e?
ny aty aminay aza moa dia entanina mihintsy mba tsy handoa hetra intsony fa mangalatra hono ny mpiasampanjakana, nefa tsy niova anie ny olona ao @ commune misy anay fa ny teo ihany e.

tsetratsetra tsy haritra:
1- ny mpitondra aty @ tanana manana kinga (pousse à moteur),9million Ariary ny 1, 20 no isany
2- mbola io olona io ihany: nahavidy trano @ na milliar ( ex ROSO)
3- 4x4 zany ohatran ny mividy silipo

mba omeo fanavana fohy oe, HAT ve?

Nanao zavatra tokoa ny TIM fa tsy maitsy misy ny tsy mety fa aza zatra mitsikera fa solution omena oa
10. andrywui ( 11/04/2009 10:33)
Ny an'i bozy film efa nadeh fon zan fa tsis vahaolana akory !!!! mampionona tena fotsiny fa tsy mi existe eto Madagascar tsony zan Ravalo _ mpanao Ody ratsy _mpibodo irery ny fiharian karena _ mpanagadragadra olona tsisy antony _be taim-bava _ratsy vava sady miavonavona _mpaka ankeriny tanin'olona izany .....
11. xxx ( 11/04/2009 11:29)
mbola tsy nahita mihitsy za teto aminy serasera olona nijoro vavolombelona hoe lnalaindravalo ankeriny ny taninay
12. lizabeth ( 11/04/2009 23:11)
andrywui:

Ny an'i bozy film efa nadeh fon zan fa tsis vahaolana akory !!!! mampionona tena fotsiny fa tsy mi existe eto Madagascar tsony zan Ravalo _ mpanao Ody ratsy _mpibodo irery ny fiharian karena _ mpanagadragadra olona tsisy antony _be taim-bava _ratsy vava sady miavonavona _mpaka ankeriny tanin'olona izany .....



ka tsy ny tgv nao aloha no hahasoa ny firenena e ! mifalia aloha mandrapa...hoa ! aseseo tsara ao andoha fa tsy hiverina Ra8 mba hampiakatra ny moral nao !
aseseo ao andohanao fa ratsy Ra8 ka tsy ho tafaverina eto intsony !!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455