mpandainga sy kerysahy kay reto tim ireto!!

1. bazylou ( 10/04/2009 23:04)
niandry ihany aho, nielina ny herinandro , tonga io ny sabotsy , tsy nisy akory le gvt tim!!! lainga fotsiny!!!
- Zao dia lazainaindray fa nisy gp maty hono teny iavoloha ny 17 mars,!! tsy misy porofo, fa miaramia namotika sy niala bala fotsiny no teny nanao politikan'ny terre brulé ry lerony rehefa niala teny!!!
:-D :-D
novalian'i lizabeth ny 11/04/2009 22:51
2. ra8enforce ( 11/04/2009 05:33)
gouvernement a la hat ary mbola tsy complet foana nefa efa 3semaine izay,@ io semaine ambony io no hivoaka ny gouvernement legal
3. andrywui ( 11/04/2009 10:27)
zany les no ataony ry bazylou ref tsy mahita zavatr hanaratsian tson ny Tim a!!!!! mbol vao santionan'ny laingany zan fa mbol betsaka no ampihinaniny andry Penguin , Mirana , Noue , ra8enforce ,salopard ,.. ato
4. lizabeth ( 11/04/2009 22:51)
fa manaratsy ve ny milaza hoe hisy gvt légal ? ary nareo angaha anisan'ny teny iavoloha no mitompo teny fantatra amin'izay niseho teny ?
matahotra ny fiverenan-dRa8 hoe dia lazao daholo ny atsanga tsy aman'orana ! ary zinonareo koa izay hataon'ny légalistes e ? ny anareo hatrehana fa araka ny filazan'i ra8enforce, governemanta aza tsy hay hatsangana ka hoe hitondra firenena !
mifalia aloha mandra pa...!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0574