MBA AMPIO IZAHAY RY VAHOAKA MALAGASY
1. TEGEVE
(
11/04/2009 10:14)
anaka isany malahelo ihany ny tenako milaza aminareo fa ny hifampiraharahana amin'ny filoha hajaina Ravalomanana sy ny TGV dia tsy hanaiky tanteraka izy ,izay no tanjon'ny fandrobana nataony hatramin'izay ,ny mpomba an'i Atoa Zafy koa ,ny AREMA, dia tsy voasakanay intsony na dia tsy fidiny aza fa latsaka an-katerena tanteraka ,matahotra mafy ny ato amin'ny foibe fa efa ritra ny vola entina ho an'ny firenena !!!ny any ivelany mampifilafila avokoa!!!mampanantena zavatra tsy omeny akory!!!
ho anareo izay manana soso-kevitra dia mba alefaso eto ry Malagasy ,tsapanay ato @ foibe tanteraka ny maha-tsy matotra an'i TGV
(l) (l)
ho anareo izay manana soso-kevitra dia mba alefaso eto ry Malagasy ,tsapanay ato @ foibe tanteraka ny maha-tsy matotra an'i TGV
(l) (l)
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 14:32
2. andrywui
(
11/04/2009 10:46)
Fa mialohan'izany letsy !! hay ve elah velona tao ihany eee!!! nanao arrangement tao amin ra-hery angah elah oe mba havereno razoky cny PS ko aa!! hahah ha!! de rehef mba tafaverin lets de akombxony ny vava !! aza bebe vava tsony fa mba manaova hendry amzay ianao ry anaka tezeve ,,,,, sao ho voatsoka fanindroany eo ndray ny PS !! ha ha ha ha
3. Mirananirina
(
11/04/2009 11:14)
Inona hono no azo anampiana anareo vahoaka malagasy? :) Sao tokony ny contraire no mitranga
5. Mirananirina
(
11/04/2009 11:59)
D inn aki ranabavy Mirananirina ilay contraire?
oay a,mifamadika anie e,ny vahoaka Malagasy no tokony hampiana.fa tsy hanampy,asa aloha e.
6. rapresi
(
11/04/2009 13:11)
avy daholo makaty ze ampina,fa aza miandry tsy tong :x :x :-* :-* :* :* avolana .
8. TEGEVE
(
12/04/2009 11:43)
anaka isany miantso vonjy fa tsy hainay ntsony ny manoro hevitrany Andry ,mitady hanao zao mamofady zao
ka inona fa io lay niatsoko vonjy anareo ,namidiny ny tanindrazana ,izay ny anisan'ny asako ato ,mamoaka ny secret
(l) (l)
ka inona fa io lay niatsoko vonjy anareo ,namidiny ny tanindrazana ,izay ny anisan'ny asako ato ,mamoaka ny secret
(l) (l)
9. pikatti
(
12/04/2009 14:32)
avoay eto mihitsy leity zay fika ratsn'io bandy io fa tady hamarotra saka beloha eto fotsiny a,misaotra anao dadabe TEZEVE
