Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
essera
(
09/04/2009 06:58)
Ho anareo mampitandrina ???
Sao dia mba mifamadika ilay olona tokony hiteny ?
Ny adklén-ny mpanohitra amin'izao fotoana dia ilay hoe :
- "Domy ary aho raha sahy elah."
- "Peho ary ny tanako raha sah elah."
--> Mitady fo...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:59
penguin
(
09/04/2009 06:50)
Tsy ho voatanan'i CAPSAT ny Fitondrana TGVendrana
Na andeha hatramin'ny lohan'i CAPSAT izay manantena ny fananany ireo fitaovam-piadiana ananany aza dia tsy maintsy voahozongozona io fitondrana FATy (na Fahefana Avon'ny Tetezamita) io. Tsy manambola ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:06
RanOBe
(
08/04/2009 23:04)
manana olana momba ny torimaso!
Slt!
'Za de mba mila vonjy aminareo namana fa ny torimasoko (fotoana hatoriana) dia mikorontana ambony ambany! tsy misy lera fikisa fa de rehefa te atory na @ firy na @ firy de te hatory be fara...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/07/2009 21:06
Rindrabe
(
08/04/2009 23:01)
Connexion
Slt daolo e! Zao ry reto ny mba tiako lazaina ! Itanareo ilay tsena iray mivarotra télé sy radio eo analakely @ arcad iny connexion zay no anarany. Nividy tv tao zay maty le iz nony tong taty atrano...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 13:48
nancy
(
08/04/2009 21:36)
Vavolombelona momba ilay fanjakana jiolahy
Itony koa mbola anisan'ny temoignage fa fanjakan'ny jiolahy ny an'i tgv.
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/temoignage-sur-le-regime-de-terreur-de-andry-rajoelina-au-trocadero-0404...
tohiny
novalian'i nancy ny 09/04/2009 16:19
NyMisaina
(
08/04/2009 21:30)
Fitiavan-Tanindrazana sy ny Malagasy
Raha Tia ny Tanindrazana sy ny Malagasy toa anao dia :
http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news
A diffuser "No limit"...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 05:18
NyMisaina
(
08/04/2009 21:27)
Fitiavana ny Malagasy ...
Raha toa ka fitiavan-Tanindrazana sy ny Malagasy toa anao dia :
http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news
A diffuser "no limit"...
tohiny
NyMisaina
(
08/04/2009 21:24)
Sit- in Pacifique
Ity ary o!
http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news
A diffuser " No limit " ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 06:52
salopard
(
08/04/2009 20:23)
LEO TGV FOANA FOANA ami'nizay
Aiza i Dada hitondra maina , MAINA MAINA MAINA
[url]http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5701:culturede-marijuanaa-madagascarun-dossierscandaleux-contre-ravalomanana...
tohiny
novalian'i papala ny 09/04/2009 07:50
rajy
(
08/04/2009 20:22)
mihasimba ny lalana iza no anamboatra
Mampatahotra ity tantara ty leretsy mba marina,tsy fantatro akory oe iza no minisitry ny asa vaventy,ny haino amanjerim-panjakana mararirary tsy mety tafarina ka aiza moa zay no ahara-baovao?
Efa nan...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:13
Noue
(
08/04/2009 19:18)
Fampitandremana
[b]L’UA avertit les pays qui tenteraient de “cautionner l’illégalité” à Madagascar
Le conseil a également averti qu’il imposerait des sanctions supplémentaires à Madagascar si la Co...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:11
sitlo
(
08/04/2009 19:12)
Aiza re izany ry tsy moins nul que Ravalomanana eh!
Fandaniam-bola ny Sommet Africain -> atao indray ny Sommet Africain -> Voaroaka tao amin'ny UA -> tsy atao indray ny Sommet Africain
Nitelephone mivantana an'i Quadaffi -> voaroaka tao amin'ny UA -...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:21
xxx
(
08/04/2009 18:24)
mitady asa
za ry reto tsy manana paps an , nefa mila miasa fa soa dia mba misy mahita asa ho ana nareo fa eto frantsa mantsy toa betsaka iany ny mahita asa na dia tsy manana paps aza , eto paris no misy ana mba...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 06:35
sadeky
(
08/04/2009 18:22)
may volo tratra ny capsat, Ndrianarijaona André
14H20 : Le chef de l’Etat-major général, Ndrianarijaona André, a relancé un appel aux militaires de la garde présidentielle de rejoindre leur corps d armée d’origine. Il a donné un délai d...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:09
ravalotgv
(
08/04/2009 17:52)
ho an i hery avereno tgvra8
AVRENO i tgvra8 fa nafanafo be ltro izy de tsy taiy tson fa voasortra daol ze seka tsy tkony sortana
...
tohiny
novalian'i essera ny 09/04/2009 06:09
bazylou
(
08/04/2009 16:58)
tratra ny nafenina izany!!
""Un ordre a été émis par le Procureur de la République pour perquisitionner le site de production laitière du Tiko à Sambaina suite à une rumeur persistance de l’existence de bois précieux ...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/04/2009 06:23
bazylou
(
08/04/2009 16:54)
mpinaida kay le8 ty!!
tsy mahagaga!!!
""Durant les sept années de règne de Marc Ravalomanana, des confidences plutôt déroutantes se sont déferlées dans divers milieux pour révéler que ce dernier aurait manifesté ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:52
soanja
(
08/04/2009 15:06)
Ny fitiavan-tanindrazana.
Inona tokoa moa io teny io aminao? Inona avy ny tokony hita dia hilaza isika fa tia tanindrazana ny olona iray.
Efa nanoratra an'io aho 3 taona lasa izay. Aleo haverina indray ho n'ny vaovao eto. ...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/04/2009 15:23
Arrow
(
08/04/2009 13:54)
vetsovetso tsy ahavita inona
[b]Very fanahy mbola velona[/b] mihitsy @ ny fiainan'ny Malagasy eto Mkara, sarotra no mampandroso ny firenena sy mampandroso ny olona. Ny zava-misy @ izao kanefa dia tsy manampy @ izany mihitsy. Met...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 11/04/2009 08:22
KALACK
(
08/04/2009 13:47)
SOKI-NANANI-BATO ty n Tim ka ts hita ze ho aleh sy atao
Tsy hitan'ny Tim tson ze ten lala-kombana fa misafotofoto be ihany ny zavatra tiany ho kinasa , [b]ny andrasana ho avy ty tsy antenaina[/b] , ny [b]teo antanana votsitra[/b] , ny [b]nantenain-kanirina...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:16
