SOKI-NANANI-BATO ty n Tim ka ts hita ze ho aleh sy atao
1. KALACK
(
08/04/2009 13:47)
Tsy hitan'ny Tim tson ze ten lala-kombana fa misafotofoto be ihany ny zavatra tiany ho kinasa , ny andrasana ho avy ty tsy antenaina , ny teo antanana votsitra , ny nantenain-kanirina toa tsy sahy(sadc,ua ,ue) , ny Fanjakana nangalarina toa miha mahazo vahana sy eken'izao tontolo izao ndray ty ,de eo lasa lohalik'alika eo ry TIM ka mihazohazo tsy hay oe miforitra sa mitsangana , lasa basin'arifito ka tsy takatry ny mahantra nefa tsy tian'ny mpanana , tena mampalaelo e, zay no azo hamehezana azy , mahonena raha ny situation politik n'ny TIM ankehitrio ,
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:16
2. andrywui
(
08/04/2009 13:58)
ha! ha !ha! ha ! aoka les a !!! aoka marina fa ten mampite hitomany mihits lets ny filazanlà le fahorian'ny Tim le !!!! aoka lets a! alao mba ahazo aina kely lets le TIM fa petsa loatra a!!!!
3. Mirananirina
(
08/04/2009 14:15)
Tsy hitan'ny Tim tson ze ten lala-kombana fa misafotofoto be ihany ny zavatra tiany ho kinasa , ny andrasana ho avy ty tsy antenaina , ny teo antanana votsitra , ny nantenain-kanirina toa tsy sahy(sadc,ua ,ue) , ny
Marina ve izany,za mahita fa mikomy mangina sy ampahendrena izy ireo,dia hohitanao avy eo.Tsy TIM aho akory a,milaza ny fantako aho.
aoka marina fa ten mampite hitomany mihits lets ny filazanlà le fahorian'ny Tim le !!!! aoka lets a! alao mba ahazo aina kely lets le TIM fa petsa loatra a!!!!
Te hahita any adrywui mitomany izahay ary e.
4. KALACK
(
08/04/2009 14:28)
efa nitomany ra- andrywui tam le tgv voatifitifitr be teo ambohitsirohitr iny
5. Mirananirina
(
08/04/2009 15:17)
efa nitomany ra- andrywui tam le tgv voatifitifitr be teo ambohitsirohitr iny
Kalack,marina ve?Ary ianao?
6. fijo
(
08/04/2009 20:16)
lainga marina izany ka,
ary ny hat mifanipaka ankarona ve ry zalahy ,miadana izao?
ary ny hat mifanipaka ankarona ve ry zalahy ,miadana izao?
