Aiza re izany ry tsy moins nul que Ravalomanana eh!
1. sitlo
(
08/04/2009 19:12)
Fandaniam-bola ny Sommet Africain -> atao indray ny Sommet Africain -> Voaroaka tao amin'ny UA -> tsy atao indray ny Sommet Africain
Nitelephone mivantana an'i Quadaffi -> voaroaka tao amin'ny UA -> Quadaffi indray no nangataka ny Sommet Africain tao amin'ny UA (Tsy ampy ampiesonin'i Quadaffi mihitsy).
Voaheloky ny SADC -> tsy mila SADC i Madagasikara -> mangataka fanampiana amin'ny firenena rahavavy
Genie fopla ny DJ-anareo

novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:21
2. Noue
(
08/04/2009 19:20)
ka efa hita zao fa tsisy hafitsoka intsony kooo ! tsy miantsy io ihany anie no atao eee ! ary iza moa ilay firenena oe nanome vola ohatrinona moa?
3. fijo
(
08/04/2009 20:05)
io izoa no mbola handrasako ny valiny.
"misy firenena avy dia vonona hanome 50 000 0000 $,hatramin'izoa ts yhita le firenena,sa nilentika koa le izy

6. pitchou
(
08/04/2009 21:33)
le firenena hanome 50millions$ no hahazo le force wan ka! io no takalony
8. reeves
(
09/04/2009 06:46)
ka lay 50 millions USD io anie toa mbola conditionnelle e ! raha ny tadidiko dia hoe ataovy aloha izay hahazoan`ilay HAT legalité constitutionnelle fa ho azo mora foana io kanefa ty lay HAT nalaina an-keriny dia tsy afaka atao ho legal zany mihitsy fa silaka be amin`ny Communauté internationale na dia hoe efa ny Frantsay aza no miseho mitarika an`izany e ! Izay no mahatonga an-dry zalahy hanao CINEMA io assise maimaika tsy nisy pro-legaliste io mba entina hanaporofoina am`Communauté Internationale fa hoe efa miezaka mafy ny hiverenana amin`ny légalité constitutionnelle (i.e. efa misy dingana vita ) izahay fa alefaso amin`izay ilay fanampiana . Dia ho vendrana be ve ny Communauté Internationale ka ho azo fitahina ohatr`izany e ?
9. Zafintaolo
(
09/04/2009 07:10)
:-D main'ny afo natsangany ity ny HAT.
Efa hita fa misy crise économique mondiale dia mbola nanongam-panjakana ihany, ny firenena vahiny sahirana @ fanarenana ny toe-kareny ka izay hanampy ara-bola ny mpanongam-panjakana ve no hiasany loha. Tsy aleo ve nandrasana tapitra ne crise vao nanongam-panjakana. Izany rehefa kely saina, maika ny hahazo seza fotsiny dia njay tonga eo tsy hita izay hapoaka. Ary naninona ilay kely TGV no toa lasa bongo maso lava 8-) izany le? Miasa loha mafy angamba hoe ahoana ny ahatafavoaka @zao le. Hihemotra maty raibe handroso maty renibe le :twisted: Ny promesse natao t@ mpomba azy etsy manenjika azy koa dia hoy indray ny vahoaka afaka volana vitsivitsy hoe 'aleo ihany rangah le t@ andron-R8', ka raha tena dinihina i R8 no hivoaka mpandresy satria izy tsy filoha t@ fotoan'ny crise.

10. essera
(
09/04/2009 08:15)
Fanontaniana tsotra amnareo toa mba miseho may vava ireo. Dadan'lisany rery ve no kabla be eto ambonin'ny tany.
Le sadc-n'lisany ange aloha efa hoe "hiala izahay fa tsy vonona hifaninana aloha", mba tsy hitenitenenana foana eo imason'ny olona hoe tsy misy tombotsoa ho ana firenena io fa tombotsoa ho an'ny mpitondra manokana.
Club des big boss.
Mba milazà aloha firenena afrikana efa nanampy an'i Madagasikara manokana ara-toekarena. Raha misy mba tsy hitompoako teny fantatra dia tsy mihoatra ny ratsan-tanako ilany.
Ilay resaka main'ny afo natsangana dia Rangory (azafady Ra8) no nodorana tamin'iny ka efa may tsara izy iny, ny endim-boanjony, ny takotra nipitika etc etc

11. fanou14
(
09/04/2009 08:31)
hita mintsy nareo hoe tsy mpandraraha , fa be tai -mbava ato anaty sera2 fotsiny , ra tafiditra sadc zany , tadidio fa tsy misy haba donc fatihantoka ho an' ny fanjakana fa kosa vola be ho an' ny mpitondra ao satria misy % hoa azy , misy dikany matoa ra8 mangataka fanampiana any satria very a volabeko, ,
reny fandorona ireny , ataovy lalina tsara ny saina , fort probable avy @ ra8 ny baiko handorona azy , @ zay mitsetra azy ny vahoaka , izy ihany no mbola namoak vava fa raha zay ireny voaarina ao anaty fotoana fohy , ny tsy tao antsainy , nivadika ny baolina dia zao izy voa mafy zao satria ny vola tokony nanamboarana reny rehetra ireny voatery nomena ny senateur sy ny deputé mba tsy anaovany ny empechement , sy ny vola nomena an'i guy rivo nozararaina reny , diso tetika ny anareo dia mitady zay anakorontanana sisa satria efa fantany fa tsy tafa tsony

12. fijo
(
09/04/2009 22:21)
aza manao lohan'angidina moa e,aiz an omisy olona hiteny hoe"dory letsy ny fananako amina miliara?????