Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bozyboleta ( 08/04/2009 06:13)
FANJAKANA TSISY SAINA
[b]Benja Razafimahaleo. «Tiko peut continuer à produire» (08-04-2009) - La sauvegarde des 3 500 employés du Groupe agro alimentaire Tiko est primordiale et l’arrêt de ses usines entraînerait ... tohiny
penguin ( 08/04/2009 05:55)
Nampiseho ny vahoaka marobe Antsirabe manohana ara-dàlana
Namoaka ny vaovao tao Antsirabe ny TVM ary hisaorana azy satria tsy tankon'afenina fa heniky ny vahoaka nilahatra ny tananan'Antsirabe. Sahy mijoro ny vahoaka any satria ilay avy voaenjika nohon'ny fa... tohiny
novalian'i pitchou ny 08/04/2009 22:26
milamm ( 08/04/2009 05:45)
efa teny an-dalana no niverina dia ho aiza indray ?
tsy atoro antsika intsony fa ho taizam-bazaha(frantsay) lava eny izany ny zanak'i Gasikara noho izao fiverenan-dalana izao,na dia efa nanana kara-panondro eran-tany nampahaleo tena aza 49 taona lasa i... tohiny
tazia ( 08/04/2009 05:34)
tsihialaminao koika
mba magataka io hira io azafady... tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/04/2009 08:12
soanja ( 08/04/2009 05:09)
Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?
Efa niresaka momba an'io ihany ny namana Rakaroka fa raha azo atao dia mba azon'ny Rakaroka hazavaina bebe kokoa ve amin'izay ny namana afaka mandray anjara izay te momba an'io fotsiny. Misaotra mialo... tohiny
novalian'i rakaroka ny 14/04/2009 22:19
essera ( 08/04/2009 04:50)
Misaotra betsaka ny fahendren'ny TIM
Salama daholo e, Haingana dia haingana ny fivoaran'ny toe-draharaha eto amintsika amin'izao fotoana. Raha tamin'ny alatsinainy nilaza i Rasolomaso teo am kianja mahazatra antsika fa amin'ity her... tohiny
novalian'i fanou14 ny 09/04/2009 08:16
niryna ( 08/04/2009 04:14)
Ny famelan-keloka:misy voavela misy tsy voavela ..an!
Ahoana tokoa izany? Misy fahotana izay voavela ny heloka kanefa toa misy koa tsy ho voavela mihitsy ? [b] Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helon... tohiny
rrgmt ( 08/04/2009 02:10)
Hivavaka ho an'iza?
Mivavaha ho an'i Ra8 ary mivava koa ho an'i Andry TGV, ary aoka izay ny fampielezana lainga sy izay hevitra tsy mari-pototra ka mba hitady ny fandriampahalemana ho an'ny firenena malagasy! :D ... tohiny
novalian'i mia ny 13/04/2009 21:12
litika ( 08/04/2009 01:22)
Fifaninanana mamboly RONGONY MAHERY
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5701:culturede-marijuanaa-madagascarun-dossierscandaleux-contre-ravalomanana&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53 Dia ho aiza... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 08/04/2009 18:05
xxx ( 07/04/2009 22:01)
Fanontaniana
Ahoana no ahafantarana fa mamela heloka Atra? Ahoana no ahafantarana fa voavela ny heloky ny olona iray rehefa avy nanota izy ka nifona teo anatrehan'Atra? Afaka mamaly faty ve Atra? Sa manasazy?... tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:38
xxx ( 07/04/2009 21:39)
Fetin'ny labiera any Antsirabe
Andao atao fahirano ity fety ity satria ny gropy Fraise no tompon'ny THB dia samy tsy mankany Antsirabe fa tsy mividy labiera fa karaoty sy kaki no vidiana. non au THB, et Produit STAR... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 00:49
niryna ( 07/04/2009 20:38)
Hivady izy roa lahy
Teo am-pianarana sekoly alahady dia nisy mpivady niaraka taminay tonga nianatra tao ihany koa ka dia nivadika kely ny resaka raha nanontany ity mpampianatra izy ireo fa raha misy olona te hivady ato a... tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2009 15:53
betty ( 07/04/2009 19:59)
Rebika - An'irotra
Salut daolo é, mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Rebika "An'irotra" ve? Misaotra é... tohiny
novalian'i YASHN ny 14/04/2009 10:58
sitlo ( 07/04/2009 18:11)
Sangisangy zary tena 3
[u]Mpanao gazety[/u]: Inona TGV no fepetra horaisinao fa ny assise nationale ity toa tsy nisy akony? [u]TGV[/u]: Manome baiko ny CAPSAT aho hanajanona an'i Jade.... tohiny
Noue ( 07/04/2009 16:15)
Aiza ianareo ry tgv sy HAT fa mijaly ny "VAHOAKA" eee
lozanareo miady seza ao fotsiny fa ahoana zao fijalian'ny "vahoaka" zao eee ??? [b]Les tensions s’enveniment au sein de l’exécutif de la HAT par rapport à la nomination des ministres de son g... tohiny
novalian'i mihitsy ny 08/04/2009 05:44
xxx ( 07/04/2009 15:55)
fanambarana maika : mila munition raha mahita
Déclaration : Nous sommes actuellement un collectif de plusieurs officiers supérieurs, et de plusieurs sous officiers, majoritaire en nombre au niveau de toute l’armée malgache, a soumettre ce... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:21
mazavajery ( 07/04/2009 15:26)
Toe-tsaina mihitsy no mila fanamboarana ?
Rehefa jerena ny tantaran'ity nosy malalantsika ity dia saika miverina foana ny toe-draraha na iza mpitondra eo ? Ny maha lasa ny saiko dia hoe ny mpanana manana ihany fa isika vahoaka no mijaly sy ma... tohiny
novalian'i milamm ny 08/04/2009 05:07
bozyboleta ( 07/04/2009 14:57)
Fahavoazana navelan'i jade.Inona no ataon'ny fanjakana fôpla
Ny RNM tsy mande any @ faritra mbola tohin'ilay nandorana azy nefa ireny no tena fitaovana nanaovana antso avo ny mponina isaky ny misy siklôna. Ny tahiry vonjy taitra any @ ireo toby BNGRC noroban'... tohiny
novalian'i ralevazou ny 08/04/2009 12:26
Noue ( 07/04/2009 13:56)
A toi militaire, compatriote, mari, père, frère et fils
[b]HONTE et TRISTESSE… voilà les sentiments qui m’animent en ce jour et durant ces deux derniers mois, car au lieu de RESPONSABILITE, Vous avez opté pour DEMISSION.[/b] http://www.topmada.com/2... tohiny
novalian'i milamm ny 09/04/2009 04:06
bazylou ( 07/04/2009 13:36)
dia ahoana ihany ???
ka na hanao grevy mandrakizay daholo aza ani e, dia vive tgv !! ary tgv ihany no eo!! manonofy izany le8 back home izany e!! na izy tenany aza nandeha an tsitrapo ny hilefa ka inona no lazaina reo ti... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8853