Sangisangy zary tena 3
1. sitlo
(
07/04/2009 18:11)
Mpanao gazety: Inona TGV no fepetra horaisinao fa ny assise nationale ity toa tsy nisy akony?
TGV: Manome baiko ny CAPSAT aho hanajanona an'i Jade.

novalian'i yonikafopl ny 08/04/2009 20:29
2. locl
(
07/04/2009 20:09)
allô allô TGV ihany ity, mbola miandry an' France aho hanome vola fa dia matesa aloha izay ho faty, ary avelao ho noana any ireo @ zay tsy misy mpigirevy intsony eeee
3. fijo
(
07/04/2009 21:14)
TGV ihany ity.mbola teny ambony roplanina aho ,ka tsy hitako izay fijalina nisy teo kooooo
4. salopard
(
07/04/2009 21:30)
Ie, tsy maintsy rava io TATEZA-MITA io.
aty lavitra aty ampihinana aorta, sy misotro whisky aho no mahita ny fijalianareo gasy
tohizo ny grevy, raha tafavoaka tonga aho, raha tsy tafavoakanareo dia ao ianareo.
za hi-grevy tsy hikapa, fa le grevy de la faim ho anareo noana iny,
izay le hoe grevy de WC
Samia tsy mitifitra ny vadiny intsony , grevy de lit io
Asio grevy partout, na eto @ serasera aza miserasera intsony, grevy de sera indray io

5. xxx
(
07/04/2009 21:42)
TGV: "Afaka manao fety etsy amin'ny 13 Mai izahay raha ilaina izany, dia henonao eo ny akony...BOUM-BOUM-BOUM"
6. fijo
(
07/04/2009 21:56)
tgv ihany ity ka.mino aianareo ry vahoak afa tsy hoela dia handroso ny firenena.(satria ianareo hofaty daholo ,dia izahay sisa no handrso eto,satria lany ny mahantra)
7. mihitsy
(
08/04/2009 05:40)
fijo:
tgv ihany ity ka.mino aianareo ry vahoak afa tsy hoela dia handroso ny firenena.(satria ianareo hofaty daholo ,dia izahay sisa no handrso eto,satria lany ny mahantra)
tonga de mazava be fa toe-tsaina tim sy mpomba an-dra8 zany, vao mandeha fotsiny ny resaka de efa fantatra, mpandainga sy mpanely tsaho hatrany am tsinay maintiny!
tsy aleo ny hita maso no tantaraina fa tsy ze any an-kibon'ny omby any?
oh hoe "tsy mbola teraka za tam 1947 zany ka tsy hitako loatra ny idirako am zany!", na hoe "le peuple qui m'a collecté à Ivato", na koa hoe "na le pont na la pont tsy olana zany fa rehefa tatezana de efa fantatra zany"
ihomehezako fotsiny
8. nalison
(
08/04/2009 06:05)
mpanao gazety: tgv ahoana ny fepetra raisinao momba izao rivo-doza izao
tgv: aleo izy aloha hiditra mba hamafa ireo TIM migrevy ireo
mpanao gazety: ka mahery be nge ilay izy e
tgv : ka izay sisa tsy maty eo dia mpanaradia ahy
isaorako jad fa izy no tonga alohan'ny miaramila ny sadec
izao mba mahazo mandeha conge aloha ny CAPSAT
sady tsy misy famatsiambola matevina miditra ampaosy raha tsy miasa mafy i jad .Efa nanome baiko ny ministra aho hitady mpamatsy vola fa na i madama ary zao efa mahalaana manao bauté.
ny momba ny banky central indray dia ny CAPSAT no alefa hiasa ao manomboka amin'ny herinandro ambony miaraka amin'ireo gadra politika afaka satria ireo tsy afaka niasa nandritra izy tany amponja

10. xxx
(
08/04/2009 08:11)
mpanao gazety: ahoana ny fahitanao ny toedraraha misy amizao fotoana?
tgv: tsy fantatro izany fa anontanio anireo minisitra ireo
mpanao gazety: ireo olona amanaliny migrevy ao antsirabe?
tgv: mety handefasako mpapihorohoro izay hiara hiasa aminy capsat any ireo, satria manohitohina ny gadra afaka(ramerci, denis be) izay miara miasa akaiky amiko
mpanao gazety: ary ireo tra-boina taminy fandalovany jade ahoan?
tgv: tsy andraikitro izany satria prezidany hat za fa tsy orezidany malagasy
mpanao gazety: inona no zava-bita hatraminy nahateo anao?
tgv: efa feno fozaorana ny biraopanjakana rehetra, ary efa manomboka mahazo vahana ny halatra vono olona, fanondranana antsokosoko, satria efa tafapetraka aminy toerany ireo dahalo, pisoloky mpamno olona aminizao